Akama&Colombe Friperiee

Akama&Colombe Friperiee PrΓ©s de microfinance ankasina

Akory aby e 🫑 ARRIVAGE manify isika ny lundi 24/08/2026 a!Ka alefaso SMS hatrany ny commande ary:service clients :πŸ“ž03809...
23/08/2026

Akory aby e 🫑
ARRIVAGE manify isika ny lundi 24/08/2026 a!
Ka alefaso SMS hatrany ny commande ary:
service clients :
πŸ“ž0380904999
πŸ“ž0389019999
πŸ“ž0334123456
Mandefa faritra manerana ny nosy hatrany izahay ,
Ary ampatsiahivina isika fa efa manao livraison tana ville ihany koa izahay ka aza misalasala miantso.
service livraison tana : 0380212222

Mirary n'y soa sy ny tsara ho antsika rehetra hatrany izahay ekipanAkama&Colombe Friperieeriee

Akory aby e 🫑 ARRIVAGE manify isika ny lundi 17/08/2026 a!Ka alefaso SMS hatrany ny commande ary:service clients :πŸ“ž03809...
16/08/2026

Akory aby e 🫑
ARRIVAGE manify isika ny lundi 17/08/2026 a!
Ka alefaso SMS hatrany ny commande ary:
service clients :
πŸ“ž0380904999
πŸ“ž0389019999
πŸ“ž0334123456
Mandefa faritra manerana ny nosy hatrany izahay ,
Ary ampatsiahivina isika fa efa manao livraison tana ville ihany koa izahay ka aza misalasala miantso.
Mirary n'y soa sy ny tsara ho antsika rehetra hatrany izahay ekipanAkama&Colombe Friperieeriee

Mandrampiandry ny arrivagetsika manaraka dia aza hadino fa be dia be ireo entana promotion,izay tena mora be ato aminayI...
22/07/2026

Mandrampiandry ny arrivagetsika manaraka dia aza hadino fa be dia be ireo entana promotion,izay tena mora be ato aminay
Ireto misy santionany vitsivitsy
-Manteau homme:200 000ar
-pull tunique:140 000ar
-slim jean gris noir femme:240 000ar
-soutien 1er:290 000ar
-colle montΓ©:250 000ar
-kiraron-jaza 2em:110 000ar
-Bapampa an'ankizy:290 000ar
-Trench:180 000
-Jean mafana am-behivavy:180 000
-Sur matelas:180 000ar
-pyjama cotton:200 000
-pyjama cotton:260 000ar
Mbola maro be tsy voatanisa,afaka miantso
0380904999
0389019999
Afaka manao livraison izahay na tana na faritany

ahemotra amn andro hafa manaraka ny arrivage tsika.Manao zavatra tsy mora ka hialana tsinyAkama&Colombe Friperiee
13/07/2026

ahemotra amn andro hafa manaraka ny arrivage tsika.
Manao zavatra tsy mora ka hialana tsiny
Akama&Colombe Friperiee

Akory aby e 🫑 ARRIVAGE manify isika ny lundi 13/07/2026 a!Ka alefaso SMS hatrany ny commande ary:service clients :πŸ“ž03809...
12/07/2026

Akory aby e 🫑
ARRIVAGE manify isika ny lundi 13/07/2026 a!
Ka alefaso SMS hatrany ny commande ary:
service clients :
πŸ“ž0380904999
πŸ“ž0389019999
πŸ“ž0334123456
Mandefa faritra manerana ny nosy hatrany izahay ,
Ary ampatsiahivina isika fa efa manao livraison tana ville ihany koa izahay ka aza misalasala miantso.
Mirary n'y soa sy ny tsara ho antsika rehetra hatrany izahay ekipan'ny Akama&Colombe Friperiee

10/07/2026

Akory aby e.
mbola mitohy hatrany ny promotion amin'ireo karazan'entana maro samihafa ato aminay a.
Ny service livraison koa efa misy a!πŸ›΅
ho antsika Eto andrenivohitra sy ny manodidina.
contact:
service livraison: 0380212222
service clients : 0380904999 /0389019999

Akory aby e 🫑 Aza variana sao tara a!ARRIVAGE manify isika ny lundi 22/06/2026 a!Ka alefaso SMS hatrany ny commande ary:...
21/06/2026

Akory aby e 🫑
Aza variana sao tara a!
ARRIVAGE manify isika ny lundi 22/06/2026 a!
Ka alefaso SMS hatrany ny commande ary:
service clients :
πŸ“ž0380904999
πŸ“ž0389019999
πŸ“ž0334123456
Mandefa faritra manerana ny nosy hatrany izahay ,
Ary ampatsiahivina isika fa efa manao livraison tana ville ihany koa izahay ka aza misalasala miantso.
Mirary n'y soa sy ny tsara ho antsika rehetra hatrany izahay ekipan'ny Akama&Colombe Friperiee

Akory aby e!!ARRIVAGE roa sosona be isika ny alatsinainy 15/06/26 a! arrivage double mihitsy  (Manify sy Matevina)ataovy...
14/06/2026

Akory aby e!!
ARRIVAGE roa sosona be isika ny alatsinainy 15/06/26 a!
arrivage double mihitsy (Manify sy Matevina)
ataovy dieny izao amin'ny message ary ny commande-nao a.
amin'ireto laharana ireto
0380904999
0389019999
0334123456

mampatsiahy anareo hatrany koa izahay fa manao livraison tana ville izahay a!
ny amin'ny faritra moa dia efa hainareo hoe mandefa hatrany izahay
MARO KOA NY PROMOTION ato amin tsika amzao ankatoky ny asaramanitra zao!
Akama&Colombe Friperiee

Akory aby e 🫑 Aza variana sao tara a!ARRIVAGE manify isika ny lundi 16/03/2026 a!Ka alefaso SMS hatrany ny commande ary:...
07/06/2026

Akory aby e 🫑
Aza variana sao tara a!
ARRIVAGE manify isika ny lundi 16/03/2026 a!
Ka alefaso SMS hatrany ny commande ary:
service clients :
πŸ“ž0380904999
πŸ“ž0389019999
πŸ“ž0334123456
Mandefa faritra manerana ny nosy hatrany izahay ,
Ary ampatsiahivina isika fa efa manao livraison tana ville ihany koa izahay ka aza misalasala miantso.
Mirary n'y soa sy ny tsara ho antsika rehetra hatrany izahay ekipan'ny Akama Colombe

Akory aby e!!ARRIVAGE roa sosona be isika ny alatsinainy 01/06/26 a! Sao dia variana ka ho taratsenaintsika amin'ny arri...
30/05/2026

Akory aby e!!
ARRIVAGE roa sosona be isika ny alatsinainy 01/06/26 a! Sao dia variana ka ho tara
tsenaintsika amin'ny arrivage double mihitsy ity volana jona ity. (Manify sy Matevina)
ataovy dieny izao amin'ny message ary ny commande-nao a.
amin'ireto laharana ireto
0380904999
0389019999
0334123456

mampatsiahy anareo hatrany koa izahay fa manao livraison tana ville izahay a!
ny amin'ny faritra moa dia efa hainareo hoe mandefa hatrany izahay
mirary soa anareo reny rehetra sahady koa izahay amin zao fetinareo zao a!
Akama&Colombe Friperiee

Address

Lalambaovao 67
Antananarivo
ANTANANARIVO101

Telephone

+261380904999

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Akama&Colombe Friperiee posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share