01/08/2025
🔋PILE RECHARGEABLE AA (R6 ) USB TYPE-C 🔋
🆕 Vokatra vaovao be. Technologiaaaaa !
🔋Pile rechargeable tsy mila chargeur port universelle intsony ❌.
🔋Tonga dia azonao charge-na directe amin'ny câble USB-C izy.
⚙ 2200 mWh - 1467 mAh
⚙ LI-ION BATTERY
⚙ 1 Pack / 2 pile
⚙ 1,5 Volte
Ny *pile AA* (na “piles LR6”) dia *batterie kely mahazatra*, ampiasaina amin'ny fitaovana maro. Ireto misy *appareil* mahazatra mampiasa pile AA:
🔄 Raha pile rechargeable AA:
- Azonao ampiasaina amin’ireto fitaovana rehetra ireo.
🔋 *Fitaovana mampiasa pile AA*:
1. * Famatarana andro ( Montre murale )
2. *Souris sy clavier sans fil*
3. *Radio portable*
4. *Fakan-tsary (appareil photo numérique)*
5. *Lalao (console portable, toy ny Gameboy, manette Xbox sasany)*
6. *Toys/jouets elektrika* (fiara, biby kely, sns.)
7. *Horloge murale* (famantaranandro an-drindrina)
8. *Flash lampe torche*
9. *Thermomètre digital / tensiomètre portable*
10. *Appareil mpandrindra ny rivotra (diffuseur)*
❌ Ity pile ity dia tsy mila chargeur mitokana
Mp avy hatrany manao commande na miantso ny laharana eo ambany ⬇ aterinay eo no eo.
📞034 74 374 69 / 033 74 774 67
📲032 84 257 74 WhatsApp
🎁Mandefa any amin'ny Faritra