19/03/2026
⁉️ Mety Possible amin izay ity Projet Programme E-Ariary ity Raha Izao no Mitohy.
Programme Efa natao Test tamin Mai 2025❓️
TSARA ALOH ILAY IZY AMIKO E SATRIA :
1- Manaraka Tsara ny Technology Mondial
2- Miditra Anaty Tontolo Numérique
3- Sady en Securite no Plus Transparent
4- Vetivety dia Ho Afaka Ny TROSA 🚫
Ary IANAO Ahoana no Fahitanao ilay Projet Programme hanova ny Vola ho 1000ar ny Lehibe indrindra ❓️
L'Art d' Entrepreneur Numerique
https://times261.com/finances-monnaie-electronique-la-banque-centrale-lance-le-projet-pilote-pour-le-ariary?fbclid=IwdGRjcAQpHxpjbGNrBCke5mV4dG4DYWVtAjExAHNydGMGYXBwX2lkDDM1MDY4NTUzMTcyOAABHomPX8mfu-fyaLdz_QI3VWbfbkIAFdNA6LyU6KgpgmwMPY8KXkWaWTyC3yMn_aem_HDS6WFKDJ4epP8IAFckapg