G.M.G Madagascar

G.M.G Madagascar G.M.G dia tambazotra mpifanakalozana sy fifanapiana entina ampivoarana ny fivelomana

Ho antsika Mpiompy manerana an'i Madagasikara Manana vokatra tsara kalitao ianao toy ny akoho, kisoa sns ?Leo amin'ny fa...
17/03/2023

Ho antsika Mpiompy manerana an'i Madagasikara

Manana vokatra tsara kalitao ianao toy ny akoho, kisoa sns ?
Leo amin'ny fanararaotana amin'ny vidim-bokatra?
Izahay tambazotra Gasy Manampy Gasy ( GMG ) dia vonona ny handray ny vokatra misy eo aminao.
Aza misalasala mandefa hafatra miafina misy ny toerana misy anao , ny habetsan'ny vokatra misy eo aminao ary ny vidiny handefasanao azy.

Ireto ny laharana hazoanao ny tambazotra :
- 034 81 225 94
- 033 26 479 67
- 032 26 479 67

Mitohy hatrany ny fihidinana hifotony ho an'ireo efa nisoratra anarana ato amin'ny GMG.Efa misy ny fandaharam-potoana am...
14/03/2023

Mitohy hatrany ny fihidinana hifotony ho an'ireo efa nisoratra anarana ato amin'ny GMG.
Efa misy ny fandaharam-potoana amin'izany. Marihana fa miantso sy mampiomana mialoha ireo ekipa mpanatanteraka izany.

Ho antsika mpamboly eto MadagasikaraRaha manana vokatra betsaka ianao nefa tsy mahita mpandray vokatra.Araraotin’ny mpan...
14/03/2023

Ho antsika mpamboly eto Madagasikara

Raha manana vokatra betsaka ianao nefa tsy mahita mpandray vokatra.

Araraotin’ny mpandray vokatra ianao amin’ny vidiny.

- afaka mandray ny entanao izahay

- tsy mila miakatra eto Antananarivo ianao amin’ny fananterana ny vokatra fa izahay no manantona anao.

- aza misalasa manantona anay fa vonona ny handray
anao ziahay.

Laharana :
034 81 225 94
032 26 479 67
033 49 286 75

Ampahafataro ny ASANAO SY NY VOKATRAO.Tsy natao ambanin'javatra ny tanjakin'ny fananana tranokala entina ampahafatarana ...
05/03/2023

Ampahafataro ny ASANAO SY NY VOKATRAO.
Tsy natao ambanin'javatra ny tanjakin'ny fananana tranokala entina ampahafatarana ny sehatrasa misy anao sy ireo vokatra vokarinao amin'ireo sehampifandraisana ento antoerana na aviany ivelany.
Isany ireo singa fampivelarana ny sy fampiroboroboana ny asanao izany.
Izahay eto aminy GASY MANAMPY GASY Dia manome ireo mpisitraka ny tambazotra tranokala fampiratiana (site vitrine) tsy andoavana vola Ary arahin'ireo teknisianina efa sangany aminy fampivelarana izany.

Koa nde iaraka iasa ho fampivelarana ny soa hoany Maro.

Ho antsika MPAMOKATRA (Mpamboly sy mpiompy)- mpamokatra ianao ka tia hitady lalam-barotra? - sahirana ianao amin'ny fiov...
27/02/2023

Ho antsika MPAMOKATRA (Mpamboly sy mpiompy)
- mpamokatra ianao ka tia hitady lalam-barotra?
- sahirana ianao amin'ny fiovaovan'ny vidim-bokatra?
- mila fahaiza-manao ianao eo amin'ny famokarana manaraka ny vanim-potona?
- tia hampitombo ny vokatra eo aminao ianao fa tsy ampy ny hoeti-manana?
- tsy ampy ny fitaovam-pamokarana eo ampelantananao?
Ny tambazotra Gasy Manampy Gasy (G.M.G) dia afaka manampy anao. Toa izao ny
fanampina afaka hatolotra anao :
-fampitaovana
-fitadiavana lalambokatra sy fandraisana ny vokatra
-famatsiana ara-bola
-fampiofanana eo amin'ny sehatrin'ny fambolena

Raha mahaliana anao ny hisitraka ireo tombotsoa ireo, aza misalasala manantona
aty amin'ny birao G.M.G Bemasoandro Itaosy na mandefa hafatra mifina.

Fanampi-mpanzavana :
-034 81 225 94
-032 26 479 67
-033 49 286 75

24/02/2023

Noho ny fangatahan'ny maro dia misokatra ny birao rahampitso manomboka amin'ny 9ora ka hatramin'ny 12ora.
Ny ekipa Gasy Manampy Gasy dia faly mandray anareo hatrany.

Laharana:

034 11 590 74
033 49 286 75
032 26 479 67

HO ANAO MPANDRAHARAHAHampiroborobohy ny orinasanao amin'ny alalan'ny tanjaky ny tambazotra Gasy Manampy Gasy.- manana te...
24/02/2023

HO ANAO MPANDRAHARAHA
Hampiroborobohy ny orinasanao amin'ny alalan'ny tanjaky ny tambazotra
Gasy Manampy Gasy.

- manana tetik'asa hitanao hahomby ianao nefa tsy ampy ny eo am-pelatanana?
- misy hevitra fototra nefa matahotra ?
- tia hanitatra izay vitanao ?
- vao hisehatra amin'ny fandraharahana mihintsy?
- mitady lalam-barotra?

Ny tambazotra Gasy Manampy Gasy (GMG) dia afaka manampy anao
Raha mahaliana anao dia manasa anao hanantona ny birao G.M.G ety Bemasoandro
Itaosy na mandefa hafatra miafina.

Fanampi-mpanazavana :
034 81 225 94
032 56 702 83
033 49 286 75

Ho antsika MPANDRAHARAHA - manana tetik'asa ianao ka tia hivelatra kokoa ?- mety tsy ampy ny hoeti-manana hanantaterahan...
23/02/2023

Ho antsika MPANDRAHARAHA
- manana tetik'asa ianao ka tia hivelatra kokoa ?
- mety tsy ampy ny hoeti-manana hanantaterahana ny vinanao ?
- mitady lalam-barotra ho an'ny vokatrao ?
- tsy ampy ny fitaovana hampiasanao?
- tsy ampy traikefa ianao?

Ny tambazotra Gasy Manampy Gasy (G.M.G.) dia afaka manampy anao.
Toa izao ny fanampina afaka sitrahanao :
- fanampiana ara-pitaovana
- fampiofanana
- fanampiana ara-kevitra
- fandraisana ny vokatra sy fitadiavana lalambokatra

Raha mahaliana anao ny hisitraka ireo tombotsoa ireo, aza misalasala
manantona aty amin'ny birao G.M.G Bemasoandro Itaosy.

Laharana
- 034 81 225 94
- 032 56 702 83
- 033 49 286 75

Ny tambazotra Gasy Manampy Gasy dia efa hanomboka ny fanomanana ny fandraisana anareo izay any amin'ny faritra. Koa, ho ...
22/02/2023

Ny tambazotra Gasy Manampy Gasy dia efa hanomboka ny fanomanana ny fandraisana anareo izay any amin'ny faritra. Koa, ho anareo izay amini'ireto faritra sy toerana manaraka ireto dia afaka mandefa hafatra miafina (MP) ny toerana misy azy miaraka amin'ny anarana feno.

- MANJAKANDRIANA
- MORAMANGA
- BRICKAVILLE
- TOAMASINA

21/02/2023
Nous sommes à la recherche d'un(e) Community Manager pour rejoindre notre équipe. En tant que Community Manager, vous se...
20/02/2023

Nous sommes à la recherche d'un(e) Community Manager pour rejoindre notre équipe. En tant que Community Manager, vous serez responsable de la gestion et de l'animation de nos communautés en ligne sur les réseaux sociaux et autres plateformes en ligne.

Si vous êtes passionné(e) par les réseaux sociaux, avez l'expérience en gestion des communautés en ligne, et êtes à la recherche d'un nouveau défi, nous sommes ravis de recevoir votre candidature.

Veuillez envoyer votre dossier de candidature composé d’un CV et d’une lettre de motivation avec prétention salariale à l’adresse mail : [email protected]

Araka ny fandaminana dia efa manomboka ny fandraisana antsika tsirairay. Mba ahafahantsika mahafantatra ny fotoana andra...
20/02/2023

Araka ny fandaminana dia efa manomboka ny fandraisana antsika tsirairay. Mba ahafahantsika mahafantatra ny fotoana andraisana antsika dia ireto misy laharana afaka antsoina :

034 81 225 94
033 49 286 75
032 26 479 67

Address

Ipb 80 Bis Bemasoandro Itaosy
Antananarivo
102

Opening Hours

Monday 08:30 - 16:30
Tuesday 08:30 - 16:30
Wednesday 08:30 - 16:30
Thursday 08:30 - 16:30
Friday 09:00 - 16:00

Telephone

+261347234789

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when G.M.G Madagascar posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share