Tolotra Ara-bola

Tolotra Ara-bola Tolotra fihindramambola eto Antananarivo sy ny manodidina.

**Ireo Dossiers Ilaina amin'ny Fihindramam-bola πŸ’°πŸ“‘**1️⃣ **Karapanondro** an'ny mpihindrana sy mpiara-ombon'antoka (tsy v...
09/01/2025

**Ireo Dossiers Ilaina amin'ny Fihindramam-bola πŸ’°πŸ“‘**

1️⃣ **Karapanondro** an'ny mpihindrana sy mpiara-ombon'antoka (tsy voatery lΓ©galisΓ©) πŸ†”

2️⃣ **Fanamarinamponenana** 1 avy an'ny mpihindrana sy mpiara-ombon'antoka 🏑

3️⃣ **Fanamarinana Asa / Fidiram-bola** toy ny :

- **NIF sy STAT (patente)** ho an'ny mpiasa tena na **Fanamarinana Asa avy amin'ny fokontany** raha mbola tsy manana patente πŸ’Ό
- **Fiche de paie 3 volana farany** sy **attestation de travail** latsaky ny 1 volana ho an'ny mpiasa amin'ny orinasa na **fiche de pension** ho an'ny mandray pension πŸ’³
- **Taratasy fanamarinana maha tompotrano** sy **fifanekena amin'ny mpanofa** ho an'ny mampanofa trano 🏠
- **Taratasy rehetra mahakasika ny fiara** ho an'ny mampiasa fiara πŸš—

Raha misy **asa fidirambola maronaro** dia tsara ananana fanamarinana avokoa ireo mba **ampitombo ny vola** afaka hindraminao πŸ’΅πŸ’ͺ

Raha mila fanazavana fanampiny dia mandefa **hafatra miafina** πŸ“©

Ihindrana sa Tahiry: Inona no safidy tsara indrindra ho an'ny fanatanterahana ny faniriana? πŸ€”πŸ’­Rehefa tsy ampy vola hanat...
08/01/2025

Ihindrana sa Tahiry: Inona no safidy tsara indrindra ho an'ny fanatanterahana ny faniriana? πŸ€”πŸ’­

Rehefa tsy ampy vola hanatanterahana ireo vinavina sy faniriana, misy safidy roa azo isafidianana: ny mihindrambola πŸ’΅ na ny manao tahiry tsikelikely πŸ’°. Iza amin'ireo no mety kokoa? Andeha hojerentsika ny lafy tsara sy lafy ratsy amin'ny safidy tsirairay.

Lafy Tsarany

Mihindrambola πŸ’Έ: Ny tombony lehibe dia ny fahafahana manomboka mialoha amin'ny fanatanterahana ny faniriana. Fotoana manampy hanatsara ny tetikasa na ampitomboana ny vola nohindramina ⏳.

Manao tahiry πŸ’΅: Milamina kokoa ity safidy ity, tsy misy trosa na vola averina πŸ”’.

Lafy Ratsiny:

Mihindrambola πŸ’³: Ny olana amin'ny mihindrambola dia ny famerenana ny vola nohindramina miaraka amin'ny zanabola πŸ’Έ. Izany dia midika fa mitombo ny vola tokony haverina amin'ny fotoana farany ka ilaina fitantanana mirindra mba tsy ho fatiantoka.

Manao tahiry πŸ’°: Ny fatiantoka dia ny fiandrasana mandra-pahavory ny tahiry πŸ•’. Mety hanjary mitombo ny vola ilaina noho ny fiakaran'ny vidim-piainana πŸ“ˆ.

Fehiny:
Na dia samy manana ny lafy tsara sy ratsy aza ny safidy roa, ny mihindrambola πŸ’΅ dia mety ho tsara raha maniry hahatanteraka tanjona haingana ianao. Raha toa kosa ka mbola ho ela sy lavitrezaka ny faniriana ka maniry fiainana milamina, ny manao tahiry πŸ’° no safidy mendrika. Azo atao tsara ny mandanjalanja ireo safidy amin'ny toe-javatra misy anao.

Inona ny safidinao? πŸ€”

Ireo dingana arahina amin'ny fisitrahana ny Tolotra Fampindramambola πŸ“‹πŸ’°1️⃣ Midira Mp ao amin'ny Pejy Tolotra Ara-bola ar...
08/01/2025

Ireo dingana arahina amin'ny fisitrahana ny Tolotra Fampindramambola πŸ“‹πŸ’°

1️⃣ Midira Mp ao amin'ny Pejy Tolotra Ara-bola ary apetrao ny fangatahanao. πŸ“
2️⃣ Aza atao alavitra ny findayπŸ“±, hisy antso avy aminay hanamarina sy hanamafy ny fangatahanao. πŸ“ž
3️⃣ Mivonona, fa hitsidika mivantana any aminao izahay. πŸš—πŸ‘

βœ… Izahay no miantso sy manantona anao.
βœ… Tsy mivezivezy ianao.
⏳ Tsy ela anefa izany!

Tolotra mora, azo antoka, ary haingana! πŸš€

Miandry anao ao amin'ny hafatra miafina izahay πŸ’Œβœ¨

πŸ’‘ Mihindrambola : Olana sa Vahaolana ? πŸ’΅β“πŸ” Ho famahana olana ara-bola, maro no misalasala raha handeha hihindrambola na ...
07/01/2025

πŸ’‘ Mihindrambola : Olana sa Vahaolana ? πŸ’΅β“

πŸ” Ho famahana olana ara-bola, maro no misalasala raha handeha hihindrambola na tsia. Saingy, rahoviana izany no mety hiteraka olana? Ary rahoviana kosa no ho vahaolana?

❌ Rahoviana no tonga olana ny mihindrambola ?

πŸ‘‰ Rehefa tsy voaverina ny vola nindramina.

Ho fisorohana izany, dia tsara fantarina mialoha ny fahafahanao mamerina ilay vola:

1️⃣ Ny anananao entina hamerenana ny vola nindramina
πŸ”Ή Ny fidirambola matotra sy mitohy ary misy ambimbava no antoka fa azonao hamerina ny vola nindramina.
πŸ”Ή Raha mbola ny hoaninao sy ny ho tafianao anio ihany no takatry ny fahefanao, dia ho sarotra ny manokana vola hamerena fihindramambola.
πŸ“Œ Soso-kevitra : Fantaro tsara ny fahefan’ny fidirambolanao alohan’ny handraisanao fanapahan-kevitra.

2️⃣ Ny fe-potoana hamerinana ny vola
πŸ”Ή Marina fa ny olona mihindrambola dia matetika tsy manana ilay montant ilaina eo no ho eo.
πŸ”Ή Tsarovy kosa anefa : Raha tsy manao fihindramana ianao, afiriana no hahangonanao io vola io? Ny fananana tanjona mazava sy fe-potoana voafaritra dia manampy amin’ny fitantanam-bola.
πŸ”΄ Raha tsy manana lamina mazava ianao, dia mety hampitombo ny olana ny fihindramambola.

3️⃣ Ny risika mety hianjady aminao
πŸ”Ή Ny azo antoka indrindra dia ny toe-javatra ankehitriny. Tsy azo ianteherana ny fidirambola vao atomboka na mbola foronina.
πŸ”Ή Raha tsy manana ambimbava ianao alohan’ny hindramanao, aza mitoky amin’ny mety hitombo vetivety izany.
πŸ“Œ Soso-kevitra : Ataovy ny kajy mialoha! Ny vola hindraminao dia mety ampiasainao hanampy anao, fa mety koa ho fandaniana fotsiny na koa ho fatiantoka.

βœ… Findramambola voakajy no vahaolana

πŸ‘‰ Raha voalamina tsara ny fidirambola sy ny fe-potoana hamerenana, dia afaka manampy anao amin’ny tetikasa na olana ara-bola ny fihindramambola.
πŸ”‘ MiaingΓ  amin’ny kajy sy fandaminana mazava hanovozanao tombony fa tsy ho very an-dalana.

πŸ“Œ Raha manana fanontaniana, dia mifandraisa mivantana amin'ny hafatra miafina! πŸ’Œβœ¨

πŸŽ‰ Ireo fepetra ilaina hisitrahana ny tolotra fihindramambola πŸ’΅πŸ’‘1️⃣ Olona feno taonaπŸ”Ή Feno 18 taona na mihoatra πŸ§‘β€πŸ’ΌπŸ”Ή Mana...
07/01/2025

πŸŽ‰ Ireo fepetra ilaina hisitrahana ny tolotra fihindramambola πŸ’΅πŸ’‘

1️⃣ Olona feno taona
πŸ”Ή Feno 18 taona na mihoatra πŸ§‘β€πŸ’Ό
πŸ”Ή Manana karapanondro mazava πŸͺͺ

2️⃣ Manana fidirambola
πŸ”Ή Fidirambola izay ahafahana mamerina tsikelikely ny vola nangatahana πŸ’° (ohatra : karama, varotra, fiompiana, fambolena, fampanofana trano na fiara πŸšœπŸ πŸš—).
πŸ”Ή Fidirambola maharitra sy efa nisy tao anatin’ny 3 volana farafahakeliny πŸ“…βœ…

3️⃣ Mila mpiara-ombon'antoka
πŸ”Ή Mpiara-ombon’antoka feno 21 taona na mihoatra πŸ‘« (ny vady dia efa mety raha manambady πŸ’).
πŸ”Ή Mila antoka (mijanona ao aminao ihany ny antoka πŸ›‘οΈ, fa fepetra ho raisina raha sanatria misy tsy fahafahana mamerina ny vola

Manasa anao handefa hafatra miafina raha mahaliana anao ny tolotra πŸ’Œβœ¨

πŸ’° Ireo Andinindininy tsara ho fantatra mahakasika ny Tolotra Fampindramambola πŸ’‘πŸ”Ή Fepetra sy tombony :πŸ“ˆ Fampindramambola ...
06/01/2025

πŸ’° Ireo Andinindininy tsara ho fantatra mahakasika ny Tolotra Fampindramambola πŸ’‘

πŸ”Ή Fepetra sy tombony :

πŸ“ˆ Fampindramambola manomboka amin'ny 1 tapitrisa Ariary
πŸ”„ Famerenana ny vola isam-bolana araka izay zakanao
πŸ•’ Fotoana famerenana : 3 volana farafahakeliny ➑️ 3 taona fara-fahabetsany
πŸ“‰ Zanabola :
πŸ‘‰ Raha vetivety ny famerenana, kely ny zanabola
πŸ‘‰ Raha lava ny fotoana, mitombo araka ny halavany

πŸ”Ή Momba ny Antoka :

βœ… Afaka atao antoka : ny entana rehetra afa-tsy lovia, vilany, sy fandriana
πŸ‘₯ Raha tsy manana antoka, afaka maka olona manolotra antoka
πŸ“¦ Tsy misy fanesorana ny antoka, mijanona amin'ny tompony raha ara-dalΓ na ny famerenana

πŸ”Ή Mpiara Ombon'antoka :

πŸ›‘οΈ Olona iray ho antoka raha misy tsy fahafahan'ny mpihindrana
πŸ“… 21 taona farafahakeliny (na ny vady raha manambady)

πŸ”Ή Taratasy ilaina :

πŸ†” Karapanondron’ny mpihindrana sy mpiara ombon'antoka
πŸ“ Fanamarinam-ponenana
πŸ“‘ Fanamarinana fidiram-bola na asa

🌟 Ny tombony amin’ny tolotra :

πŸ†“ Tsy misy saram-pikarakarana
⚑ Mivaly vetivety
πŸ”’ Mijanona ho tsiambaratelo ny fangatahanao

πŸ’¬ Raha mahaliana anao ity tolotra ity, mandefasa hafatra miafina anio ihany! πŸš€

🌟 Ny Pejy Tolotra Ara-bola πŸŒŸβœ… Natao ho anao izay :πŸ‘‰ Mila tohana ara-bolaπŸ‘‰ Mila toro-hevitra ara-bola (fitantanana πŸ’Ό, fit...
06/01/2025

🌟 Ny Pejy Tolotra Ara-bola 🌟
βœ… Natao ho anao izay :
πŸ‘‰ Mila tohana ara-bola
πŸ‘‰ Mila toro-hevitra ara-bola (fitantanana πŸ’Ό, fitadiavana πŸ’°, fiarovana πŸ›‘οΈ...)
πŸ‘‰ Liana amin'ny lohahevitra mahakasika ny vola πŸ“ˆ

πŸ’‘ Ireto avy ny Tolotra Ara-bola atolotray ho anao :

πŸ”Έ 1/ Tolotra Fampindramambola
πŸ’³ Fampindramambola misy fepetra mazava
πŸ†“ Fikarakarana maimaimpoana tsy misy sarany
⚑ Fangatahana mivaly vetivety

πŸ”Έ 2/ Tolo-kevitra ara-bola
πŸ“š Fampianarana momba ny fitantanambola
πŸ“’ Fizarana vaovao tsara ho fantatra momba ny vola
πŸš€ Fandrisihana anao amin'ny fitadiavambola

πŸ’¬ Miaraha aminay ary ento ny fanontanianao! Tohananay ianao hanatratra ny tanjonao ara-bola.

26/01/2024

MILA VOLA MAIKA VE ENAO?
METY AMINAO ITY FAMPINDRAMABOLA ITY
1 000 000 AR-60 000 000 AR
TEL 03450044444

07/11/2023

Afaka manantona anay mp na mihaona mivantana izay maniry ihindrana vola 500.000 Ar hatramin'ny 5.000.000 Ar fa vonona ny anome fahafahampo azy izahay.

Address

Antananarivo
101TANA

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:30
Tuesday 08:00 - 17:30
Wednesday 08:00 - 17:30
Thursday 08:00 - 17:30
Friday 08:00 - 17:30
Saturday 09:00 - 12:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tolotra Ara-bola posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share