KRED Mandritsara

KRED Mandritsara KRED ilay banky manohana ireo mpiasa tena sy mpandraharaha malagasy

Ampiroboroboy ny fandraharahanao mandritry ny fialan-tsasatra.Ny fampindramam-bola eHary sy eHary + no vahaolana tsotra ...
15/07/2025

Ampiroboroboy ny fandraharahanao mandritry ny fialan-tsasatra.

Ny fampindramam-bola eHary sy eHary + no vahaolana tsotra sy haingana ho an’ny vinavinanao.

- Fampiroboroboana ny orinasa
- Fampitomboana ny tolotra

Araraoty fa ny saran'ny antontan-taratasy dia 0 ariary hatramin'ny 30 septambra 2025.

Manatona eny amin’ny masoivoho akaiky anao na antsoy ny 699 raha mila fanazavana fanampiny.

Aza misalasala manatona fa vonona handray anao KRED MANDRITSARA
01/04/2025

Aza misalasala manatona fa vonona handray anao KRED MANDRITSARA

Tolotra manakaiky anao EharyAza misalasala mandefa MP Tsotra hengana
21/03/2025

Tolotra manakaiky anao Ehary
Aza misalasala mandefa MP
Tsotra hengana


KRED
20/03/2025

KRED

Hoanao izay mila tosika arabola indrindra ianareo Mpandraharaha eto Mandritsara

Afaka mandefa MP
KRED MANDRITSARA

Hoanao izay mila tosika arabola indrindra ianareo Mpandraharaha eto Mandritsara Afaka mandefa MP KRED MANDRITSARA
20/03/2025

Hoanao izay mila tosika arabola indrindra ianareo Mpandraharaha eto Mandritsara

Afaka mandefa MP
KRED MANDRITSARA

Address

Mandritsara

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when KRED Mandritsara posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category