Mitec Mivarotra Téléphone en gros sy détails

🎉📱 TONGASOA ETO AMBATONDRAZAKA ! 🇲🇬Ho fanomezana fahafaham-po bebe kokoa ho anareo, MiTEC dia tonga eto Ambatondrazaka m...
23/08/2026

🎉📱 TONGASOA ETO AMBATONDRAZAKA ! 🇲🇬

Ho fanomezana fahafaham-po bebe kokoa ho anareo, MiTEC dia tonga eto Ambatondrazaka mandritra ny herinandro , amin’ity foara ity! 🔥

📱 Téléphones vaovao sy tsara kalitao
🔌 Accessoires & produits high-tech
💰 Vidiny mirary sy tolotra manokana

👉 Tongava mitsidika anay mandritra ny foara !
❤️ MiTEC, akaiky kokoa hatrany ho anareo !

📱🔥 TÉLÉPHONE MINI  🔥📱🥰 Masiso kely 😍 ARRIVAGE VAOVAO, SADY MAMY KELY! 😍Kely, mahafatifaty, mora entina ary tena pratique...
20/08/2026

📱🔥 TÉLÉPHONE MINI 🔥📱

🥰 Masiso kely

😍 ARRIVAGE VAOVAO, SADY MAMY KELY! 😍
Kely, mahafatifaty, mora entina ary tena pratique ❤️

⚙️ CARACTÉRISTIQUES : 💾 RAM : 3 Go
💽 Stockage : 32 Go
🤖 Android : 10
⚡ Processeur : MTK6737 – 4 Cœurs
👆 Fingerprint – déverrouillage par empreinte digitale
😊 Face Unlock – déverrouillage facial

💥 180.000 Ar FOTSINY! 💥

✨ Vaovao be — mbola tsy nampiasaina !

👉 MiTEC Analakely
👉 Terminus bus 110, devant Cisco

👉MiTEC Anosibe P18

📲 Facebook • YouTube • TikTok • SNS

19/08/2026

📸 ATAOVY CAPTURE ARY ILAY ENDRIKA TENA IZY! 😎🔥

Raha vitanao dia alefaso ao amin’ny commentaires ny capture-nao! 😂📱

Andao hojerentsika hoe iza no tena mahay maka azy! 👀🔥

Tairo ary e !!!!

18/08/2026
15/08/2026

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Ikala Ngita, Lå Gãfëusę Anitah, Ra Salohy, Bussa Niaina, Chane Tal Niainaya Raharimanana, Muller Jhanden, Saholy Hanta, Raza Srh, Artes Ratrema, Hantr'niaina Elynah, Heritiana Julien, Volan-tantely Andria, Satryah Raz, Syeffy Lauren Lythiih Anyah, Zainabo Voavonjy, Jessica Nomenjanahary, Fitia NK, Solofo Niaina, Wilson Kevin, Elinah Fotsiny, Mãh Stéphania, Jaraen Rasolofo, Vanien Cabet, Nathalie Andriamanaja, Mandinijoma Sandria, Ranivoarisoa Faratina Faratina, Minosoa Stellina, Noelson Raheriarison, Tandroy Vavy Valeur, Bandy Mlam, Jah Loïck, Lian Jamal, Ynah Enr Nomenjanahary, Lova Styv, Thömäs Le Futur Boss, Hasina Ravahanala, Namenu Natych Fayngo, Sedrick Raj, Elia Hasiniaina, ØØ Nomena Øø, Røø Bįnōh, Mahefa Koly L'Petit, Coll Namana, Bebenaka Theo, Fah Niry, Eka Baba, Emma Nïrintsü, Omegan Vololon'Irina Razaf'tsiory, Rianah Kedirah, Blak Rasoamanantena

✨ Efa tonga ilay téléphone mahafatifaty kely izay efa notadiavinareo a! 😍📱🎨 Misy loko 4: 🔵 Bleu | 🔴 Rouge | ⚫ Noir | 🟡 J...
15/08/2026

✨ Efa tonga ilay téléphone mahafatifaty kely izay efa notadiavinareo a! 😍📱

🎨 Misy loko 4: 🔵 Bleu | 🔴 Rouge | ⚫ Noir | 🟡 Jaune

🔥 PRIX PROMO : 50.000 Ar ihany!

🎁 Mety tsara ho an’ny fampiasana tsotra andavanandro.

🤩 Disponible chez M-itech 📌 Terminus bus 110 Analakely, devant Cisco
Anosibe P18

06/08/2026

😄 Aza gaga raha mandalo eto @ MiTEC dia mahita concert maimaim-poana!

Eto tsy fivarotana sy fanamboarana téléphone ihany fa indraindray misy ambiance tsy ampoizina koa. 😂🎉

Misaotra ry zareo nandalo a !
Michaondraondra 🤣Mamy Nyaina Nyaina

🎉 Nichaondraondra teto aminay izy mianaka! 😄🤣🤣Mamy Nyaina sy BotaFaly izahay nandray azy ireo teto amin'ny magasin. Nisy...
06/08/2026

🎉 Nichaondraondra teto aminay izy mianaka! 😄🤣🤣
Mamy Nyaina sy Bota

Faly izahay nandray azy ireo teto amin'ny magasin. Nisy hatsikana, dihy ary fotoana nahafinaritra niarahana tamin'ny mpanjifa sy ny mpitsidika. 🙌

MiTEC – Manome kalitao sy serivisy azo itokisana.

Address

Analakely , Arrêt Bus 110 Eo Alohany Cicso
Antananarivo
261

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:00
Tuesday 08:00 - 17:00
Wednesday 08:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Saturday 08:00 - 17:00

Telephone

+261384095383

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mitec posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share