Ny Trading Sy Ny Tontolony

Ny Trading Sy Ny Tontolony Mianara, mitady fahombiazana ary manatsara ny fahaiza-manao amin'ny alalan'ny trading

17/04/2025

Inona marina no atao hoe trading?

Ny Trading dia ny fividianana sy fivarotana zavatra (toy ny vola, tahiry, crypto) amin’ny fotoana sy vidiny mety hahazoana tombony.

➕ Vidiana amin’ny vidiny ambany,
➖ Avy eo amidy amin’ny vidiny ambony.

Mora ambara, fa mila ketrika!

Fantatrao ve fa afaka mianatra mampiasa vola amin'ny   ianao na dia vola kely aza no anananao?Ny trading dia tsy ho an'n...
16/04/2025

Fantatrao ve fa afaka mianatra mampiasa vola amin'ny ianao na dia vola kely aza no anananao?
Ny trading dia tsy ho an'ny manankarena ihany intsony. Raha manana faharetana sy fahaizana mianatra ianao, dia azo tanterahina tsara!
👉 Manomboka anio isika hianatra tsikelikely!


🇲🇬Formation en ligne – Maîtriser Internet 🇲🇬De l’initiation à l’expertise, de A à ZIty fiofanana ity dia natao ho an'ire...
11/03/2025

🇲🇬Formation en ligne – Maîtriser Internet 🇲🇬
De l’initiation à l’expertise, de A à Z

Ity fiofanana ity dia natao ho an'ireo izay te hianatra sy handalina ny fampiasana aterineto (internet).
Na dia mbola tsy manana traikefa aza ianao, fa vao hanomboka mihitsy, na koa efa manana traikefa ihany fa te handalina kokoa.
Ny fahaizana mifehy ny fampiasana « internet » dia manokatra lalana maro eo amin’ny sehatr'asa rehetra, fa indrindra ny asa « en ligne ».

1️⃣ Introduction à Internet et à la navigation (3 modules)
📌 Définition, historique, fonctionnement.
📌 Navigateurs Web et moteurs de recherche.
📌 Recherche avancée et techniques d'efficacité.
2️⃣ Création et gestion d’un compte e-mail (1 module)
📌 Comment créer, sécuriser et gérer une adresse e-mail (Gmail, Yahoo, Outlook).
3️⃣ Sécurité et protection en ligne (5 modules)
📌 Mots de passe, protection des données, mises à jour.
📌 Authentification à deux facteurs et cybersécurité.
📌 VPN et Proxy : anonymat et protection en ligne.
📌 Sécuriser ses paiements en ligne et éviter les arnaques.
📌 Lois sur Internet, droits d’auteur et cybercriminalité.
4️⃣ Les connexions et services Internet (3 modules)
📌 Wi-Fi, données mobiles et sécurité des réseaux.
📌 Téléchargements et installations sécurisées.
📌 Utilisation du cloud (Google Drive, iCloud, Dropbox).
5️⃣ Les réseaux sociaux : bases et bonnes pratiques (4 modules)
📌 Introduction aux réseaux sociaux et leur impact.
📌 Création et gestion d’un compte Facebook.
📌 Confidentialité et sécurité sur Facebook.
📌 Reconnaître et éviter les arnaques en ligne.
6️⃣ Création et partage de contenu sur Internet (3 modules)
📌 Blogs et forums : participation et création (WordPress, Blogger, Reddit).
📌 Publier et interagir sur Facebook (texte, image, vidéo).
📌 Facebook Messenger : gestion des contacts et conversations.
7️⃣ Travail et opportunités en ligne (3 modules)
📌 Introduction au télétravail et au freelancing.
📌 Outils collaboratifs (Google Workspace, Zoom).
📌 Introduction au e-commerce et marketing digital.
8️⃣ Streaming et divertissement en ligne (2 modules)
📌 Plateformes légales : YouTube, Netflix, Spotify.
📌 Bonnes pratiques pour télécharger et streamer légalement.
9️⃣ Fake news et vérification de l’information (2 modules)
📌 Désinformation, comment reconnaître une fake news ?
📌 Fact-checking et sources fiables sur Internet.
🔟 Résumé et conseils finaux (4 modules)
📌 La Netiquette : bien se comporter sur Internet.
📌 Gérer ses abonnements et préférences numériques.
📌 Sécurité et récupération de compte Facebook.
📌 Meilleures pratiques pour une utilisation efficace et responsable d’Internet.

Saram-pisoratana anarana : 10 000 Ar
Saram-pianarana : 50 000 Ar
Faharetany : 1 volana

🗓️ Daty : 17 martsa 2025 ka hatramin'ny 11 aprily 2025

Raha hisoratra anarana, dia miditra amin'ity rohy (Google Forms) ity, ary mameno ny "formulaire" :
https://forms.gle/Hq4c1nvmUqZUCYar8

⏰Faran'ny fisoratana anarana : 17 martsa 2025

⏰Faran'ny fandoavana ny saram-pianarana volana voalohany : 21 martsa 2025

Voafetra ny isan'ny afaka misoratra anarana, mba ahafahana manara-maso sy mamaly haingana ny fanontanian'ny mpianatra rehetra.

💡Ao tranonkala Marketo MG https://marketo.mg/ no hanatanterahana ny fiofanana.

"Vidéo" anankiray ka hatramin’ny roa isan'andro no halefa ao, ny alatsinainy ka hatramin'ny zoma.
Malalaka ny rehetra amin'izay fotoana hanarahana na koa hakàna ny "vidéos".

Ny fanontaniana kosa dia afaka apetraka amin'ny fotoana rehetra (Ao anaty vondrona, na eto amin'ny pejy Facebook na amin'ny WhatsApp, na miantso avy hatrany ny laharana finday).

✅Aorian'ny famenoana ny "formulaire", dia hahavoaray hafatra amin'ny laharana finday ny mpisoratra anarana, mba ho fanamarinana fa voaray ny fisoratana anarana natao.

✅Aorian'izay ihany koa dia handefasana "identifiant" sy "mot de passe" ahafahana miditra ao amin'ny tranonkala Marketo.mg

📞 0386593245 - 0342462226

11/03/2025
🌍🔌 Fianarana Mampiasa Internet de A à Z - 30 Videos Amin'ny Teny Malagasy! 📚🚀 Te-hianatra ny fomba feno sy tsotra hampia...
04/03/2025

🌍🔌 Fianarana Mampiasa Internet de A à Z - 30 Videos Amin'ny Teny Malagasy! 📚

🚀 Te-hianatra ny fomba feno sy tsotra hampiasana ny internet ve ianao? Aza adino ity fianarana manokana ity!

✅ 30 Videos amin’ny teny malagasy – ho hitanao sy ho takatrao mora foana!
✅ Mianara manomboka amin’ny fototra ka hatramin'ny fahaiza-manao matihanina!
✅ Tena ilaina ho an’ny rehetra, na mpianatra, na mpiasa, na olona te-hahita vola amin'ny aterineto!
✅ Tena tsara ho an'ny fandraharahana!

🎯 Tombontsoa:

♥️ Mianatra amin’ny teny Malagasy,
♥️ Tsy mila fahaiza-manao manokana!
♥️ Fomba fianarana tsotra sy mora azo.
♥️ Hahazo certificat any amin'ny faran'ny fianarana!
🎓 Tongava misoratra anarana dieny izao ary manomboha mianatra!

Ajoutez ce certificat à votre CV pour valoriser vos compétences et maximiser vos chances d\\\\\\\\\\\\\\\\\\\\\\\\\\\\\\\\\\\\\\\\\\\\\\\\\\\\\\\\\\\\\\\\\\\\\\\\\\\\\\\\\\\\\\\\\\\\\\\\\\\\\\\\\\\\\\\\\\\\\\\\\\\\\\\\\\\\\\\\\\\\\\\\\\\\\\\\\\\\\\\\\\\\\\\\\\\\\\\\\\\\\\\\\\\\\\\\\\\\\\\\\\\\\\\\...

12/02/2025

Tongasoa eto amin'ny pejy Ny Trading Sy Ny Tontolony. Eto isika dia hifampizara paikady, torohevitra, sy traikefa izay hanampy antsika hahita fahombiazana kokoa

Address

Antananarivo
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 09:00 - 15:00
Tuesday 09:00 - 15:00
Wednesday 09:00 - 15:00
Thursday 09:00 - 15:00
Friday 09:00 - 15:00
Saturday 09:00 - 12:00

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ny Trading Sy Ny Tontolony posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share