Sam-TAFA ofisialy

Sam-TAFA ofisialy Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Sam-TAFA ofisialy, Credit Union, IIIX 310 TER Manarintsoa Est, Antananarivo.

nanomboka androany fiofanana "Réparation Moto"hoan'ireo tanora ato amin'ny SAM-TAFA bonne courage daholo Rankizy
10/09/2026

nanomboka androany fiofanana "Réparation Moto"
hoan'ireo tanora ato amin'ny SAM-TAFA

bonne courage daholo Rankizy

🏍️📱 TE HAHAY HANAMBOATRA MOTO SY TÉLÉPHONE PORTABLE VE IANAO?🔥 SAM-TAFA dia manokatra FORMATION PRATIQUE 100% ho an’ireo...
10/09/2026

🏍️📱 TE HAHAY HANAMBOATRA MOTO SY TÉLÉPHONE PORTABLE VE IANAO?

🔥 SAM-TAFA dia manokatra FORMATION PRATIQUE 100% ho an’ireo te hianatra asa tena azo ampiharina sy hahazoana fahaiza-manao.

🎓 MODULES MISY :
1️⃣ Moto 2 temps
2️⃣ Moto 4 temps
3️⃣ Électricité moto
4️⃣ Carénage, peinture & décoration

📚 FORMATION PRATIQUE 100%
⏳ Durée formation de base : 2 à 3 mois, arakaraka ny fahavononan’ny mpianatra.

🕐 Ora ianarana : miankina amin’ny fahafahan’ny mpianatra.
✅ Afaka mianatra isan’andro
✅ Na manelanelan’andro

💰 SARAN’NY FIOFANANA :
📌 Droit : 10 000 Ar
📌 Écolage : 10 000 Ar / module
📌 Mitondra 1 000 Ar isaky ny pratique

🎯 Tonga dia manomboka mianatra rehefa vita ny inscription!

📢 MANDRAY MPIANATRA ISAN’ANDRO mandrapahafeno ny isan’ny mpiofana.

📍 Lieu d’inscription : Ampefiloha, ampitan’ny stationnement train urbain

Anosizato EsT 1 ao ambonin'ny birao fokontany..

📞 Contact :
034 23 912 74
034 36 406 75

📲 WhatsApp : 033 95 406 55

🌐 www.sam-tafa.com
📧 [email protected]

📘 Page Facebook : SAM-TAFA Ofisialy – ONG Hanta Pejy

🔥 Aza miandry ela!
👉 Mianara • Manaova pratique • Mahazoa fahaiza-manao • Manomàna ny hoavinao!

09/09/2026

Miditra amin'ny 8h-10h ny Allemand ny alakamisy 10 septembre
Ary 10h-12h ny Chinois

08/09/2026
07/09/2026

ANOSIZATO EST 1
talata 9h00
fanokafana ofisialy
n'y cours dratuit sam-tafa

06/09/2026

lundi 08h-10h
birao fokontany Anosizat Est1
hoan'izay nisoratra anarana cours gratuit SAM-TAFA
obligatoire

02/09/2026

Vitsy Dia vitsy sisa ny toerana hoan'ny langue gratuite ,aza mangatak'andro.

📌 PUBLICATION 01 — LOHAHEVITRA: MIKOLOKOLO OLON-TSARA , VAHOAKA VANONA AMIN'NY HOAVY🇲🇬 FANABEAZANA OLONA VANONA 🫱🏽‍🫲🏾 « ...
30/08/2026

📌 PUBLICATION 01 —

LOHAHEVITRA: MIKOLOKOLO OLON-TSARA , VAHOAKA VANONA AMIN'NY HOAVY

🇲🇬 FANABEAZANA OLONA VANONA

🫱🏽‍🫲🏾 « Tsy ampy ny mahay asa. Mila mahay miaina miaraka amin'ny hafa koa. »

Amin'izao fotoana izao, miatrika fanamby lehibe isika amin'ny maha-fiarahamonina antsika.

Mihena tsikelikely ny fifanajana, ny fifampitsimbinana, ny fahamendrehana ary ireo soatoavina izay tokony hampiray antsika Malagasy.

Ny vaovao mampalahelo momba ny herisetra mahery vaika mahazo ny olona sasany, indrindra ireo tranga mampihoron-koditra niteraka famoizana aina, dia tokony hampieritreritra antsika rehetra:

❌ Tsy tokony ho zatra amin'ny herisetra isika.
❌ Tsy tokony hanaiky ny fahapotehan'ny tanora isika.
❌ Tsy tokony hangina manoloana ny zavatra manimba ny fiarahamonina isika.
Fa indrindra:
✅ Tokony hampianatra ny tanora hanaja ny aina isika.
✅ Tokony hampianatra azy ireo hifehy tena sy hanaja ny hafa.
✅ Tokony hampahafantatra azy ireo ny loza ateraky ny zava-mahadomelina.
✅ Tokony hampiorina indray ny fahamendrehana sy ny soatoavina Malagasy.
Ny fanofanana arak'asa dia tsy tokony hiteraka mpiasa mahay fotsiny, fa tokony hamolavola olom-pirenena vanona.

🎓 Formateur aho,ary mpitarika société civil maro ka :

Koa mino aho fa manana andraikitra mihoatra noho ny fampianarana teknika isika.
Ny tanora ampianarintsika androany no ho mpiasa, ray aman-dreny, mpandraharaha, mpitarika ary olom-pirenena rahampitso.
👉 Koa inona no tiantsika hametrahana amin'izy ireo?

Fahaizana fotsiny?

Sa fahaizana + fahamendrehana + fanajana + andraikitra + fitiavan-tanindrazana?

28/08/2026

Cours de langues gratuites
Tongava malaky fa voafetra ny Toerana

Address

IIIX 310 TER Manarintsoa Est
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Sam-TAFA ofisialy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category