OTIV zone "Littoral"

OTIV zone "Littoral" Institution de Microfinance oeuvrant dans la région Est et Analanjirofo de Madagascar

✅Iza no tokony hanao ny fanabeazana ara-bola ho an’ny ankizy sy ny tanora ? ✅🟢Ny Ray aman-dreny 🟢Ireo mpanabe🟢Ireo toera...
20/03/2026

✅Iza no tokony hanao ny fanabeazana ara-bola ho an’ny ankizy sy ny tanora ? ✅

🟢Ny Ray aman-dreny
🟢Ireo mpanabe
🟢Ireo toeram-pandraharahana ara-bola


19/03/2026

Ankizy sy tanora mahay mitahiry, manorina ho avy tsara kokoa

✅Ny tombontsoa amin’ny firesahana vola amin’ny ankizy sy ny tanora ✅🟢Mahalala ny lanjan’ny vokatry ny asa na fandraharah...
18/03/2026

✅Ny tombontsoa amin’ny firesahana vola amin’ny ankizy sy ny tanora ✅

🟢Mahalala ny lanjan’ny vokatry ny asa na fandraharahana amin’ny fahazoana vola ;
🟢Manana toe-tsaina tompon’andraikitra manoloana ny vola : tsy afaka mahazo na mividy izay rehetra tiana fa mila mahay misafidy;
🟢Mahatsapa ny tombony azo ho an’izay mahay mijery ny ao aorina ka manao tahiry tsikelikely ;
🟢Voasarika amin’ny toe-tsaina mandraharaha.

"OTIV ZL, tanora manana tanjona ara-bola, manorina ho avy mamiratra"


📌Herinandro iraisam-pirenena hiresahana manokana ny momba ny vola eny anivon’ireo ankizy sy tanora :  ny 16 ka hatramin ...
16/03/2026

📌Herinandro iraisam-pirenena hiresahana manokana ny momba ny vola eny anivon’ireo ankizy sy tanora : ny 16 ka hatramin »ny 22 Martsa 2026📌

Edition faha-14 ny Global Money Week ity amin’ity taona 2026 ity

Inona ilay Global Money Week ?

*Hetsika hiarahana maneran-tany hanaovana fanabeazana ara-bola ho an’ ny ankizy sy ny tanora
*Ny tanjona iombonana:
- Hahatonga ny ankizy sy ny tanora hahalala ny lanjan’ny fahaizana mitatam-bola,
- Manentana sy mampirisika azy ireo hanomboka hanao tahiry, sy hanana toe-tsaina tompon’andraikitra manoloana ny vola ary hanana toe-tsaina mpandraharaha hampandroso ny fidiram-bola sy ny toe-karena ao aorina kely.
*Lohahevitra iombonana amin’ity taona ity : « Sahia miresaka momba ny vola »
*Ireo misahana resaka fandraharahana ara-bola rehetra maneran-tany dia miara-miombom-peo mandritra ny herinandro mba ampahafantatra sy hanentana momba ny toeran’ny ankizy/ tanora sy ny toeram-pandraharahana ara-bola ary ny vola .




« OTIV ZL, ankizy sy tanora tompon’andraikitra ara-bola, ho avin’ny toe-karena »

08/03/2026
07/03/2026

Mamatsy vola ny fandraharahan'ny vehivavy dia manangana fampandrosoana tsimialonjafy, maharitra, matanjaka kokoa

📌OFFRE POUR LES CANDIDATS DE SEXE FEMININNous recrutons: 10 ANIMATRICES basées dans la Région Atsinanana et Analanjirofo...
06/03/2026

📌OFFRE POUR LES CANDIDATS DE SEXE FEMININ

Nous recrutons: 10 ANIMATRICES basées dans la Région Atsinanana et Analanjirofo‼️
✅Bacc +3 en Gestion ou Economie ou Géographie ou Sciences Humaines ou Sociologie
✅25 à 35 ans
✅ Maîtrise l'outil informatique WORD et EXCEL
✅ Sens de la responsabilité et de l'organisation
✅ Apte à la communication orale et écrite
✅ Intègre et honnête
✅ Dynamique, rigoureuse
✅ En bonne santé et apte à travailler dans des conditions difficiles
✅ Permis A serait un atout
Vos attributions et responsabilités:
1️⃣ Responsable de l'étude socio-économique des villages de sa zone d'affectation;
2️⃣ Responsable de l'atteinte des objectifs et du budget;
3️⃣ Assurer la gestion de l'offre de crédit aux membres ainsi que le suivi ;
4️⃣ Assurer les séances d'apprentissage sur les thèmes du Programme et selon leur séquence;
5️⃣ Assurer la production de tous les documents administratifs et comptables requis par le programme.
✳️Dossiers avec la mention "RECAN MARS 2026"✳️
✔️ 01 demande manuscrite adressée à Monsieur le Directeur Général
✔️ 01 CV détaillé avec photo récente
✔️ 01 lettre de motivation avec référence et prétention salariale
✔️ Photocopie des diplômes
✔️ Photocopie certifiée de la carte d'identité nationale
‼️ Jusqu'au Lundi 06 Avril 2026 à 11 heures ‼️
🔽Union des OTIV TOAMASINA Zone "LITTORAL" Villa Sandry 25 Rue de la Libération (près de Sharon Hôtel) TOAMASINA

📢Tolotr'asa ho an'ny salan-taona 25 - 35 taonaNous recrutons 02 CAISSIERS(ERES) , postes basés à ANIVORANO - SAINTE MARI...
06/03/2026

📢Tolotr'asa ho an'ny salan-taona 25 - 35 taona

Nous recrutons 02 CAISSIERS(ERES) , postes basés à ANIVORANO - SAINTE MARIE
✅Bacc +2 en Gestion ou Economie
✅ Maîtrise l'outil informatique WORD et EXCEL
✅ Sens commercial développé et sens des relations humaines
✅ Apte à la communication orale et écrite
✅ Intègre et honnête
✅ Dynamique, rigoureux
✅ Expérience dans un poste similaire
Vos responsabilités:
1️⃣ Effectuer les opérations avec les membres (dépôts, retraits, déblocage, remboursement de prêt);
2️⃣ Tenir à jour les livres de caisse quotidiennement;
3️⃣ Entretenir les relations commerciales avec les membres;
4️⃣ Assurer l'atteinte des objectifs en terme de membre et épargne
✳️Dossiers✳️
✔️ 01 demande manuscrite
✔️ 01 CV détaillé avec photo récente
✔️ 01 lettre de motivation avec prétention salariale
✔️ Photocopie des diplômes
✔️ Photocopie certifiée de la carte d'identité nationale
‼️Dossier complet à envoyer à l'OTIV MAHATSARA Sainte Marie jusqu'au Mardi 10 Mars 2026 à 16 heures ‼️

Ny volana Martsa dia volanan’ny vehivavy ary hankalazana ny Andro Iraisam-pirenena ho an’ny Zon’ny Vehivavy maneran-tany...
06/03/2026

Ny volana Martsa dia volanan’ny vehivavy ary hankalazana ny Andro Iraisam-pirenena ho an’ny Zon’ny Vehivavy maneran-tany. Ny fahaleovantenan’ny vehivavy ara-bola no anisan’ny fototra lehibe amin’ny fampandrosoana maharitra.

🟢Ny fampidirana ny vehivavy ao amin’ny tontolo ara-bola dia tsy midika fotsiny hoe fanokafana kaonty, fa koa fanomezan-dalana mitovy tantana ho azy amin’ ny fisitrahana ny fanaovana tahiry sy findramam-bola ary fanabeazana ara-bola. Ho an’ireo vehivavy maro manana amin’ny asa fivelomana , ny fisin’izay fitovina tantana izay dia manome fahafahana ho azy ireo hanitatra ny asany, hiaro ny fidiram-bolan’ny tokantranony ary hanamafy fandraisany andraikitra amin’ny maha-mpanapa-kevitra azy ireo.

🟢Manana anjara toerana lehibe ny ivon-toerana ara-bola toy ny OTIV ZL, amin’ny alalan’ny tolotra mifanaraka amin’ny zava-misy, trosa voalanjalanja sy fepetra malefaka ary fanohanana akaiky ireo vehivavy. Ny famatsiam-bola ho an’ny vehivavy ampiarahina amin’ny fanofanana sy fanabeazana ara-bola dia manampy ny vehivavy amin’ny fandraharahana ka ahafahan’ny vehivavy tsirairay manova ny heriny ho fandrosoana maharitra.

🔴Ho an’ny OTIV, ny 8 Martsa dia antso hanohizana izany ezaka izany satria « ny fampiasam-bola amin’ny vehivavy dia fampiasam-bola ho an’ny ho avy »🔴


04/03/2026

Address

Villa Sandry, 25 Rue De La Libération
Toamasina
501

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:30
Tuesday 07:00 - 17:30
Wednesday 07:00 - 17:30
Thursday 07:00 - 17:30
Friday 07:00 - 17:30
Saturday 07:00 - 12:00

Telephone

+261342853324

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when OTIV zone "Littoral" posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to OTIV zone "Littoral":

Share