03/04/2022
Salama iaby
Amin’ny fomba ofisialy no anambarana fa efa misokatra manomboka rahampitso Alatsinainy 4 aprily 2022 ny service micro-finance (PME) ny BNI Miandrivazo zay fantatra amin’ny anarana oe KRED.
Raha efa manana vadin’asa ianao ka tia hanitatra na hanatsara izany.
Aza misalasala miantso na mandefa hafatra miafina raha liana amin’ ny zany tolotra fampindramam-bola izany isika, satria dia HAFA MIHINTSY ny fandraisa ato aminay
👉Tsy mila mankany @ Birao
👉Fa izahay no manantona anao
👉Amin’ny fomba vaovao
👉Miaraka amin’ny tolotra sahaza anao
Laharana: 0345712092