OTIV SAVA

OTIV SAVA Ny OTIV SAVA dia Ombona Tahiry Ifampisamborana Vola izay ato amin'ny faritra SAVA

20/08/2026
📣 Efa misokatra ho antsika jiaby ny "Crédit Scolaire" ka miavia malaky magnatogno ny OTIV izay tegna marikitry anao ato ...
10/08/2026

📣 Efa misokatra ho antsika jiaby ny "Crédit Scolaire" ka miavia malaky magnatogno ny OTIV izay tegna marikitry anao ato amin'ny faritra SAVA.👍

🟩 Misy vina na tetik'asa tianao ho tanterahina mandritra izao fialan-tsasatra izao ve? 🟩 Aza miambigny ela eky!✅Amin'ny ...
08/07/2026

🟩 Misy vina na tetik'asa tianao ho tanterahina mandritra izao fialan-tsasatra izao ve?
🟩 Aza miambigny ela eky!
✅Amin'ny alalan'ny "KAJIAGNA MAMAITRY " dia afaka mitahiry tsikelikely ianao.
👉 Ka magnatôgna ny OTIV izay tegna marikitry anao ary sokafy dieny izao ny kaonty "KAJIAGNA MAMAITRY"

13/04/2026

✅Afaka mandray atsika ny OTIV SAVA amin'ny fandraisana vola avy any ivelan' i Madagasikara amin'ny alalan'ny MoneyGram 🌏💶💵

✅ Ho anao izay mpandraharaha,na amin'ny asa tànana na varotra ,dia tsarovy fa manohana anao amin'ny alalan'ny fampindram...
25/03/2026

✅ Ho anao izay mpandraharaha,na amin'ny asa tànana na varotra ,dia tsarovy fa manohana anao amin'ny alalan'ny fampindramam-bola ny OTIV SAVA 👍

✅Ka aza misalasala manatona ny OTIV izay akaiky anao, ato amin'ny faritra SAVA !

🟢Ny Réseau OTIV SAVA dia nandray anjara tamin'ny fankalazana ny herinandro manerantany ho an'ny vola na GMW (Global Mone...
19/03/2026

🟢Ny Réseau OTIV SAVA dia nandray anjara tamin'ny fankalazana ny herinandro manerantany ho an'ny vola na GMW (Global Money Week),izay notanterahina ny 16-17 Marsa 2026 .

📗Ka ny nisitraka ny fanabeazana ara-bola tamin’izany fankalazana izany dia ny :
-Mpianatra 1ère-2è Année en Gestion LTP Sambava
-Mpianatra Terminal Lycée Mixte Sambava
-Solontenan’ny vehivavy mpikambana ato amin’ny OTIV izay eto Sambava

🟢Ny Réseau OTIV SAVA dia maneho fisaorana ireo nanampy rehetra nahafahana nanatanteraka ity fankalazana ity.🙏

✅OTIV SAVA,Ombona Tahiry ,manatsara ny fari-piainanao.

✅Magniry te hanagna tragno,tany,handeha hagnano fialan-tsasatra?✅Miaraka amin'ny KAJIAGNA MIKENDRY LAVITRA ,dia manangon...
19/02/2026

✅Magniry te hanagna tragno,tany,handeha hagnano fialan-tsasatra?
✅Miaraka amin'ny KAJIAGNA MIKENDRY LAVITRA ,dia manangona vola tsikelikely sy azo antoka ary mbola azahoagna zana-bola😲
✅Ny fahombiazagna dia manomboka amin'ny tahiry tsy tapaka

🟩 Taogno vaovao,tanjogno vaovao!✅"Ataova  laharam-pahamehagna ny tahiry.”✅Misy ny "Kajiagna MAMAITRY " ato amin'ny OTIV ...
21/01/2026

🟩 Taogno vaovao,tanjogno vaovao!
✅"Ataova laharam-pahamehagna ny tahiry.”
✅Misy ny "Kajiagna MAMAITRY " ato amin'ny OTIV SAVA ,izay petra-bola azahoagna zana-bola
✅Petra-bola farany ambany: 500 000Ariary
✅Fe potoagna hametrahagna ny vola: 6 volagna (farany malaky)

👉Ka aza misalasala magnatogno ny OTIV izay tegna marikitry anao ato amin'ny faritra SAVA.

Address

Près De L'Hotel De Ville/Sambava Centre
Sambava
106A-208

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when OTIV SAVA posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share