18/04/2024
GOLD - XAUUSD (actif financier).
Nisy prévision_ko hoe rehefa hidona eo @ prix 2357.40 izy ary hiakatra avy eo.
Nametraka objectif aho hoe eo @ 1053 de points de gain eo.
ary noferako ho 351 points ny perte raha sanatria diso ilay analyse.
🔥🔥🔥🤑👍 Tratra ny objectif 1053 points teto (ary mbola lasa lavitra kely ary ilay cours).
Ary tsy touché kosa ilay 351 points de Stop Loss (limite pertes).
==================
Mety hoe tsy mbola hainao ilay points, objectifs, stop loss.
Ireto ny fanazavana izany.
👉Point = elanelan'ny Prix nidiranao sy ny Prix nivoahanao
👉Objectif : ilay prix vinavinainao ho tratra (tsy tsato-piso 😂😺 io fa misy "série d'analyse".
👉Stop Loss : io kosa dia niveau Prix heverinao fa raha mihoatra io ilay prix ho avy dia TSY MARINA ILAY ANALYSE, tsy maintsy apetraka io satria mila fehezina ny PERTE.
==================
FOMBA FIKAJY GAIN na PERTE amin'ny trading
Ireto no singa hiasa ao :
- VOLUME DE LA POSITION (taille du lot)
- NOMBRE DE POINTS (na pips)
Ohatra naka position enao ACHAT teo @ prix 2357.40 (entrée zan io) ary objectif (take profit) teo am prix 2367.93; dia maazo gain : 1053 points enao na (105.3pips).
Ary ny VOLUME DE LA POSITION noraisinao ka 0.01Lot, (azo ovaina amin'izay tinao sy zakan'ny sainao io annn 🙂 )
Toy izao ny fikajy azy :
Gain na perte en (devise, ohatra USD, sns) = VOLUME * Nombre de points
mitovy ny fikajy azy fa rah gain izy dia miampy io valeur io fotsiny izany ny capital; mifamadika @ izay rah Perte.
Raisiko ilay ohatra teo ambony .
Volume : 0.01Lot
Nombre de points GAIN : 1053points.
Ohatrinona izany ny vola miditra ?
🔥🔥🔥🤑👍🥱Valio @ commentaire hoe. 😁😁😁😁🔥😁🔥😁
NA KOA IZAY LOT MBA TINAO HATAO REHEFA HI-TRADE enao de ataovy eo @ Commentaire.
En générale dia 1 lot * 1 point = 1 USD eo eo. misy actif latsaka kely, misy mihoatra kely.
Alefaaaaaa.