14/05/2026
3 Taona aty aorian avao nisokatra ity compte ity ๐ io itanareo amin'ny sary io no antony ( fialonana ) , ary fantatra fa namana tena namana Trader tamzany no nanao azy ๐Antony iray anisan'ny nanajanonako ny partage ity tranga .
ka dia hoy aho hoe '' tamy ndray agnay eh '' ๐ raha toa ka centre de formation 1 sy salle 1 tamzany vaninandro izany dia efa centre de formation 3 ary manana salle 2 avy amin'ny toerana samy hafa .
๐ isoraka : Tana
๐ Ambolomadinika : Tamatave
๐ Ambohimena : Antsirabe
Satria mo tsy tanteraka ilay nampanatenaina nohon'ny fialonan'lay tena namana , dia ho tanterahantsika izy manomboka ny volana Juin ๐ฅฐ .
NB : tsy mifidy taranja fa na momban'ny trading na tsia , ka rehefa hita fa manana tetek'asa entina am-pandrosona ny tanora @ alalan'ny fampiofanana ianao dia misokatra ho anao ny salle de formation ( gratuit ) โค๏ธ
Mahay zavatra ilay nahary .