24/10/2025
📢 Filazana ho an'ireo olona vaovao maniry hiditra ekipa ato @ BitNest
Androany, Ireo Ekipa ato @ BitNest dia hizara formations manokana momba ny fidirambola ato @ BitNest Écosystème eto amin’ny commentaires.
Hiresaka izy ireo momba ny :
💼 Ahoana ny fomba hahazoana vola avy amin’ny fandraharahana an-tserasera, cryptocurrency, ary fampiasam-bola.
🏦 Ahoana ny miaro ny volanao sy ny fanananao amin’ny sakana sy loza eo amin’ny ireo sites arnaque maro be ary ireo mpisandoka.
📑 Ahoana ny fananganana rafitra ara-bola tsara raha mahazo vola amin’ny cryptocurrency ianao na miasa amin’ny programa affiliate.
🌍 Ary ny zava-dehibe indrindra — mba hiaina malalaka sy milamina, mahalala fa ara-dalàna sy voafehy tsara ny zavatra rehetra.
🧠 Hanana fahafahana ianao hanontany fanontaniana rehetra — manomboka amin’ny antsipirian’ny ka hatramin’ny fanamarinana ara-dalàna ny vola be miasa ao @ BitNest, ny fanokafana portefeuille ary ny fisoratana anarana ho mpandraharaha.
📅 Afaka manokana fotoana hihaonana mivantana aminao koa izahay.