IslandCash

IslandCash IslandCash est une plateforme mondiale facilitant l’échange d’actifs numériques et la vente de cartes Visa virtuelles rechargeables.
(1)

Simplifiez vos transactions en ligne avec nos solutions de paiement sécurisées sur https://islandcash.net.

Cher(e) Client(e),Nous vous informons qu’il n’y aura pas de service le 25/05 à l’occasion de la fête de Pentecôte. Repri...
23/05/2026

Cher(e) Client(e),

Nous vous informons qu’il n’y aura pas de service le 25/05 à l’occasion de la fête de Pentecôte. Reprise normale des activités le 26/05.

Nous vous souhaitons une excellente fête de Pentecôte.
Merci de votre compréhension.

13/05/2026

Ry mpajifa hajaina,
Noho ny fankalazana ny fetin’ny Ascension dia tsy hisy service rahampitso 14/05. Hiverina amin’ny laoniny ny service ny 15/05. Misaotra tompoko.

30/04/2026

Ry mpajifa hajaina,
Tsy hisy ny service ny 01 Mey noho ny Fetin’ny Asa. Hiverina ara-dalàna ny asa ny 02 Mey. Misaotra tompoko.

Ry mpanjifa hajaina,Ampahafantarinay fa tsy hisy service ny alatsinainy 06/04 noho ny Alatsinainy P***a.Mirary P***a sam...
04/04/2026

Ry mpanjifa hajaina,
Ampahafantarinay fa tsy hisy service ny alatsinainy 06/04 noho ny Alatsinainy P***a.
Mirary P***a sambatra ho anareo rehetra! 🎉
Hiverina ny service ny talata 07/04.

Misaotra tompoko.

Ho an'ny MpanjifaHo an’ity taona 2025 ity dia hiasa hatramin’ny 31 Desambra amin’ny 10h30min izahay. Hisy ihany koa ny “...
30/12/2025

Ho an'ny Mpanjifa

Ho an’ity taona 2025 ity dia hiasa hatramin’ny 31 Desambra amin’ny 10h30min izahay. Hisy ihany koa ny “service minimum” ny 02 Janoary 2026, ary hiverina tanteraka ny asa ny 05 Janoary 2026.

Mirary fety sambatra ary taona vaovao 2026 feno fahasambarana sy fahombiazana ho antsika rehetra! 🎄✨❤️

Nous informons notre aimable clientèle que les services de l'Islandcash seront suspendus les 24 et 25 décembre à l’occas...
23/12/2025

Nous informons notre aimable clientèle que les services de l'Islandcash seront suspendus les 24 et 25 décembre à l’occasion des fêtes de Noël.
👉 La reprise des services est prévue le 26 décembre.
Merci pour votre compréhension et joyeuses fêtes à tous 🎄✨

📢 FAMPAHAFANTARANA HO AN’NY MPANJIFAAmpahafantarin’ny IslandCash fa tsy hisy asa ny Sabotsy 1 Novambra noho ny fankalaza...
31/10/2025

📢 FAMPAHAFANTARANA HO AN’NY MPANJIFA

Ampahafantarin’ny IslandCash fa tsy hisy asa ny Sabotsy 1 Novambra noho ny fankalazana ny Andron’ny Olomasina (Toussaint).
Hiverina amin’ny asa ara-dalàna izahay ny Alatsinainy 3 Novambra.

Misaotra betsaka amin’ny fahatakarana sy ny fiaraha-miasa hatrany. 🙏

Ekipa IslandCash

Miarahaba tompoko,Toy izao n'y fandaharam-potoana ho an'ity herinandro ity, Ny ekipa islandcash dia mirary sahady fety s...
03/06/2025

Miarahaba tompoko,
Toy izao n'y fandaharam-potoana ho an'ity herinandro ity,
Ny ekipa islandcash dia mirary sahady fety sambatra ho antsika rehetra

NIAKATRA NY   DE   AO  WEB ,… 👉
28/02/2025

NIAKATRA NY DE AO WEB ,…
👉

Address

Ambohipo
Antananarivo
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when IslandCash posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to IslandCash:

Shortcuts

Share