GAINix MADA

GAINix MADA Tongasoa eto amin'ny GAINix MADA✨

Mizara fahalalana momba ny crypto, investissement, ary asa an-tserasera izahay. Mianara • Mahazoa • Mandrosoa

Ny tanjonay dia ny hanampy ny Malagasy hianatra sy hahita fahafahana ara-bola amin'ny fomba tsotra sy mazava.

20/08/2026

🟢 DESDES : INFO COMPLET + TUTO ASA ATAO 🔥

• Voafintina ato ny fanontanianareo rehetra ka jereo hatramin'ny farany ny video 😊

»» Fomba fanaovana inscription👇🏻
🌐 https://www.facebook.com/share/v/196ikH3f6p/

• Lien d'inscription👇🏻
( averina ao amin'ny commentaire ho an'ireo liana sy vonona ) 😊

Akory Aby 👋🏻🟢 Mila mpitarika amin'ny asa sy business en ligne ve ianao kanefa izay resahinao dia ilay olona tsy mamaly m...
16/08/2026

Akory Aby 👋🏻

🟢 Mila mpitarika amin'ny asa sy business en ligne ve ianao kanefa izay resahinao dia ilay olona tsy mamaly mp vao tafiditra refferal-ny ianao ?

» Manana vahaolana ho anao izahay anio dia ireto pejy 3 mpiara-miombon'antoka ireto 👇🏻

• REINF-Crypto : https://www.facebook.com/reinfhcrypto
• Dyor mdg : https://www.facebook.com/profile.php?id=61585089033954
• GAINix MADA : https://www.facebook.com/profile.php?id=61591812238396

» Ny antom-pisianay dia ny hanohana sy hanoro anareo ny zavatra atao mba ahombiazana haingana sy hahitana vokatra rapide aty amin'ny sehatry ny business en ligne koa raha mahaliana anao izany dia miresaha aminay

» Tsy hoe hanao refferal fotsiny ianao dia vita fa hanoro anao hatraminpny farany izahay , mandrapa-hahomby anao

• AZA ADINO NY MI-Abonner IREO PEJY 3 IREO MBA HANARAHANAO BUSINESS EN LIGNE VAOVAO TSY TAPAKA sy fampianarana maro samihafa 😊

‼️ Partageo ho hitan'ny namanao hafa 🤗

🎉 PROMO HERINANDRO VAOVAO 🎉🤩 8️⃣💲 na 3️⃣3️⃣6️⃣0️⃣0️⃣ Ar no hozaraina ho an'ny mpandray anjara 8 manaraka fepetra .Fepetr...
03/08/2026

🎉 PROMO HERINANDRO VAOVAO 🎉

🤩 8️⃣💲 na 3️⃣3️⃣6️⃣0️⃣0️⃣ Ar no hozaraina ho an'ny mpandray anjara 8 manaraka fepetra .

Fepetra fandraisana anjara :
✅ Mi-abonner ny pejy GAINix MADA sy ny partenaire REINF-Crypto
✅ Misoratra anarana amin'ny ME PASS ( lien d'inscription sy tuto fanaovana azy ao amin'ny commentaire )
✅ Mahavita ny Verification KYC.
✅ Mampiasa ny Code d'Invitation : 28212k1j

📩 Rehefa vita ireo dingana ireo dia alefaso Message Privé ato amin'ny pejy GAINix MADA mba hanamarinana ny fandraisanao anjara.

Voafetra ny toerana ka tongava haingana 🎊

🥳 550 Followers! 🥳Misaotra antsika rehetra nanohana sy nanaraka ny pejy GAINix MADA. ❤️🎁 Hariva amin'ny 17:00 no hanombo...
03/08/2026

🥳 550 Followers! 🥳

Misaotra antsika rehetra nanohana sy nanaraka ny pejy GAINix MADA. ❤️

🎁 Hariva amin'ny 17:00 no hanomboka ny kilalao voalohany!
💰 8️⃣💲 na 3️⃣3️⃣6️⃣0️⃣0️⃣ Ar no hozaraina ho an'ireo mpandresy.

📌 Araho hatrany ny pejy ary aza adino ny mijery ny publication amin'ny 17:00.

🔥 Mirary soa ho antsika rehetra!

GAINix MADA
Partenaire : REINF-Crypto

📚 LESONA 20 – Inona no atao hoe CEX Wallet?»» Ny CEX Wallet dia wallet omen'ny Centralized Exchange (CEX), izay toerana ...
29/07/2026

📚 LESONA 20 – Inona no atao hoe CEX Wallet?

»» Ny CEX Wallet dia wallet omen'ny Centralized Exchange (CEX), izay toerana ahafahana mividy, mivarotra ary mitahiry crypto.
Ao amin'ny CEX Wallet dia ny sehatra (exchange) no mitahiry ny Private Key-nao, ka tsy ianao no mifehy azy mivantana.

🔹 Ohatra amin'ny CEX
> Binance
> Bybit
> OKX
> Bitget
> KuCoin

🔹 Tombony
» Mora ampiasaina ho an'ny vao manomboka.
» Mora ny mividy sy mivarotra crypto.
» Matetika misy fiarovana fanampiny toy ny 2FA.

🔹 Fatiantoka
⚠️ Tsy ianao no mitazona ny Private Key.
⚠️ Raha misy olana amin'ilay exchange dia mety hisy fiantraikany amin'ny fidiranao amin'ny kaonty.

💡 Tsarovy
CEX Wallet = Wallet tantanin'ny Exchange, fa tsy ianao no mitahiry ny Private Key.

💬 Fanontaniana: Efa mampiasa CEX Wallet ve ianao? Raha eny, iza no ampiasainao?

👍 Araho ny GAINix MADA raha te hianatra Crypto sy Business en ligne tsikelikely!

25/07/2026

🟢 VIDEO 1️⃣ : Tuto Fanokafana Portefeuille Electronique

• Ity dia portefeuille anatin'ny sokajy CEX
• Mora ampiasaina
• Tsara
• Mety ho an'ny rehetra

• Aza adino ny partage 🥰
Lien d'inscription ao amin'ny commentaire 👇🏻

• Atombotsika amin'ny CEX ✨~ Ho azavaiko eto ny momba ny CEX sy ny mampiavaka azy ao aoriana ao 🔥Zay fa 18h mihaona👊🏻
25/07/2026

• Atombotsika amin'ny CEX ✨
~ Ho azavaiko eto ny momba ny CEX sy ny mampiavaka azy ao aoriana ao 🔥

Zay fa 18h mihaona👊🏻

• Ataontsika isaky ny 18h ihany aloha ✨🔥»» Tokony efa vita ilay video fa ilay phone fanaovana tuto lasan'zalah nefa ity ...
25/07/2026

• Ataontsika isaky ny 18h ihany aloha ✨🔥
»» Tokony efa vita ilay video fa ilay phone fanaovana tuto lasan'zalah nefa ity m'ram be dia tsy maintsy niandry an'ilay phone isika 🤗

~ Midira mp ho an'izay hividy Pieces Glow Live mora 🔥

• Atomboka amin'izay ve ny tuto portefeuille sa efa tsy misy olona intsony ato aloha😅 🟢 Inviteo foana ny amis hi-abonner...
22/07/2026

• Atomboka amin'izay ve ny tuto portefeuille sa efa tsy misy olona intsony ato aloha😅

🟢 Inviteo foana ny amis hi-abonner aloha 😊

Address

Avaradalana Ampizarantany
Tsiroanomandidy

Opening Hours

Monday 05:00 - 20:00
Tuesday 05:00 - 20:00
Wednesday 05:00 - 20:00
Thursday 05:00 - 20:00
Friday 05:00 - 20:00
Saturday 05:00 - 20:00
Sunday 05:00 - 09:00
13:00 - 20:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when GAINix MADA posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share