19/02/2026
FITSIPIKA FIFANANKALOZANA ETO AMIN'NY PEJY VolaChain:
(Manasa antsika hamaky hatramin'ny farany ny fitsipika rehetra arahina alohan'ny hanao fifanankalozam-bola eto amin'ny Pejy)
⚙️Règles et Politiques d'échange chez VolaChain page:
📌 0)Mila manana portefeuilles électronique ny olona tsirairay izay hanao takalo(échange) ato aminay.
📌 1)Tsy Mandray Retrait avy amin'ny site na Plateforme izahay-
Ataovy Retrait amin'ny Portefeuille nao aloha ny vola vao alefa aty aminay.
📌 2)Tsy mandefa na manao Depot any amin'ny Plateforme na Steweb hiasanao na hametrahanao Vola izahay.
👉 Dépôt na Retrait tontosainay dia Portefeuille-nay mankamin'ny anao ihany✅
📌 3)Tsy Mandray demande na Dépôt avy amin'ny mpanelanelana izahay na mpanera, izany hoe ianao tompon'ny compte sy tompon'ny numero misoratra aminao ihany no raisinay ary volanao madiodio, tompon'Andraikitra feno amin'ny volanao sy izay hampiasanao azy ianao rehefa vita ny transactions fa tsy misy afatsy Manakalo no asanay.
👉 Hisy Vérifications ny transactions(Dépôt/Retrait rehetra mandeha)
📌 4)Tsy miara-miasa amin'olona hafa na Service hafa na Pejy hafa na numéro hafa ny Service VolaChain. Ny adresse sy Numéro rehetra dia tsy miovaova.
👉 Ny antony dia hitandrema mandrakariva ny mpisandoka na Mpisoloky, mety haka tahaka ny pejy VolaChain.
📌 5)Tsy manao TROSA, PRET CRYPTO tompoko izahay!
📌 6)Tsy tompon'andraikitra ny Service VolaChain amin'ny nazahoanao sy ny hampiasanao na hanaovanao ny volanao, na ho alefa amin'ny olona hafa na Plateforme d'investissement... ( Trading, Vente-achat en Ligne, VIP, sns...)
👉 Izany hoe vita ny Échange, voarainao ny volanao, dia ianao amin'izay no tompon'andraikitra feno amin'ny hampiasanao azy...
📌 7)Tsy afaka mandray vola Dépôt direct avy amin'ny Cashpoint, raha tsy misy antony manonkana ihany.
👉 Ampidiro amin'ny Compte Mobile Money 'nao aloha ilay Solde izay vao manao Dépôt amin'ny Portefeuille-nao ato amin'ny ejy VolaChain ianao. ( MVola, Orange Money, Airtel Money)...
📌 8)Resaka mifandraika amin'ny Échanges sy ny portefeuilles électronique ihany no afaka valianay eto amin'ny Pejy.
📌 9)Tsy tompon'andraikitra amin'ny vola very noho ny adresse diso omenao anay izahay⚠️ (numéro Téléphone, Email, Adresse Crypto, Adresse portefeuille d'exchange rehetra...
👉 Hamarino tsara ny numéro na adresse alohan'ny hanomezanao izany aminay, na ny anarana rehefa hanatontosa transactions.
📌 10)Tsy miantoka frais ny mpanjifa raha portefeuille misy P2P transfert interne via Email na Adresse Portefeuille...(oh:Binance to binance , OKX vers OKX, Faucetpay)sns... , raha dépôt via Réseaux kosa dia mihatra ny FRAIS arakarak' ilay Cryptos...
🟢 Fehiny:Amin'ny Fifanankalozana En ligne toy izao matetika no fitaovana entin'ireo mpisoloky na Mpisandoka hanaovana ny asa ratsiny, ka izany indrindra no antony hanasiana FITSIPIKA mba hiarovana tanteraka anao sy ny volanao ary ny Service.
🛡️ Ny fitsipika rehetra dia napetraka mba hiarovana anao!