Pullback MDG

Pullback MDG "Les marchés financiers ne sont pas là pour être logiques, ils sont là pour être rentables."
- Jesse Livermore Analyste Financier/Boursier

Du retourA très bientôt ✔️
31/10/2025

Du retour
A très bientôt ✔️

07/07/2024


   ́visions
19/06/2024



́visions

15/06/2024

🇲🇬🙏NY TENA HARENDRINA MALAGASY

Betsaka ihany izao mihevitra fa ireny arendrina taratasy ireny no tena arendrina malagasy. Nefa manana ny maha antsika mihitsy isika raha ny tantara no jerena . Ny Tena Harendrina Malagasy dia hazo iray lava ary nasiana bozaka sy lamba ary jabora ny lohany. Ka iny no narehitra ary noentina nanodidina ny tanàna sy ny hadivory.

Rehefa ho tonga ny fandroana (taom-baovao) dia ny alina mialohan'izy iny no nanaovana azy io ka ireo ankizy no nilalao io afo io sy nitondra izany namakivaky ny tanàna rehetra ary nialohavan'ireo mpitsoka mozika na mpilalao langoroa, angorodao, sodina. Entina manodidina ny tanàna ny afo mba nandroahana ny herin'ny ratsy rehetra, ny fanahy ratsy ary ny zanahary lava nify izay mety nanembatsembana ny fahatongavan'ny maraina taom-baovao na vava alahamady hoy ireo antitra. Teo amin'ny rovan'Antananarivo no naretina voalohany raha taty Imerinatsimo ka vatany voa mahita ireo afo kely mirehidrehitra ny vohitra manodidina dia miara mandrehitra ny azy avokoa. Ka zary feno afo mazava mahafinaritra mirehitrehitra erak'Imerina ary niparitaka'ity fomba ity eraky Madagasikara.

Rehefa tonga ny frantsay, dia nofoanany ny fandroana taom-baovao na Tsinana alahamady ka nosoloiny fetim-pirenena frantsay 14 jolay ny fandroana malagasy ary ny alina 13 jolay no nanaovana ny Harendrina. Dia nitondra ireo "lampions" vazaha izy ireo izay endrika hitantsika ankehitriny taratasy asiana labozia. Ary nanomboka tamin'ny fanjanahan-tany dia nariana ny Harendrina malagasy ary novaina "Lampions". Ary ireo akademisiana malagasy voalohany izay vazaha no maro an'isa sy namorona azy dia nataony hoe dikan-teny Harendrina = lampions. Nahita ity taratasy mivalombaloba ary mirehitra ny malagasy dia faly ery ka zary nariana ny tena Harendrina. Moa ny hevi-masina fonosin'ny harendrina efa tsy nampiasana intsony ka tsy dia nampaninona azy nanova izany.

Tonga ny fahaleovan-tena dia novaina ho fetim-pirenena 26 jona ny 14 jolay teto Madagasikara. Ary ny alina 25 jona no nanaovana Harendrina ary zara lasa "lampions" vazaha vita amin'ny taratasy ny harendrina malagasy.

©🇲🇬Malagasy ve ianao, manasa anao hizara rehefa avy novakianao

  ́visions Résumée la semaines :Positions : 05Loss (perdu) : 1 (-35 pips)Profits : 572 pipsPosition en attente : 01
14/06/2024


́visions


Résumée la semaines :

Positions : 05
Loss (perdu) : 1 (-35 pips)
Profits : 572 pips
Position en attente : 01

  Objectif 1 & 2 atteints (422 pip's) ✅
12/06/2024




Objectif 1 & 2 atteints (422 pip's) ✅

   ́visionsm30
12/06/2024



́visions

m30

  Objectif atteinte (185 pips) ✅
11/06/2024




Objectif atteinte (185 pips) ✅

Address

Antananarivo
101

Telephone

+261344981651

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Pullback MDG posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Pullback MDG:

Share

Category