StartPlus

StartPlus Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from StartPlus, Investing Service, Antananarivo.

📚 Formation en Télétravail💻💸

✅️Freelance 💰
✅️Trading💰
✅️Marketing Digital💰
✅️Call Center💰
✅️Micro-tâches💰
✅️Sondage💰
✅️Surveys💰

☎️Contact: 034 66 758 13📞
📲Whatsap: 034 66 758 13
📩Email: [email protected]

21/11/2025

🎯FORMATION TRADING (BASE)📚
👀Tsidio hatrany ny Page ahafahantsika manaraka ny tohin'ny fampianarana🚀

en Ligne


Tsy azo lavina intsony fa ny Intelligence Artificielle (IA) no manova ny hoavin’ny asa sy ny fandraharahana eran-tany.Ir...
30/10/2025

Tsy azo lavina intsony fa ny Intelligence Artificielle (IA) no manova ny hoavin’ny asa sy ny fandraharahana eran-tany.
Ireo tsy mianatra mampiasa azy anio dia ho toy ny olona tsy nahay nampiasa Internet tamin’ny voalohany 😅

💡 Na ao amin’ny freelance, marketing digital, design, automatisation, création de contenu, trading na e-commerce, dia zavatra iray no manavaka ny matihanina sy ny mankany amin’ny fahombiazana dia ny IA.
Ary izao no tsara ho fantatra ➜ azo ianarana maimaimpoana !
Ity site manokana ity dia manolotra formations gratuites sy tutoriels vidéos IA mora azo :
👉 https://www.aixploria.com/tutoriels-video-ia-formations-gratuites/

Ao dia hianaranao mampiasa ChatGPT 5, Midjourney, Runway, Pika, Sora, Veo, Leonardo AI, sns...
Tena ressource premium ho an’izay te-hampitombo ny compétences numériques-ny.

💭 Satria amin’izao fotoana izao, tsy fanampiny intsony ny IA, fa fitaovana ilaina ho an’ny fahombiazana.

👉 Manomboha mianatra anio, ary ampidiro ny IA amin’ny fiainanao sy ny asanao !

💬 Manasa anao hatrany hanaraka ny pejy sy hizara amin’ny namana.

TE HIASA VE IANAO DÉBUTANT(E)? Te hiasa sy maniry ny isehitra eo amin'ny tontolon'ny asa nefa tsy mbola manana expérienc...
28/12/2024

TE HIASA VE IANAO DÉBUTANT(E)?

Te hiasa sy maniry ny isehitra eo amin'ny tontolon'ny asa nefa tsy mbola manana expérience sy tsy mahay ny Zavatra tokony atao...🤔

🟠Mbola mihakanakana refa miteny vahiny sy matahotra maneho hevitra ?
🟠Tsy mahita ambara refa @ fotoanany entretien d'embauche ?
🟠Tsy mahafantatra ny toerana tokony andehanana mipostule satria matahotra fa tsy mbola expérimenté(e). . .
🟠 Recalé foana fa tsy mety voaray mintsy?
🟠Misy stress be foana fa tsy mahay migerer izany eo imasony recteur ?

𝗡𝗮𝘁𝗮𝗼 𝗵𝗼𝗮𝗻𝗮𝗼 𝗶𝗻𝗱𝗿𝗶𝗻𝗱𝗿𝗮 𝗶𝘁𝘆!

AVEC BONUS:
Fianarana teny Anglisy GRATUIT mandrapahaizanao, ho anao mbola tsy mahay Anglais kanefa te hisitraka ny tolotra.

Mahazo fihenambidy manokana izay miditra MP izao dia izao ka manontany plus d’information ary mamandrika toerana.

Contact: 034 66 758 13

TE HIASA VE IANAO DEBUTANT(E)? Ndao hanao Téléopérateur ANGLOPHONE ✅ Mianatra ny asa rehetra atao any amin’ny call cente...
16/10/2024

TE HIASA VE IANAO DEBUTANT(E)?
Ndao hanao Téléopérateur ANGLOPHONE

✅ Mianatra ny asa rehetra atao any amin’ny call center isika (appel entrant, appel sortant, mailing, ….)
✅ Mianatra ny fomba fiatrehana entretien ihany koa (fomba figerena stress, prononciation mba ahatonga anao ho fluide tsara, ……)
✅ Renforcement de langue Anglaise (parler sy écrit)

Fianarana teny Anglisy GRATUIT mandrapahaizanao, ho anao mbola tsy mahay Anglais kanefa te hisitraka ny tolotra.

Mahazo fihenambidy manokana izay miditra MP izao dia izao ka mamandrika toerana.

Contact: 034 66 758 13

Ndaho hiasa ao arinan'ny fiofanana.TIANAO VE RAHA IANAO IHANY NO PATRON NY TENANAO? NA EFA RERAKA MITADY ASA FA TSY METY...
04/10/2024

Ndaho hiasa ao arinan'ny fiofanana.

TIANAO VE RAHA IANAO IHANY NO PATRON NY TENANAO? NA EFA RERAKA MITADY ASA FA TSY METY VOARAY?

~ Na mbola Mpianatra fa mitady asa tsy dia mandany fotoana be
~ Na efa miasa fa mitady fidiram-bola fanampiny ary amn'ny fotoana izay mety aminao

Ndao hanao TÉLÉTRAVAIL (FREELANCE)
Ao an-trano ihany no miasa
Ianao no mandamina ny ora hiasanao

Mandray débutant na débutante izahay
Mety atao vadin'asa
Mety amin'ny mpianatra ihany koa ilay asa

Niveau BEPC na BACC no takiana
Olona tadiavina: 18 à 48 ans
Débutant(e) accepté

Mahazo fihenambidy manokana izay miditra MP izao dia izao Ka mamandrika toerana 😊

✅ MIASA AVY HATRANY VITA FORMATION

Contact: +261 34 66 758 13

❌⚠️ TANDREMO IRETO LESOKA 4 IRETO ❌⚠️ REHEFA HIATRIKA ENTRETIEN D'EMBAUCHE INAO  Lesoka 1: Tsy fahampian'ny fiomanana:Ny...
27/08/2024

❌⚠️ TANDREMO IRETO LESOKA 4 IRETO ❌⚠️ REHEFA HIATRIKA ENTRETIEN D'EMBAUCHE INAO

Lesoka 1: Tsy fahampian'ny fiomanana:
Ny tsy fanaovana fikarohana momba ny orinasa, ny tsy famantarana ny anjara asa izay ho sahaninao, ary ny tsy fahavononanao hamaly ireo fanontaniana mahazatra efa mateti-pitranga amin'ny entretien dia mety hitarika amin'ny valin-teny tsy voahevitra tsara.

Lesoka 2: Fifantohana amin'ny fahalemena:
Ny fanasongadinana ny fahalemenao na ny tsy fahombiazanao taloha nefa tsy mampiseho ny fitomboanao sy fivoaranao dia mety hamela impression négative eo imason’ny recruteur.

Lesoka 3: Tsy fanomezana ohatra:
Ny tsy fampiasana ohatra mivaingana mba hanohanana ny hevitrao na ny fanazavanao dia mety ahatonga ny valinteninao tsy dia mandresy lahatra loatra.

Lesoka 4: Fahatokisan-tena tafahoatra na ny tsy fahatokisan-tena:
Tena ilaina ny fahaizana mandanjalanja tsara ny fahatokisan-tena sy ny fanetren - tena.
Ny “Fahatokisan-tena tafahoatra” dia mety ahatonga anao toy ny mieboebo; ny “tsy fahatokisan-tena” kosa dia mety ahatonga anao ohatry ny tsy sure tsara amin’ny fahaizanao na ny compétence anao.

Ampahany kely amin’ilay tao @ boky momba ny entretien d'embauche “Pass My Interview” iny ihany izao io, fa akoatran’izay dia hita ao koa ny:
- Ny fomba hiomanana amin’ny entretien
- Ny Paik’ady sy tsiambaratelo ahafahana miatrika entretien d'embauche
- Ny fandresena ny tahotra, sns………

Iza daholo ny hiatrika entretien d'embauche atsihoatsy?


Teach | MOTIVATE | inspire

AZA KAMO !Mila tia mianatra isika!Mila manana fotoana hianarana isika raha te hanova ny fiainantsika!Mila manana fotoana...
17/08/2024

AZA KAMO !

Mila tia mianatra isika!
Mila manana fotoana hianarana isika raha te hanova ny fiainantsika!
Mila manana fotoana hianarana isika raha te hampivoatra ny fiainantsika!

Ny olona tsy afaka hianatra eo .
Ianao Mila mianatra!
Tiava mianatra!

Ranito Ny sainao @ fianarana zava-baovao isanandro.
Ranito Ny sainao 'ny Fanaovana formation.

AZA KAMO!
Ampitomboy ny valeur-nao 'ny fianarana teny vahiny (ohatra: teny Frantsay 🇫🇷, teny Anglisy 🇺🇲, sns....)

Ranito Ny sainao am alalan'ny famakiana boky!
Manàna fotoana hamakiana boky isanandro.
Ny olona tsy afaka hamaky boky eo @ toeranao! Ianao Mila mamaky mba ahasoa sy ampivoatra ny fiainanao.

Tsara ny Mizara.
Tsara ny mianatra.
Tsara ny mamaky boky.

Ndao hianatra!
Ndao hamaky Boky!

TEACH | MOTIVATE | INSPIRE

Vao misokatra Ny masonao amin'ny maraina dia:👉 Atomboy amin'ny fisaorana ny andronaoMisaora an'Andriamanitra  zavatra re...
12/08/2024

Vao misokatra Ny masonao amin'ny maraina dia:

👉 Atomboy amin'ny fisaorana ny andronao
Misaora an'Andriamanitra zavatra rehetra eo aminao sy nomeny anao.

✅ Fahasoavana ny mbola velon'aina soamantsara
✅ Fahasoavana ny mbola afaka miteny
✅ Fahasoavana ny mbola afaka miaina normal

✅ Fahasoavana ny fahafan'iny tananao sy ny vatanao mihetsika iny!
✅ Fahasoavana ny mbola afahan'iny sainao mieritreritra iny!
✅ Fahasoavana ny mbola afahan'iny masona iny mihiratra !
✅ Fahasoavana ny mbola afahanao manana fianakaviana eo akaikinao
✅ Fahasoavana ny mbola afahanao manana trano fialofa, indrindra fa mangatsika be izao
✅ Fahasoavana ny mbola afahanao misakafo tsara Io!
✅ Fahasoavana ny mbola afahan'iny horonao iny maheno fofona!
✅ Fahasoavana ny mbola afahan'iny lelanao iny mahare tsiro!

TSY " AUTOMATIQUE " Ny fahafahanao mifoha androany.

Aza Ny olanao sy NY ilainao foanao no ifantohana!
Aza ny tsy ampy eo aminao foana no ifantohana!

Mahaiza mifantoka sy mankasitraka amin' izay anananao sy efa nomeny anao.

Be grateful 🙏
Be thankful 🙏
❤️ The more you are grateful for what you have the more God gives you more ❤️

TEACH | MOTIVATE | INSPIRE
Do not despise the day of small things

Address

Antananarivo

Telephone

+261340837288

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when StartPlus posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to StartPlus:

Share