Demande Accès ABM

Demande Accès ABM Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Demande Accès ABM, Bank, Mahazo ,Commune Ambohimangakely, Antananarivo.

25/05/2023

Aza misalasala maka RDV en MP raha mila fikarakarana
FARITRA ANTANANARIVO ☺️

23/05/2023

Tongava raha mila fikarakarana fihindramambola tompoko fa mandray anao izahay🥰
afaka maka RDV ihany koa raha mila

CIN , RESIDENCE , Fanamarinana asa no taratasy ilaina
ary olona iray miara mihindram-bola aminao😉

(Faritra Antananarivo ) Mandray anareo izahay raha mila fikarakarana ka te hanao fangatahana fihindramambola .Ho an'ireo...
18/05/2023

(Faritra Antananarivo )
Mandray anareo izahay raha mila fikarakarana ka te hanao fangatahana fihindramambola .

Ho an'ireo izay hanitatra asa na koa hanangana izany😉😊

CIN + résidence ary fanamarinan'asa no taratasy ilaina.🤩
Raha manana fihindramana any an-kafa ka manana fidirambola roa ianao dia afaka misitraka fanampiana ara-bola ato aminay ihany koa🥳💵

📣CREDIT TAMBATRA (Mila olona 3 miara mihindrambola)Natokana ho an'ny mpamboly sy mpiompy ihany.200 000 Ar - 400 000 000 ...
03/05/2023

📣CREDIT TAMBATRA (Mila olona 3 miara mihindrambola)
Natokana ho an'ny mpamboly sy mpiompy ihany.
200 000 Ar - 400 000 000 Ar
Izay antoka misy ao aminao mety avokoa

Aza misalasala manantona MP raha toa ka mila fikarakarana ianao😊

Raha mila fanampiana momba fihindramambola anaovana projet matotra afaka miditra message privée avy hatrany,indrindra ir...
12/04/2023

Raha mila fanampiana momba fihindramambola anaovana projet matotra afaka miditra message privée avy hatrany,indrindra ireo miasa tena☺️.

📨HAKA RENSEIGNEMENT NA RDV RAHA MILA FIKARAKARANA MANOKANA @ FIHINDRAMAMBOLA?💵Banque : Mahazo 🧏Afaka mihindrana 200.000A...
13/03/2023

📨HAKA RENSEIGNEMENT NA RDV RAHA MILA FIKARAKARANA MANOKANA @ FIHINDRAMAMBOLA?💵

Banque : Mahazo
🧏Afaka mihindrana 200.000Ar hatramin'ny 2.000.000Ar ianao raha efa niasa telo volana mihoatra
🧏200.000Ar hatramin'ny 100.000.000 Ar kosa raha enimbolana mihoatra.

N.B: Olona tsy manana fihindramana hafa

09/03/2023

🛑Efa niasa mihoatran'ny 3 volana ve ianao?
-200.000Ar - 2.500.000Ar (raha mbola tsy feno enim-bolana niasana)
-200.000Ar - 100.000.000Ar (raha efa +6mois)
Faritra hiandraiketako raha mila fikarakarana mikasa ihindrambola :
‌Antananarivo V , manodidina Ampasampito Mahazo, Analamahitsy,Ambohimangakely,Ambohimalaza,Manjakandriana

Banque izahay ary 3 andro - 7 andro ny fikarakarana ny dossier miankina @ asa ataonao:

Manasa anao andefa hafatra miafina avy hatrany raha misy azo anampiana

N.B : Olona mbola tsy manana fihindramana hafa.

Address

Mahazo ,Commune Ambohimangakely
Antananarivo

Telephone

+261323200000

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Demande Accès ABM posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category