04/09/2023
Hombako manana ilay idées
👉 Mahay mametraka objectif en trading ve ianao ?👈
-Aza menatra mihitsy manomboka kely comme objectif (1$,2$,5$) izay raha avadika vola gasy efa betsaka .Aza miraraha ny vavan'olona hoe zay fotsiny fa ianao mbola mianatra.
👉Ampekarina tsikelikely rehefa miazatra marché ianao .
👉"Petit à petit oiseau fait son nid " rehefa mahay ianao dia mahazo gain constant amin'izay .
👉 Tsarovy koa hoe rehefa trader dia trader mandrapa-faty dia tsijovina ny ho avy .