Co-TAFA ofisialy

Co-TAFA ofisialy Sam-tafa

21/03/2026

Mila mandray andraikitra isika tanora πŸ™πŸΌ

20/03/2026

Assalamu alaikum warahmatullahi wabarakatuh
EID MUBARAK πŸŒ™

TSY HAY NY ANGINA ,KA TSY ISAOTRA  ARY IARAHABA NY VAHOAKA MALAGASY SY NY FILOHAM-PANJAKANA RANDRIANIRINA Mickael AMiN'N...
16/03/2026

TSY HAY NY ANGINA ,KA TSY ISAOTRA ARY IARAHABA NY VAHOAKA MALAGASY SY NY FILOHAM-PANJAKANA RANDRIANIRINA Mickael AMiN'NY NAHAZOANA P.M vaovao ,
NY CO-TAFA(COoperative ny TAnora ho an'ny FAnavaozana) DIA MANEHO NY FANKASITRAHANA ARY MIRARY SOA MBA HAHALEO HAHAVITA SY HALASANA AMIN'NY ADIDY AMAN'ANDRAIKITRA MAVESATRA IANTSOROHANAO ,MBA HO TOMBOTSOA AMBONY NY FIRENENA πŸ™πŸ‡²πŸ‡¬πŸ‡²πŸ‡¬

Faly miarahaba anao andriamatoa Praiminisitra ary manantena mba ho ela fanapahana eo amin'io toerana io ianao
15/03/2026

Faly miarahaba anao andriamatoa Praiminisitra ary manantena mba ho ela fanapahana eo amin'io toerana io ianao

11/03/2026

Misaotra an'ny Filohan'ny Fanavaozana an'ny Repobilika an'i Madagasikara izay tarihin'i Colonel MichaΓ«l RANDRIANIRINA tamin'ny fihainoana ny feon'ny mpitolona.
Manaraka izany dia mila fanadiovana tanteraka i Madagasikara ka mitaky ny handravana ireto andrim-panjakana manaraka ireto (Antenimieram-pirenena, HCC, CENI)
Masina ny taninjanaka

09/03/2026

Manoloana ny vaovao nisongadina teto amin'ny tany sy ny firenena Malagasy dia tsy hay ny hangina ka tsy hiteny momban'ny fandravana ny goverinemanta izay notarihin'Andriamatoa Heritsalama.
Tsara ny manamarika fa niteraka resabe sy fanakihanana ny fanendrena natao tamin'izany, izay tsy nisy fakan-kevitra tamin'ny samy mpitolona na ireo nandray fahefana.
Ka eto dia mametraka fisaorana lehibe amin'ny Filohan'ny Fanavaozana an'ny Repobilika an'i Madagasikara fa tafita sy nisy nihaino ilay hafatra avy aty amin'ny tanora mpitolona, ary mino sy manantena izahay fa hisy ny fakan-kevitry ny tanora amin'ny fananganana ny goverinemanta vaovao πŸ™πŸΌπŸ‡²πŸ‡¬

Misaotra an'ny Filohan'ny Fanavaozana ny Repoblika tamin'ny fihainoana ny feon'ny mpitolona πŸ™πŸΌ
09/03/2026

Misaotra an'ny Filohan'ny Fanavaozana ny Repoblika tamin'ny fihainoana ny feon'ny mpitolona πŸ™πŸΌ

Fanambarana avy amin'ny Fiadidiana ny Fanavaozana ny Repoblika
09/03/2026

Fanambarana avy amin'ny Fiadidiana ny Fanavaozana ny Repoblika

Address

IIIX 310 TER Manarintsoa Est
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Co-TAFA ofisialy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category