Fundamental Trader Academy

Fundamental Trader Academy Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Fundamental Trader Academy, Finance, Behoririka, Antananarivo.
(254)

🎯 SpĂ©cialiste en Analyse Fondamentale & Statistique
📊 05 ans d’expĂ©rience en Analyse Graphique
📈 Trader & Investisseur
🌍 Expert des MarchĂ©s : Devise | MatiĂšres PremiĂšres | Indices
⚠Le marchĂ© financier contient de risque⚠
📞 Contact :032 82 595 82

🚹TRADE NEWSTsy azo fehezina tanteraka ny mouvement sy volatilitĂ© ateraky ny News Ă©conomiques. Rehefa mivoaka ny annonce ...
04/09/2026

🚹TRADE NEWS

Tsy azo fehezina tanteraka ny mouvement sy volatilité ateraky ny News économiques. Rehefa mivoaka ny annonce lehibe, afaka miova ao anatin'ny segondra vitsy ny direction-n'ny marché.

⚠ Noho izany, raha te hanao trading News ianao :

✅Aza afangaro amin'ny compte principal mihitsy ny compte ampiasainao hanaovana News Trading.
✅Tsara kokoa ny manokatra compte manokana, miaraka amin'ny vola izay vonona ho very ianao.Satria rehefa News, mety tsy araka izay antenainao intsony ny Stop Loss noho ny volatilitĂ© sy ny slippage.
Mety ho :
đŸ’„ CRAMÉ ny compte
🚀 Na PROFIT lehibe be
Izany no tena réalité.

Ny News Trading dia trading Ă  haut risque. Mila mahafantatra tsara izay ataonao, manaiky ny risque, ary indrindra tsy mampiasa vola izay tsy zakanao very.
Amin'ny News Trading, tsy misy garantie. Misy fotoana mahazo profit be, ary misy fotoana mety ho very tanteraka koa.
Raha tsy vonona handray an'izany risque izany ianao, aleo tsy miditra News.

Bombardement NFP💣Samy nahazo ny tandrify azy ny rehetra đŸ”„ETX PROGRAM PRO-FTA✅
04/09/2026

Bombardement NFP💣
Samy nahazo ny tandrify azy ny rehetra đŸ”„
ETX PROGRAM PRO-FTA✅

Salama tompoko, mbola misy 1.176USDT disponible isika amin’ity herinandro ity✅Afaka manao transaction direct ao amin’ny ...
04/09/2026

Salama tompoko, mbola misy 1.176USDT disponible isika amin’ity herinandro ity✅
Afaka manao transaction direct ao amin’ny site : ftaexchangemg.com
Na koa manao transaction ao amin’ny page FTA Exchange
DépÎt : 4.400Ar
Retrait : 4.100Ar

Mankasitraka indrindra ✹

Aleo samy hifampiresaka am-pahatsorana...Inona marina no tena mbola manahirana anao amin’izao fotoana izao rehefa MTRADE...
03/09/2026

Aleo samy hifampiresaka am-pahatsorana...

Inona marina no tena mbola manahirana anao amin’izao fotoana izao rehefa MTRADE?

Ilay zavatra fantatrao fa tokony hovainao nefa mbola tsy vitanao?
Ilay fahazaran-dratsy miverimberina foana na dia efa niezaka niala aza ianao?
Sa misy fahalemena iray izay mbola tsy voafehinao mihitsy?

💬 Asehoy amin’ny transparence tanteraka ny ao am-ponao. Tsy misy fitsarana eto.
Ny tena tsara lazaina oe firy ans d'expĂ©rience ihany koa🙏
Indraindray, ny fanekena hoe “manana olana aho” no dingana voalohany mankany amin’ny fiovana. ❀

Lazao ao amin’ny commentaire. Mety ho ianao no hanampy olona maro amin’ny alalan’ny tantaranao.

MANANA PROBLÈME PATIENCE IANAO? Ny Trader tsy manana patience dia matetika miditra marché noho ny Fear Of Missing Out ( ...
03/09/2026

MANANA PROBLÈME PATIENCE IANAO?

Ny Trader tsy manana patience dia matetika miditra marché noho ny Fear Of Missing Out ( FOMO), manery setup tsy mbola valide ary manao trade be loatra.
Ka ahoana no atao mba hianarana sy hifehezana ny PATIENCE?

✅Manàna CHECKLIST mazava
Soraty avokoa ireo conditions sy points d’exĂ©cution ilainao alohan'ny hidiranao amin’ny trade.
Raha tsy feno ireo conditions rehetra, TSY MIDITRA TRADE.
Ny checklist no manampy anao tsy hiditra position noho ny émotion na ny fahitana mouvement tampoka eny an-tsena.

✅Aza manomboka amin’ny Risk/Reward ambony be
Aza mikendry RR MAX avy hatrany. Atombohy tsikelikely mba hampiofanana ny sainao hanaja ny trade.
Ohatra, afaka manao progression toy izao ianao mandritra ny 01 volana :
1R : Risque 1 USD âžĄïž TP 1 USD
2R : Risque 1 USD âžĄïž TP 2 USD
3R : Risque 1 USD âžĄïž TP 3 USD
Atombohy amin’ny RR1, avy eo rehefa voafehy tsara ny patience sy ny gestion, mandrosoa amin’ny RR2, ary avy eo RR3.
Aza mikendry RR MAX aloha . Rehefa voafehinao ny RR minimum sy ny discipline, dia afaka mandroso ho azy tsikelikely ianao.

✅Ekeo fa tsy voatery manao Buy /SELL isan’andro
Tsy hoe satria misokatra ny marché dia voatery hanao trade ianao.
Indraindray, ny NO TRADE no tsara indrindra.
Ny Trader PRO dia mahay miandry. Tsy mitady trade amin’ny toerana rehetra izy, fa miandry ny meilleure opportunitĂ©.

✅Apetraho mialoha ny Alert (tradingview, croisement amin’ny broker )
Apetraho amin’ireo niveaux importants ny alert, dia miandry ny prix hanatona ny zone-nao.
Izany dia manampy anao hiala amin’ny overthinking sy FOMO.

✅Ahena ny isan’ny Trade ataonao
ManĂ na limite, ohatra :
Maximum 1 na 2 trades isan’andro
Tsy miditra raha tsy setup A+
Rehefa tratra ny objectif na limite de perte dia mijanona
Ny hoe mahita mouvement maro eny an-tsena dia tsy midika hoe tokony horaisina daholo izy rehetra.

✅Mianara manaiky fa misy Trade tsy azonao (Trade missed)
Tsy afaka mahazo ny mouvement rehetra ianao.
Mety nisy setup lasa tsy niandry anao? Avelao handeha.
❌ Aza manenjika prix
❌ Aza miditra tara noho ny FOMO
❌ Aza manao revenge trade
📈 Mbola hisy opportunitĂ© foana ny marchĂ©.

✅Ataovy Processus ny Trading fa tsy “chasse au profit”
Aza mifantoka amin’ny hoe :
« Ohatrinona no ho azoko androany? »
Fa mifantoha amin’ny hoe :
« Nanaraka ny plan ve aho? »
đŸ“ˆÂ« Niandry ny setup-ko ve aho? »
đŸ“ˆÂ« Voafehiko ve ny risque? »
Raha tsara ny processus-nao, ny résultat dia manaraka tsikelikely.

🎯 PATIENCE + DISCIPLINE + MONEY MANAGEMENT = FONDATION-NY TRADER MAHOMBY.

🚹 OFFICIEL : COACH VAOVAO ATO AMIN’NY FTA.Amin’ny hafaliana lehibe no ampahafantaranay anareo fa Trader roa no nrecruten...
02/09/2026

🚹 OFFICIEL : COACH VAOVAO ATO AMIN’NY FTA.

Amin’ny hafaliana lehibe no ampahafantaranay anareo fa Trader roa no nrecrutena hanamafy ny Cadre FTA. đŸ’Ș
Androany dia faly izahay mandray amin’ny fomba ofisialy an’i Boss Raheritiana Kenejy , izay isan’ireo Coach vaovao ato amin’ny FTA! đŸ”„đŸ‘

Andeha hojerentsika kely ny parcours-ny :
✅Mpianatra tao amin’ny 3ùme promotion FTA ETX PROGRAM, tamin’ny Octobre 2025.
✅Anisan’ireo mpianatra nahita rĂ©sultat haingana izy, satria hita taratra hatrany ny ezaka, faharetana ary ny fandraisany lesona tamin’ireo Coach.
✅Mpianatra tena mazoto sy manana faniriana handeha lavitra amin’ny tontolon’ny Trading. 📈
✅Manana compĂ©tence sy qualitĂ© leadership, izay anisan’ny antony nahatonga anay hatoky azy handray andraikitra lehibe kokoa ato amin’ny FTA.
✅Anisan’ireo membre tena actif indrindra, indrindra ao amin’ny Groupe PrivĂ© sy PrĂ©-analyse. đŸ”„
✅Efa nandalo sy nahavita ireo tests sy Ă©valuations rehetra takiana amin’ny recrutement Coach.
✅Tao anatin’ny 10 volana monja tao amin’ny FTA, dia niova ny statut-ny: avy amin’ny Mpianatra lasa Coach lasa Cadre manana andraikitra lehibe amin’ny projet FTAđŸ”„
Ary misy zavatra iray tsy azo hadinoina koađŸ€ŁMpianatra tia mifaly,tia bex sy tia mifull kely ihany koa izy😂

Izany no tianay hampitaina aminareo rehetra :
Tsy hoe satria efa ela tao amin’ny FTA ianao vao afaka mahazo toerana lehibe. Ny ezaka, ny fahavononana, ny compĂ©tence ary ny vokatra asehonao no tena zava-dehibe! đŸ’Ș
Ato amin’ny FTA, ny membre rehetra dia manana fahafahana hivoatra, hianatra, handalo Ă©tape maro ary mety ho lasa anisan’ny ekipa mitantana rahampitso.

⚠ Tsy recrutement tsotra izao anefa no atao eto.
Ireo membre raisinay ho anisan’ny Cadre dia membre efa atokisanay tanteraka, mandalo Ă©valuations maro ary tsy maintsy manaporofo ny compĂ©tence-ny, ny discipline-ny ary ny capacitĂ©-ny hanampy ny hafa.

Faly izahay miara-miasa aminao, Coach Kenejy Raheritiana.
Mirary fahombiazana feno ho anao izahay🙏📈
Tohizo hatrany ny ezaka, aza mitsahatra mianatra ary indrindra indrindra, ampio ireo membre ato amintsika mba hivoatra hatrany.
Satria tsy ny hahomby irery no tanjon’ny FTA,fa ny hanangana communautĂ© matanjaka, ahafahan’ny tsirairay mianatra, mivoatra ary mahatratra ny tanjony.

🚹 LES RÉALITÉS DU TRADING QUE PERSONNE NE TE DIT ! 📉📈Mety hanova ny fiainanao ny Trading nefa mety handrava ny capital-n...
01/09/2026

🚹 LES RÉALITÉS DU TRADING QUE PERSONNE NE TE DIT ! 📉📈

Mety hanova ny fiainanao ny Trading nefa mety handrava ny capital-nao ihany koa raha diso ny zavatra antenainao.
Ireto ny réalité tokony ho fantatrao :
❌ Tsy hampanan-karena anao ao anatin'ny herinandro iray ny Trading.
❌ Tsy ho gain foana ianao isan'andro.
❌ Tsy misy stratĂ©gie 100%.
❌ Tsy hahatonga anao ho Trader PRO ny fanaovana copie ny trade an'olona satria lasa miankina amin’ilay olona ianao vao afaka mtrade tsy mahaleo tena .
❌ Tsy midika hoe hahomby ianao satria manana capital be.
❌ Tsy midika hoe tsy hahomby ianao satria manana Capital kely .
❌ Mety ho resy amin'ny trade maromaro ianao, nefa possible trade iray ihany dia voaverina ny perte rehetra ary mivoka profit ( Strategy/Winrate/Risque).

Tsy mora ny trading satria mila mahafehy ny émotions, ny patience ary ny gestion du risque ianao.

Ny réalité?
✅ Tsy maintsy resy aloha ianao vao mianatra mandresy.
✅Manao erreur ianao vao tena mahafantatra sy mahatakatra ny marchĂ©.
✅Mila fotoana maharitra , discipline ary travail be ny fahombiazana.

💡 Tsy lalana haingana hahatongavana ho mpanan-karena ny Trading. CompĂ©tence iray izy izay mitaky fotoana vao tena voafehy.
Aza mino avy hatrany izay rehetra hitanao eny amin'ny réseaux sociaux. Ao ambadiky ny capture de gain iray dia mety misy taona maro nianarana, perte ary sacrifice izay tsy asehon'ny olona aminao.

Ary ianao?
Inona araka ny hevitrao no RÉALITÉS DU TRADING tokony ho fantatry ny dĂ©butant rehetra?
Apetraho ao amin'ny commentaire ny hevitrao🙏

đŸ”„ CONCEPT VAOVAO : NAHOANA NO NIDINA NY GOLD (XAUUSD) ? 📉Nahita ilay fidinan’ny GOLD ve ianareo tato ho ato? Fa araka ny...
01/09/2026

đŸ”„ CONCEPT VAOVAO : NAHOANA NO NIDINA NY GOLD (XAUUSD) ? 📉

Nahita ilay fidinan’ny GOLD ve ianareo tato ho ato?
Fa araka ny hevitrao,inona marina no antony nahatonga an’io mouvement io?
Alefaso ao amin’ny COMMENTAIRE ny analyse-nao :
📊 Raison technique
🌍 Raison fondamentale

Afaka mandefa CAPTURE an’ilay graphique-nao ihany koa ianao, ary hazavao fohy hoe inona no hitanao sy ahoana no nahatongavanao tamin’ilay conclusion.

Ho ataonay sous forme vidĂ©o ny explications nay makasika io cas io raha intĂ©ressĂ© ianareo✅

Tsara kokoa ny manao analyse amin’ny graphique madio sy tsy be surcharge, satria mora kokoa amin’izany ny mamantatra maz...
01/09/2026

Tsara kokoa ny manao analyse amin’ny graphique madio sy tsy be surcharge, satria mora kokoa amin’izany ny mamantatra mazava ny Market Structure, ny vraie impulsion, ny vraie correction, ary ireo zones clĂ©s mety hanehoan’ny marchĂ© rĂ©action✅

Aza maika hiditra position raha tsy mbola feno ny conditions de validation. Ny objectif dia tsy ny hanana trades betsaka, fa ny hisafidy setup de haute probabilitĂ© izay mifanaraka amin’ny structure sy ny plan de trading✅

Structure claire → Impulsion confirmĂ©e → Correction maĂźtrisĂ©e → Zone d’intervention → Confirmation → ExĂ©cution.

Asset financier : EURUSD
Position : Short

📊 Signal partagĂ© au sein de notre communautĂ© ETX PROGRAM PRO. đŸ”„
Une communautĂ© dĂ©diĂ©e Ă  l’apprentissage, au partage et Ă  l’analyse des opportunitĂ©s sur les marchĂ©s financiers. 🚀📈

Efa hiditra amin’ny volana SEPTEMBRE indray isika! 🌟FTA sy FTA EXCHANGE dia mirary fahombiazana lehibe ho anareo rehetra...
31/08/2026

Efa hiditra amin’ny volana SEPTEMBRE indray isika! 🌟
FTA sy FTA EXCHANGE dia mirary fahombiazana lehibe ho anareo rehetra amin’ity volana vaovao ity. 🙏✹
Enga anie ho salama tsara hatrany ianareo, ho lavitra ny olana, ary ho tanteraka soa aman-tsara daholo izay kasainareo. ❀

đŸ’± MITOHY HATRANY NY SERVICE DÉPÔT & RETRAIT
USDT → MGA / MGA → USDT
💰 DisponibilitĂ© FTA EXCHANGE :
9.481 USDT ≈ 41.716.400 Ar
đŸ“„ DĂ©pĂŽt : 1 USDT = 4.400 Ar
đŸ“€ Retrait : 1 USDT = 4.100 Ar

Raha mila manao Ă©change USDT/MGA ianao dia aza misalasala manatona ny FTA Exchange . đŸ€âœš
Misaotra indrindra amin’ny fahatokisana sy ny fanohanana tsy tapaka anareo🙏
Vonona hanompo anareo hatrany✹

Address

Behoririka
Antananarivo
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fundamental Trader Academy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category