Asa En Ligne Tsy Hosoka.

Asa En Ligne Tsy Hosoka. Mizara izay mahakasika Cryptomonnaie rehetra.

Mitentina $3Trillions ny vola miodiana anaty tsena Cryptomonnaie. Mitentina $113000 kosa ny BTC iray amin'izao fotoana i...
23/09/2025

Mitentina $3Trillions ny vola miodiana anaty tsena Cryptomonnaie.
Mitentina $113000 kosa ny BTC iray amin'izao fotoana izao.

Raha liana amin'ny fampiasam-bola amin'ny Cryptomonnaie dia mandehana mianatra any.
23/09/2025

Raha liana amin'ny fampiasam-bola amin'ny Cryptomonnaie dia mandehana mianatra any.

Film vao manomboka ve dia lazainao tapitra sahady.
13/07/2025

Film vao manomboka ve dia lazainao tapitra sahady.

10/07/2025

Niakatra 112.000$ ny 1BTC.
Tsy adinoko 1BTC 2000$ tamin’ity pejy ity nosokafako. Mbola io amin’ny photo de couverture io ny sary tahiry.

01/07/2025

Misy ve ato?

25/06/2025
25/06/2025

👉Afaka mampiasa vola amin'ny Cryptomonnaie daholy isika rehetra.

Any anaty mp any dia matetika za mahazo fanontaniana toy izao: Za tena débutant(e) be mihitsy, mety ve raha hanomboka investissement amin'ny Cryptomonnaie? Za tena tsy mahay mombamomban'izany mihitsy, mety ho haiko ve io? Za anie ka mpamboly no asako e, mety hahay ve? Za anie ka mpihira no ataoko dia manao tourné foana e, mety foama ve? Za anie ka mbola mianatra e, mety ve?
Valiny dia ENY.
N'iza n'iza ianao dia afaka ampiofaniko ny fomba fampiasam-bola amin'ny Cryptomonnaie.

Tsara marihina fa ireto sokajin'olona ireto dia efa nandalo niofana mahakasika fampiasam-bola amin'ny Cryptomonnaie tato amin'ny CryptoBajaj:
✅Mpana-kanto, ✅ Mpandrahara anaty sehatra maro samihafa, ✅Mpitantana orinasa madinika sy salantsalany ary lehibe, ✅ Ireo mpila ravinahitra any ivelany (CANADA, FRANCE, ITALIE, LA REUNION, MAURICE...)✅ Mpianatra eny amin'ny LYCÉE(mbola -18ans kanefa liam-pivoarana sahady)✅ Ireo mpianatra any amin'ny Univertsités ✅Ireo manam-pahefana hajaina eto amin'ny firenena.

Raha fehezina dia saika ny sarangan'olona rehetra eto an-tany dia namdalo fiofanana satria tena tsy anavahana ny fampitomboana vola amin'ny Cryptomonnaie. Satria mila miala anatin'ny fahatrana lalina ny gasy. Ka na sokajin'olona manao ahoana ianao ka liana amin'izy ity dia tsarovy fefa nisy olona toa anao teo alohanao nandalo fiofanana tato amin'ny CryptoBajaj nandranto fahalalana. Ny fijerintsika dia lavitra be ka izay no mahatonga ny tanjona hoe : "HO TONGA TSARATSARA KOKOA NOHON'NY TIANA AHATONGAVANA"

Noho izany dia afaka mampiasa vola(investissement) amin'ny Cryptomonnaie daholy isika rehetra ary vitan'ny CryptoBajaj hanampy anao ahatratra ny tanjona tianao ho tratrarina.

.

Za mino fa misy amin'ireo followers ato tehianatra bebe kokoa. Sao mba anjaranao.
25/06/2025

Za mino fa misy amin'ireo followers ato tehianatra bebe kokoa.
Sao mba anjaranao.

PROMO 26 JONA – MAHAZOA FAMPIOFANANA CRYPTO MAIMAIM-POANA! 🇲🇬🎉

CryptoBajaj dia manolotra fahafahana tokana ho an’ny SUPERFAN iray amin’ny pejy hianatra cryptomonnaie maimaim-poana 🎓🪙

👉 Ho fahatsiarovana ny fetin’ny fahaleovantena Malagasy (26 Jona), hisy mpandresy iray ho fidina ao amin’ireo olona mavitrika indrindra eto amin’ny pejy!
✅ Raha te handray anjara dia fenoy ireto TÂCHE TSOTRA 3 ireto:
1️⃣ Valio anaty commentaire ity fanontaniana ity ary asao ny namanao hanao réaction: “Inona no antony itiavanao hianatra cryptomonnaie?”
Ohatra valiny: “Tiako hianatra crypto satria te hanampy ny fianakaviako amin’ny alalan’ny fidiram-bola avy amin’ny numérique”
2️⃣ Zarao amin’ny story na mur-nao ity publication ity miaraka amin’ny soratra hoe:
“Ndao hianatra crypto amin’ny CryptoBajaj!”
Aza adino manamarika
3️⃣ – mentioneo amin'ny commentaire-nao ireo olona mba afahanao mahazo point ambony kokoa. Ohatra: jereo ity raha liana amin’ny crypto ianareo!”

🔔 Fanamarihana:
• Farany fandraisana anjara: 26 Jona amin’ny 23:59
• Havoaka ny mpandresy ny 27 Jona amin’ny pejy CryptoBajaj!
🔥 Aza adino fa maimaim-poana tanteraka ity fampiofanana ity ho an’ilay mpandresy!
🚀 Tonga izao ny fotoana hianarana fahaiza-manao manan-danja ho an’ny hoavinao ara-bola!

Ireo zavatra ianaranao ao am CryptoBajaj.
19/06/2025

Ireo zavatra ianaranao ao am CryptoBajaj.

🌱 FANOFANANA FAMPIASAM-BOLA AMIN’NY CRYPTOMONNAIE 🌱

🔹 INONA NO ATAO HOE CRYPTOMONNAIE?
✅ Fantaro ny fototry ny cryptomonnaie sy ny vola mahazatra (Fiat).
✅ Fahatakarana ny lojika, psikolojia, ary tantaran'ny crypto.
✅ Ny maha zava-dehibe ny HALVING BITCOIN sy ny fiantraikany amin’ny vidiny ary amin'ny tombotsoanao rehefa manao investissement.

🔹 AHOANA NO HANAOVANA FIKAROHANA MANOKANA(DYOR)?
✅ Fandalinana angona (analyse) sy fijerena ny fironan’ny tsena.
✅ Fisafidianana cryptomonnaie tsara ho ampiasam-bola sy fianarana Teknolojia blockchain.

🔹 AHONA NO FOMBA FITANTANAM-BOLA SY NY RISIKA?
✅ Fahatakarana ny fomba fitantanana ny vola sy ny loza mety hitranga amin’ny fampiasam-bola amin’ny crypto.
✅Hahay hitsinjara sy hampiasa ny volanao ianao amin'ny cryptomonnaie nosafidinao.
Ny fomba fiarovana ny kitapom-bola Cryptomonnaie mba tsy ho azon'ny Hacker ny vola sy voatahiry tsara.

🔹 AHOANA NO FOMBA FAMPIASANA NY SEHATRA FIFANAKALOZANA CRYPTOMONNAIE ?
✅ Fisoratana anarana sy fifehezana ny sehatra toy ny Binance, MEXC…
✅ Fianarana mividy sy mivarotra crypto amin’ny fomba mahomby indrindra.

🔹 INONA NO ATAO HOE WEB3?
✅ Fahatakarana ny Web3 sy ny lafin-javatra mana-danja ary olana sy ny fanamby.
✅ Fomba fampiasana wallet Web3 sy fidirana amin’ny finance décentralisée (DeFi).

Inona no mampiavaka ity fampiasam-bola ity ?
➡ Atao amin’ny compte comptant (Spot) ny volanao, ka tsy ho ritra na ho very na dia misy fiovana amin’ny tsena aza.
➡ Mety ho tombony foana ianao amin’ny paikady tsara.
➡ Ny faharetan’ny fampiasam-bola tsara dia 6 volana hatramin’ny 2 taona.
➡ Atoro anao ny teknika manokana hahombiazanao amin’ny crypto.

📌 Faharetan’ny fanofanana : 5 andro farafahabetsany (1h-2h isan’andro).
📌 Fomba fianarana : Amin’ny alalan’ny Messenger na Google Meet (video call), izany hoe firesahana mivantana amin'ny coach.
📌 Vondrona VIP : Mahazo miditra amin’ny vondrona manokana ho an’ny fanampiana sy torohevitra mandritra ny androm-piainana.
📌 Fitaovana ampiasaina : CoinMarketCap, Authy (fiarovana kaonty crypto).

📩 Fampahafantarana sy famandrihan-toerana
📞 Contact : 034 28 580 25
📌 Facebook : Hafatra miafina (Message privé)

19/06/2025

Salama daholy,
Ny pejy asa en ligne tsy hosoko dia manao izao fanambarana izao fa miara-miasa amin'ny pejy CryptoBajaj.
Ny pejy izay mizara actualités mahakasika Cryptomonnaie ary fampiofanana mahakasika investissement sur l'actifs Cryptos.
Raha ny marina dia iray ihany izahay.
Mazotoa manaraka ny pejy Crypto Bajaj.

Tena henjana fa atao ahoana e.
24/05/2025

Tena henjana fa atao ahoana e.

Tadidinao ve?
Tamin'ny taona 2010 tany ho any dia nitentina 0.00099USD ny Bitcoin iray na 2.97MGA izany fony mbola 3000MGA ny USD iray.
Raha idirana amin'ny resa-bary dia tsy nahazo vary iray kapoaka akory ny 1BTC tamin'izany fotoana. Tamin'izany fotoana anefa nitentina 50.000MGA ny gonim-bary teto Madagasikara. Raha nividianana BTC dia nahazo 16.835,017BTC.
Ny taona 2025, izany hoe amin'izao fotoana anoratana izao dia mitentina 465,349,984MGA ny 1BTC. Izany hoe mahazo vary 2.450tonnes eo raha amin'ny vidim-bary amin'izao fotoana izao. Raha ilay 16.835,07BTC novidina tamin'ny 2009 no avadika vary amin'izao fotoana izao efa mahazo 41.387.690Tonnes.
Midika inona izany?
Teny tokana ny ahy: "FIDANGANAN'NY VIDIM-PIAINANA"
Moa ve mety hamaha ny olanao ny fidirana antsehatra amin'ny tontolo nomerika toy ny fampiasam-bola amin'ny Cryptomonnaie? Efa nieritreritra an'izany ve ianao? Ndao mba zarao anaty commentaire ao ny hevitrao.
Hiverina eto indray za afaka 16 taona hampatsiahy an'ity resaka ity.

Address

Lot 391 Parcelle 14/31 Ambohijafy Nord.
Toamasina

Telephone

+261342858025

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Asa En Ligne Tsy Hosoka. posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Asa En Ligne Tsy Hosoka.:

Share