22/05/2026
โ ๏ธ FANAMBARANA SY FAMPITANDREMANA HO ANโNY MPAMPIASA DERIV REHETRA โ ๏ธ
Rehefa jerena aminโny ankapobeny dia hita tsikelikely fa mihasarotra sy miharatsy ny fomba fiasanโny Deriv aminโizao fotoana izao. ๐
๐ Ireto avy ireo olana lehibe tsapanโny maro:
โ 1. Support tsy mahavaha olana intsony
Ankehitriny dia saika lasa IA โAmyโ no mamaly ny rehetra ao aminโny chat support sy WhatsApp ๐ค
โก๏ธ Vokatrโizany: maro ireo olana tsy voavaha ara-dalร na intsony, tsy misy suivi mazava, ary sarotra ny mahazo olona tena afaka mandray andraikitra.
โ ๏ธ 2. Mise ร jour (MAJ) miverimberina
Isaky ny faranโny herinandro matetika dia misy fanovana vaovao indray:
๐น Ovaina ny algorithm trading
๐น Miha betsaka ny manipulation ao anaty marchรฉs
๐น Ovaina ny stratรฉgies miasa teo aloha
๐น Ovaina ny marges ka lasa sarotra ho anโny trader madinika ๐ฅ
โก๏ธ Tsy vitanโizay fa misy fonctionnalitรฉs tsara taloha simba mihitsy rehefa misy MAJ vaovao.
๐ซ Ohatra lehibe aminโizany:
Ny Retrait automatique API Agent de Paiement dia tsy mandeha tsara intsony aminโny compte Deriv sasany.
๐ธ 3. Olana aminโny mรฉthodes de paiement
๐ MVola Direct & AirtelMoney Direct
Maro ny fitarainana:
โ
Afaka manao dรฉpรดt
โ Fa tsy mety manao retrait
โณ Misy aza vola miantona efa ho herinandro mahery.
๐ Deriv P2P
Toa hita mazava fa tianโizy ireo hampiroborobo mafy ny P2P ka atao izay hampalemy ny Agent de Paiement.
๐ Kanefa:
โก๏ธ Mbola tsy matotra tsara ny marchรฉ P2P eto Madagasikara
โก๏ธ Tsy ampy Offre & Demande
โก๏ธ Betsaka ny risques sy arbitrage tsy azo antoka
โก๏ธ Mety hanome vahana ireo mpisoloky ๐จ
๐ชช 4. Vรฉrification compte miha sarotra
Na efa vรฉrifiรฉ aza ny compte taminโny taon-dasa dia mbola takiana vรฉrification indray isan-taona.
โ Criteria be loatra
โ Documents sarotra
โ Support tsy mandray andraikitra tsara
๐ 5. Blocage aminโny mรฉthode de paiement
Ankehitriny:
โก๏ธ Ilay portefeuille nanaovana dรฉpรดt ihany no afaka anaovana retrait.
Ka raha sendra:
โ simba ilay compte
โ very numรฉro
โ misy blocage
โฆdia lasa sahirana tanteraka ny mpampiasa ๐
๐ฐ 6. โPreuve de richesseโ
Raha tena mahazo bรฉnรฉfices tsara ianao ao aminโny Deriv dia mety hangatahana โpreuve de richesseโ indray:
๐ fanazavana momba ny vola sy ny revenus.
โ ๏ธ Zavatra izay mety hampiato na hanasarotra ny compte-nao raha tsy mahafeno ny fepetra takiany.
โโโโโโโโโโโโโโโ
๐ฅบ Mampalahelo ahy manokana ny zava-misyโฆ
Satria raha mbola nisy olana mifandraika aminโny Deriv dia niezaka nanampy anareo foana izahay teto aminโny DiamCash โค๏ธ
โก๏ธ Tsy naka sarany taminโny fanampiana maro
โก๏ธ Nandany fotoana
โก๏ธ Nandany vola
โก๏ธ Nanao Siteweb DiamCash mihitsy ho fanohanana ny systรจme sy ny communautรฉ
Fa indrisyโฆ ๐
Toy ny natao fitaovana fotsiny izahay aminโizao fotoana izao.
๐ Mbola betsaka ny zavatra tsy voatanisa etoโฆ
๐ Anjaranareo kosa no manohy izany ao anaty commentaires ๐.
๐ Miandry ny rariny sy fanatsarana sisa no azonay atao satria any aminโny foibe avokoa ny fanapahan-kevitra rehetra.
fans