IA BOT malagasy

IA BOT malagasy Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from IA BOT malagasy, Financial service, Antananarivo.

🚀 IA BOT MALAGASY

💡 Mianara BUSINESS EN LIGNE maimaimpoana eto amiko
💰 Fomba hahazoana vola amin’ny internet

🤖 Bot automatique 24/7 + stratégie tsotra

📩 Soraty “START” hanombohana dieny izao

🔥🔥🔥
14/06/2026

🔥🔥🔥

🛑 STRATÉGIE ME PASS 🛑 ‼️ FANAMARIHINA : mialohan'ny hamakianao ity stratégie ity dia fantaro fa tsy natao hoan'izay débu...
13/06/2026

🛑 STRATÉGIE ME PASS 🛑

‼️ FANAMARIHINA : mialohan'ny hamakianao ity stratégie ity dia fantaro fa tsy natao hoan'izay débutant bé sy ireo olona kamo mikaroka izy ity fa natao hoan'ireo te hahazo vola ary vonona ny hiezaka mafy hampianatra ny tenany .

✅ Manao farming compte me pass ilay atao :

- zavatra atao dia mampiasa compte me pass betsaka bé ( marihiko fa tsy azo atao manokatra compte me pass betsaka fa mila mividy ianao fa 1 isan'olona ihany no azonao sokafana )
- manao check in daily tsy tapaka amin'ireo compte rehetra ireo ianao isan'andro tsy tapaka tsy asina adino
- tsara kokoa raha compte vita événement SHOW E sy ilay événements ME736 no vidiana ary mba misy réfferal ihany koa

💰 VOLA AZONAO AMIN'ILAY IZY :

- Raha compte 100 no ampiasainao dia 0.003 MEC * 100 * 30 no azonao izany hoe 9 MEC izany na 240.000 Ar .
- Raha vidianao amin'ny vidiny mora ny compte me pass dia tokony eo 200.000 Ar eo ilay compte 100 isa ka 40.000 Ar ny azonao volana voalohany.

🤩 Fa kosa manomboka amin'ny volana faharoa dia 240.000 Ar isambolana no azonao izay tsy misy dépense hafa tsy crédit isan'andro sisa mandrapahatampitrin'ny ME PASS .

📍ETO DIA LASA MISY RESAKA INVESTISSEMENT IZANY ILAY IZY FA KOSA TSY TOY NY MACROPAULINE SNS FA FARMING ILAY ATAO TOY NY HOE MIVIDY ZANAKA KISOA BETSAKA BE DIA OMPIANAO DIA AVY EO AMIDY ISAM-BOLANA DIA IZAY .

‼️Tsy misy resaka hahabanni ihany koa satria mampiasa app multi cloner rehefa hanao azy io dia tsy hahatahorana satria omen'ilay app Multi cloner adresse IP samihafa ireo compte rehetra ireo ..

Izay fa bonne chance daholo , ato no miditra hoan'izay vao hiditra : https://i.mec.me/?c=e3u7k2sb

REPOST

12/06/2026

🤩 Inona no tena mbola olana bé anao amin'ny business en ligne fa hitadiavana solution ?

✅ IREO APP HAHAZAONA VOLA HAINGANA EN LIGNE      Hizara ireo application hahazaona vola haingana en ligne indray aho and...
12/06/2026

✅ IREO APP HAHAZAONA VOLA HAINGANA EN LIGNE

Hizara ireo application hahazaona vola haingana en ligne indray aho androany ka vakio tsara dia jereo izay mety aminao :

1️⃣ BLOCKBUSTER : application fanaovana jeux izy fa hahazaona vola haingana bé , tsotra sady azon'ny débutant atao tsara sady tsy misy investissement

Lien hahafahanao miditra ao BLOCKBUSTER : https://playbb.fun/u/28990584

2️⃣ ME PASS : app mizara vola maimaimpoana , izy dia app de lancement blockhain sy wallet web3 vaovao ka miezaka mizara ny app miaraka amin'ny bonus izy amin'izao mba hahazaon'ireo utilisateur vola haingana

Lien hahafahanao miditra ao ME PASS : https://i.mec.me/?c=e3u7k2sb

🤩Mbola misy hafa fa ho zaraiko amin'ny publication manaraka indray 🥳

Aza adino ny mi-abonnée ny page fa hizara fampianarana ho anareo eto foana aho

11/06/2026
🔥💸 GOÛTÉ GOÛTÉ KELY 🔥 MERCI BNBPICK             Nahazo 5000 Ar mahery kely tao BNBPICK aho alina , tsy nanao dépôt aho f...
09/06/2026

🔥💸 GOÛTÉ GOÛTÉ KELY 🔥 MERCI BNBPICK

Nahazo 5000 Ar mahery kely tao BNBPICK aho alina , tsy nanao dépôt aho fa juste nisy commission réfferal kely tao dia izay no nolalaoviko nataoko tonga avo 4 heny dia nataoko retrait io .

Mafinaritra na dia kely dia kely toy izao aza no azo amin'ny site site ireny 🤩 ary tena mampitombo motivation hiketrehana mafy en ligne ilay izy .

Ndao hiezaka hitady vola foana zareo ah , harao hatrany ny page fa hizara actus kely ho anareo foana aho 🤩.

✅ RETRAIT 0.66 MEC BIEN REÇU 🔥🔥🔥         Somary sahirana kely aho tao ho ao dia izao vao niverina niasa en ligne  , retr...
08/06/2026

✅ RETRAIT 0.66 MEC BIEN REÇU 🔥🔥🔥

Somary sahirana kely aho tao ho ao dia izao vao niverina niasa en ligne , retrait 0.66 MEC no fisantarana izany retrait izany 🔥

Ndao hiezaka hitrandraka tsara daholo fa tena vola rapide ilay izy ary tena hahazaona vola bé raha mahay ireo clé rehetra aminy ianao .

Raha te hahazo vola haingana miaraka amiko ianao dia aza misalasala manaraka tsara ny publication ataoko dia hiaraka mahazo vola isika

Ato ny lien fisoratana anarana hoan'izay vao hiditra :
https://i.mec.me/en-US/a?p=miniapp&m=730&c=e3u7k2sb

💸🎁 Rehefa hanao retrait azy ianao dia ato XE-ÉXCHANGE manatona fa izy no revendeur MEC azo antoka indrindra 🤩 .

fans

06/06/2026

✅ Business en ligne vaovao efa assuré fa mpayé ary misy porofo ao coms ao lien misy fanazavana dia sokafy dia vakio 🤩

✅ BUSINESS EN LIGNE HAHAZAONA VOLA HAINGANA INDRINDRA      Satria isika tena mila vola izao dia tokony mitady solution h...
03/06/2026

✅ BUSINESS EN LIGNE HAHAZAONA VOLA HAINGANA INDRINDRA

Satria isika tena mila vola izao dia tokony mitady solution hampidirana vola hafa ka izany no hi-suggeréeko anao ity business en ligne iray ity mba hahazaonao vola fanampiny :

, izy no business en ligne tsara indrindra amin'izao satria sady azon'ny débutant atao tsara izy satria tena mora hay no tsy mandany fotoana bé no tsy misy investissement ihany koa

Tena hoe perfect izy ity fa kosa tsy hoe manao inscription dia mahazo vola fa mila manao an'ireto ianao :

- AFFILIATION
- ÉVÉNEMENTS SHOW E
- ÉVÉNEMENTS ME730
- CHECK IN DAILY
- UNICORN

ireo anefa dia zavatra tena tsotra ka jereo ao vidéo ao page ao fampianarana an'ireto fa efa dispo éfa elaela ireo

Lien hahafahanao miditra ao ME PASS : https://i.mec.me/?c=e3u7k2sb

‼️✅ MANINONA RAHA MANAO BUSINESS EN LIGNE AMIN'IZAY ?    Efa tena mandroso bé izao ny tontolon'ny numérique 🤩💸🧠 , mahaiz...
03/06/2026

‼️✅ MANINONA RAHA MANAO BUSINESS EN LIGNE AMIN'IZAY ?

Efa tena mandroso bé izao ny tontolon'ny numérique 🤩💸🧠 , mahaiza amin'izay mitady vola en ligne fa tsy variana manao Scroll fotsiny

Betsaka bé ireo business en ligne azonao atao :

- TRADING
- AFFILIATION
- CRYPTOMONNAIE
- HOLDING
- MICROTACHE
- etc.....

Na tsy manana compétences bé aza ianao , na tsy mahay langue , na ratsy fitaovana ampiasaina dia afaka manomboka amin'ny business en ligne foana 🤩

Mila taridalana ve ianao ? Aza misalasala manaraka ity page ity fa mizara fampianarana maro bé mikasika an'izany izahay

Address

Antananarivo

Opening Hours

Monday 03:00 - 21:00
Tuesday 03:00 - 21:00
Wednesday 03:00 - 21:00
Thursday 03:00 - 21:00
Friday 03:00 - 21:00
Saturday 03:00 - 21:00
Sunday 03:00 - 20:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when IA BOT malagasy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share