CECAM Ambatolampy 104

CECAM Ambatolampy 104 Institution de microfinance

CIM -Fanamboarana na/sy fanatsarana trano na fividianana tany-Famerenana : isam-bolana na isa-telo volana-faharetany : 6...
25/07/2024

CIM
-Fanamboarana na/sy fanatsarana trano na fividianana tany
-Famerenana : isam-bolana na isa-telo volana
-faharetany : 6 hatramin’ny 60 volana

Izahay eto amin’ny URCECAM IVON’IMERINA dia maneho ny fiaraha-miory amin’ny fianakavian’i Ratompokovavy RAVONIARISOA Mar...
18/06/2024

Izahay eto amin’ny URCECAM IVON’IMERINA dia maneho ny fiaraha-miory amin’ny fianakavian’i Ratompokovavy RAVONIARISOA Maria izay niara-niasa taminay.
Ny anjelin’ny Tompo anie hitsena anao any am-paradisa.

16/05/2024

Manaova petra-bola mitohy ato amin’ny CECAM izay ahazoanao zana-bola!
Faharetany : 12 volana farafahakeliny.

15/05/2024
15/05/2024

Ifampizarana...

Address

A 51 Haute Ville
Ambatolampy
104

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when CECAM Ambatolampy 104 posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share