Vente Plastique et divers Fianarantsoa

Vente Plastique et divers Fianarantsoa Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Vente Plastique et divers Fianarantsoa, mMahaziariv, Fianarantsoa.

12/06/2025

🌸 Ry vehivavy, aza kivy ! 🌸

Tsy mora ny làlana, fa ianao koa tsy natao ho an’ny mora fotsiny ihany.

Ao anatinareo ilay hery manome fiainana ny manodidina.

Na reny ianao, na mpianatra, na mpandraharaha — zavadehibe loatra ianareo ka tsy tokony hohadinoina ny ezaka rehetra
ataonareo.

👉 Raha sendra misy manambany anareo, tsarovy :

"Izay mahay miarina sy tsy kivy ary mandroso hatrany no mandresy."

💪 Aza miandry ny fanohanana, fa manaova dingana fotsiny. Ianareo no lakilen’ny hoavinareo.

❤️ Miezaha, mitomboa, manomeza aina ho an’ny hafa.

Tsy hoe ho an’ny hafa fotsiny anefa… fa indrindra ho anareo sy ny tenanareo.

Mitsangana dia mandehana

Zarao raha tinao🥰dia aza adino ny mi-abonnée ny page ❤️ ito ny lien :
https://www.facebook.com/profile.php?id=61556821793348

Mankasitraka anao sahady dia mirarisoa ho tahin'Andriamanitra ❤️🙏

🫰Mode 🌸

🛍Vente en ligne🛒🥻

Taribola volamena 16k Tena mora Mp avy hatrany. Afak miantso mivantana ihany koa 0341779412
12/02/2025

Taribola volamena 16k
Tena mora
Mp avy hatrany.
Afak miantso mivantana ihany koa
0341779412

Collier volamena tsis pendentif ❤️😍dispo fianarantsoa1.020.000ar Mp zay haka azy
09/02/2025

Collier volamena tsis pendentif ❤️😍dispo fianarantsoa
1.020.000ar
Mp zay haka azy

"En ce début d'année, que la réussite soit le fil conducteur de tous tes efforts. Que chaque jour t'apporte son lot de b...
03/01/2025

"En ce début d'année, que la réussite soit le fil conducteur de tous tes efforts. Que chaque jour t'apporte son lot de bonnes surprises. Meilleurs vœux pour la nouvelle année !"😘😘❤️

10/12/2024

Mention spéciale à mes nouveaux(elles) super fans ! Yonnie Prisquah, Ranto Randriamampianina

Vaovao koa ty💥Ndao ambotra yaourt na jus fa mafana e🌞🌞 Bouteille a yaourt 🥛ou a jus 🧃Disponible fianarantsoaAtovy zao ny...
27/11/2024

Vaovao koa ty💥
Ndao ambotra yaourt na jus fa mafana e🌞🌞
Bouteille a yaourt 🥛ou a jus 🧃
Disponible fianarantsoa
Atovy zao ny commande sao ts mahatratra de hiandry ndray😅
Minimum 50pcs
Vente Plastique et divers Fianarantsoarantsoantsoatra mp zay mila oh

23/11/2024

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Nr's Tatamo, Soizillah Henderson, Nazli Recep

Address

MMahaziariv
Fianarantsoa

Telephone

+261320352589

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Vente Plastique et divers Fianarantsoa posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share