ACEP Madagascar

ACEP Madagascar Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from ACEP Madagascar, Loan service, 120, Rue Rainandriamampandry, Faravohitra, Antananarivo.

20/08/2026

Aty amin’ny ACEP Madagascar mandeha 😉

🤗 Fihaonana feno fifaliana sy fifanakalozana no niainanay tamin'ny Foire Be SATRANA tao Mahajanga. Zava-dehibe ho anay a...
19/08/2026

🤗 Fihaonana feno fifaliana sy fifanakalozana no niainanay tamin'ny Foire Be SATRANA tao Mahajanga.

Zava-dehibe ho anay ato amin'ny ACEP Madagascar ny manohana sy mihaino ireo mpamboly, mpivarotra ary mpandraharaha teo an-toerana mba hanampiana azy ireo hampitombo sy hampandroso ny asa izay raketin'izy ireo amin’ny andavanandro.

🤵👰Mikasa hanomana ilay andro malaza ve ianao? 💡ACEP Madagascar manome tolotra tahiry  "Fiaro Soa", izay natokana hanango...
18/08/2026

🤵👰Mikasa hanomana ilay andro malaza ve ianao?

💡ACEP Madagascar manome tolotra tahiry "Fiaro Soa", izay natokana hanangonana tsikelikely sy milamina, aha-tonga ilay andro malaza.
Na fety io na mariazy, na ireo hetsika manan-danja rehetra tianao ho tanterahina.

Te hampandroso ny asanao ve ianao?💡 ACEP Madagascar manome tolotra fampindramam-bola isan-karazany ho an'ireo mpandrahar...
17/08/2026

Te hampandroso ny asanao ve ianao?

💡 ACEP Madagascar manome tolotra fampindramam-bola isan-karazany ho an'ireo mpandraharaha madinika sy salantsalany.
🚶‍♂️Raha mila fanazavana fanampiny, manatona ny masoivoho akaiky anao na antsoy ny laharana 034 16 548 58.

📌
14/08/2026

📌

"Tolotr'asa ho anao" !👉 'Ndao hiaraka hitondra fahombiazana azo tsapain-tanana ho anao sy ho an'ny ACEP Madagascar ary i...
12/08/2026

"Tolotr'asa ho anao" !
👉 'Ndao hiaraka hitondra fahombiazana azo tsapain-tanana ho anao sy ho an'ny ACEP Madagascar ary indrindra ho an'ireo mpanjifa.

Raha mahaliana anao ito tolotr'asa ito dia manasa anao handefa CV amin'ny adiresy mailaka [email protected], na koa manatona mivantana ny ACEP Madagascar Faravohitra.

07/08/2026

Tamberin-tsary tamin'ny fivoahan'ireo mpianatra andiany voalohany tao amin'ny GE-IT - Grande École de l'Innovation Technologique, ny andiany « Tafa-ray ».

Mirary fahombiazana hatrany✨🎓

©️TOVO CAM FILM

Afaka manakalo solde ho vola na vola ho solde Orange Money ireo Cash Point sy mpanjifa Orange Money eny amin'ireto masoi...
06/08/2026

Afaka manakalo solde ho vola na vola ho solde Orange Money ireo Cash Point sy mpanjifa Orange Money eny amin'ireto masoivoho ACEP Madagascar ireto :

* Anosisoa
* Andravoahangy
* 67 Ha
* Ambanidia
* Ambositra
* Ihosy
* Majunga Be
* Antanimasaja
* Baobab city
* Fianarantsoa

💰Manomboka amin'ny 50.000 Ar ka hatramin'ny 20.000.000 Ar

05/08/2026

📚oay lasa tsara be ny sekolinay !

✨ Homano am-pahatokisana ny fidiran'ny mpianatra.
Na ray aman-dreny ianao, na sekoly, na mpivarotra kojakojam-pianarana, ACEP Madagascar dia eo anilanao hanampy anao hanatanteraka ny tetikasanao.

📍 Raha mila fanazavana fanampiny, manatòna ny masoivoho ACEP akaiky anao indrindra na antsoy ny 034 16 548 58.

Loan service

✨ ACEP Madagascar manohana sy manosika hatrany ireo tanora ho amin'ny fahombiazanaTaratr'izany ny naha Ray Mpiahy ny and...
04/08/2026

✨ ACEP Madagascar manohana sy manosika hatrany ireo tanora ho amin'ny fahombiazana

Taratr'izany ny naha Ray Mpiahy ny andiany voalohany TAFA-RAY ao amin'ny GE-IT - Grande École de l'Innovation Technologique ny Tale Jeneralin'ny ACEP Madagascar.

🎓 Hafatra mafonja no nampitainy tamin'ireo mpianatra tamin'izany :

👉 « Ny ho avy tsy tonga ho azy fotsiny. Fa ianao no mamolavola sy mandahatra azy. »

✨ Arahabaina ianareo TAFA-RAY !

©️TOVO CAM FILM

Address

120, Rue Rainandriamampandry, Faravohitra
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:00
Tuesday 08:00 - 17:00
Wednesday 08:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 17:00
Friday 08:00 - 17:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when ACEP Madagascar posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to ACEP Madagascar:

Shortcuts

Share

Category