Moneiko.net

Moneiko.net https://moneiko.net est le 1er site d'échange monnaie de portefeuille électronique vers ariary et vis verca.
(1)

Vérifiez bien que vous êtes sur la page officielle https://facebook.com/moneiko.net

13/05/2026

Somary reactualisena ny page ny site raha misy erreur, eo ampanaovana maintenance ihany. Ialanatsiny indrindra ✨

Miarahaba tompoko,⚠️⚠️ Izay voasoloky tamin'io page sandoka amin'ny sary io mba mandefasa MP azafady ⚠️⚠️⛔ Tsy page anay...
20/01/2026

Miarahaba tompoko,

⚠️⚠️ Izay voasoloky tamin'io page sandoka amin'ny sary io mba mandefasa MP azafady ⚠️⚠️

⛔ Tsy page anay velively io fa olona misandoka sy misoloky ⛔

Ny Page Facebook anay dia misoratra ao amin'ny site web https://moneiko.net/ ary tokana ihany :

➡️ https://facebook.com/moneiko.net

➡️ Lien site web tokona ihany : https://moneiko.net

➡️ Lien inscription : https://moneiko.net/inscription

Tsy manao service hafa ankotran'ireto izahay :

Dépôt sy Retrait : USDT, LTC, TON, DERIV, REDOTPAY, FAUCETPAY, POCKET OPTION, SKRILL, AIRTM, NETELLER, BINANCE, OKX, BROKER, ALIPAY, EPAY, WEBMONEY, sy izay itanao ao @ menu ny site web anay.

Rappel : ao amin'ny site web officiel https://moneiko.net/ foana ihany no manao transaction fa tsy manao transaction anaty page mihitsy izahay

⛔⛔ Page SANDOKA sy Mpisoloky ⛔⛔ ity⛔⛔ Mba signalena azafady ⛔⛔Izay victime rehetra tamin'io page Sandoka sy Mpisoloky io...
13/01/2026

⛔⛔ Page SANDOKA sy Mpisoloky ⛔⛔ ity

⛔⛔ Mba signalena azafady ⛔⛔

Izay victime rehetra tamin'io page Sandoka sy Mpisoloky io dia mba mandefasa MP aty azafady ! Na efa tamin'ny taona 2020 ary.

Misaotra tompoko.

✅ Efa mandeha tsara ny site tompoko ✅3:00 14/12/2025Mialatsiny indrindra noho ny fahataphana androany,
14/12/2025

✅ Efa mandeha tsara ny site tompoko ✅

3:00 14/12/2025

Mialatsiny indrindra noho ny fahataphana androany,

Salama tompoko,Arakin'ny voalaza tamin'ny maraina ny tokony iverenan'ny fisokafan'ny site an'io amin'ny 3 ora dia efa ta...
14/12/2025

Salama tompoko,

Arakin'ny voalaza tamin'ny maraina ny tokony iverenan'ny fisokafan'ny site an'io amin'ny 3 ora dia efa tafaverina mandeha soamantsara ny site https://moneiko.net/ @ izao fotoana tompoko,

Misaotra tompoko tamin'ny faharetana,

Plate-forme en ligne automatique et sécurisée rationalisant le transfert d'une monnaie digitale aux Mobile Money à Madagascar

14/12/2025

Miarahaba tompoko,

Misy fahatapahana vetivety ny site amin'izao fotoana. Amin'ny 15h eo azafady no vita ny maintenance, mialatsiny indrindra tompoko

Salama tompoko,Annonce 13/12/2025Vaha-olana mandrapà ity ho an'izay mpampiasa connexion YAS ka tsy tafiditra ao @ site n...
13/12/2025

Salama tompoko,

Annonce 13/12/2025

Vaha-olana mandrapà ity ho an'izay mpampiasa connexion YAS ka tsy tafiditra ao @ site ntsika https://moneiko.net :

1 - Afaka mampiasa Navigateur OPERA MINI afahana miditra ao @ site https://moneiko.net/

2 - Afaka mampiasa connexion hafa aloha mandeha tsara ireto : Orange / Airtel / Starlink / Blueline / na VPN koa afahana miditra ao @ site ntsika https://moneiko.net/

Mbola tsy fantatray hoe inona ny antony na connexion ny opérateur sasany no misy olana efa 2-3 andro eo izay.

Efa eo ampijery vaha olana ihany koa izahay afahana mamaha ny OLANA aingana indrindra.

Misaotra tompoko.

🤗 Miarahaba tsika,Ity aloha ny tutoriel afahana mamoka ny vola ao @ PAYEER mandrapà vita ny ao @ site.👉 https://moneiko....
28/11/2025

🤗 Miarahaba tsika,

Ity aloha ny tutoriel afahana mamoka ny vola ao @ PAYEER mandrapà vita ny ao @ site.

👉 https://moneiko.net/guides-tutoriel-temporaire-retrait-payeer

🎯🎯 PS : Ity foana ihany ny page sy lien officiel Facebook sao sanatria ka voasoloky any @ compte mpisoloky hafa.

🎯🎯 https://facebook.com/moneiko.net 🎯🎯

Plate-forme en ligne automatique et sécurisée rationalisant le transfert d'une monnaie digitale aux Mobile Money à Madagascar

14/11/2025

14/11/2025
📌📌✨Mandeha tsara ✨foana ny ✨ dépôt sy retrait PAYEER ao @ site web moneiko ✨
Nb : tsy manao transaction ato @ page mihitsy 📌📌

⚠️ 10/09/25 11:00 efa vita ny maintenance site anio, efa mandeha tsara tompoko. ⛔ Rappel : ity page manana lien https://...
10/09/2025

⚠️ 10/09/25 11:00 efa vita ny maintenance site anio, efa mandeha tsara tompoko.

⛔ Rappel : ity page manana lien https://facebook.com/moneiko.net ity irery no page officielle.

✅ Ao @ site web officiel https://moneiko.net foana ihany no manao transaction dépôt sy retrait (USDT, ALIPAY, VOLET, FAUCETPAY, BINANCE, 1WIN, SKRILL, PAYEER, SAFEPAL, SNS) . (instantané & automatisé daholo ny opération ao nanomboka 2019 nisian'ny site)

❌ Tsy manao transaction ivelan'ny site mihintsy izahay (na WhatsApp, na Instagram, na Telegram, Etc)
❌ Tsy manao transaction anaty Page Facebook mihitsy, eny na dia ato @ Page Officielle ary. Ao anaty site foana.

⚠️ Mila mitandrina be tompoko ! ⚠️

10/09/2025

10/09/25 10:30 🙏 Maintenance 30 minutes eo ny site azafady 🙏

🚫☢️ Tsy manao transaction @ page Facebook mihitsy izahay sao misy manao transaction hafa ka voasoloky ☢️🚫

Address

Ambanidia
Antananarivo
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Moneiko.net posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Moneiko.net:

Share

Category