IA BOT malagasy

IA BOT malagasy Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from IA BOT malagasy, Financial service, Antananarivo.

🚀 IA BOT MALAGASY

💡 Mianara BUSINESS EN LIGNE maimaimpoana eto amiko
💰 Fomba hahazoana vola amin’ny internet

🤖 Bot automatique 24/7 + stratégie tsotra

📩 Soraty “START” hanombohana dieny izao

28/08/2026

🤩 Misy app iray hahazaona 6500 ar / reffferal ao izay hiketrika ( raha mahita reff 100 ianao efa 650.000 ar )

🥰🎯
28/08/2026

🥰🎯

😬 MPANDAINGA BEEEE ! !! !! !         Fa tena hahazaona vola tokoa vé ilay blockbuster e ? Sao mba photoshop fotsiny aza ...
28/08/2026

😬 MPANDAINGA BEEEE ! !! !! !

Fa tena hahazaona vola tokoa vé ilay blockbuster e ? Sao mba photoshop fotsiny aza ireny publienareo ireny ?

🎯 Zavatra 1 tena tiako amin'ny blockbuster dia azonao jerena avy ao comptenao daholo ireo olona nanao retrait sy fitambaran'ny retrait nataony sns...

Tsy misy afaka handaingana ao blockbuster fa dia hitan'public daholo retrait nataonao .

Ity zao ny ahy hoe : 137 dollars na 554000 Ar ny fitambaran'ny vola azoko tao raha 35 dollars na 141000 Ar ny tamin'ity mois ity .

Jereo ao fa misy olona mahazo hatramin'ny 60.000.000 Ar io , tsy izaho mamorona fa jereo avy any comptenareo any

🥰 Asakasakareo tsy mino ihany nefa io fa hoan'izay hitady vola dia araraoty ity BLOCKBUSTER ity

Lien hoan'izay tsy mbola tafiditra : https://playbb.fun/u/28990584

27/08/2026

🥰 Ireto coms ireto ireo olona mahazo bonus avy aty aminay sy fandaminana ny fizarana azy

27/08/2026

🔥 olona 2 sisa no omeko 5000 Ar avy izay mahavita inscription sy vérification KYC izao 🤩 mihato kely ny bonus aorinan'zay

 ❤️❤️❤️Merci XE-ÉXCHANGE
27/08/2026

❤️❤️❤️
Merci XE-ÉXCHANGE

🛑 TOROLALANA FANAOVANA RETRAIT MEC DIRECT MOBILE MONEY ETO SERVICE XE-ÉXCHANGE 🛑

Hoazavaiko amin'ity publication ity ny fomba fanaovana retrait MEC direct MOBILE MONEY eto service XE-ÉXCHANGE .

🤖 Tsara marihina fa automatique ny fanaovana retrait MEC DIRECT MOBILE MONEY eto service XE-ÉXCHANGE fa tsy ilay hoe ianareo manontany prix avy eo izahay mamaly sns.... ireny ka araho tsara toromarika.

1️⃣ Voalohany : mandefa mp hoe 1 ianao dia miseho ny cours MEC sy MINIMUM DE RETRAIT MEC ato aminay ka vakio tsara .( Mp hoe 1 no alefanao tsy asina na de teny hafa aza na hoe emoji tsy azo atao ) .

2️⃣ Faharoa : tonga dia kajinao ny vola tokony raisinao satria efa mipoitra ny prix mec tamin'ianao avy nandefa mp hoe 1 Téo aloha .

3️⃣ Fahatelo : mandefa mp hoe 2 ianao dia mahazo adresse mec handefasanao azy dia tonga dia alefanao ilay MEC ( nalefako ao commentaires ao fomba fandefasana MEC )

4️⃣ Fahaefatra : captureo ilay preuve de transaction dia alefao amiko ary alefao aorinan'zay ny numéro sy anarana .

5️⃣ Fahadimy : rehefa lasa daholo ny capture sy numéro ary anarana dia mandefasa mp hoe 3 ianao dia miandry ilay vola tonga sisa ary rehefa voarainao ny vola dia mandefa mp hoe 4 ianao .

❌Tsy tokony hisy teny hafa ankotran'ireo izany alefanao ary aoka hamaky tsara ireo mp automatique miseho ianao .
❌ Tandremo fa miovaova ny cours mec sy minimum de retrait ka aoka hamaky tsara vao mandefa MEC .

🫶 RAHA TOA KOSA ANEFA KA TENA MANAHIRANA ANAO ILAY MANAO RETRAIT AUTOMATIQUE DIA MANDEFASA MP HOE "MILA GUIDE " DIA MIANDRY ANAY DISPO DIA IZAHAY MANORO ANAO.

⚠️RAHA SANATRIA KA MISY OLANA MANDRITRAN'NY ÉCHANGE DIA MANDEFASA MP AVY HATRANY ⚠️.

🚧 DELAI DE RETRAIT : matetika dia 1 min hatramin'ny 3 H eo no fahatongavan'ny vola any aminao , tsy possible ho ela bé ilay izy tena marina fa indray2 sendra milahatra bé ny client na misy olana client eo alohanao na tapaka ny jiro nefa low batt ny admin na olana toy izany dia mety ho taratara ilay retrait fa efa noezahinay ho maromaro ny admin dia rapide kely foana dia tonga retrait.

Raha misy fanontanina dia alefao sur commentaires foana fa ezahinay valina .

📩Afaka mandefa mp avy hatrany izay te hanao échange MEC direct MOBILE MONEY ary

💸Vers AIRTEL MONEY, ORANGE MONEY , MVOLA toujours disponible

27/08/2026

🤩 Hoan'izay hanao RETRAIT ao ME PASS , jereo ao commentaires ao ny tuto fa efa ao )

🔥🫶
27/08/2026

🔥🫶

27/08/2026

🔥 izay olona 4 mahavita vérification KYC ao me pass androany dia mahazo 3000 Ar 🫶 ( payement direct MOBILE MONEY)

26/08/2026

🔥🌟Misy app iray nahazaoko 20.000 Ar indray ao coms ao izay hanao sy hitady vola

Address

Antananarivo

Opening Hours

Monday 03:00 - 21:00
Tuesday 03:00 - 21:00
Wednesday 03:00 - 21:00
Thursday 03:00 - 21:00
Friday 03:00 - 21:00
Saturday 03:00 - 21:00
Sunday 03:00 - 20:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when IA BOT malagasy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share