24/02/2020
Bonjour à tous. 😊
Androany tsika dia hiresaka ny : MLM na marketing relationnel 👀
Malaza be izy io amin'izao fa toy ny arnaque ny fandraisany maro azy. 📛
👉Tsy anao pub izahay na ampirisika velively fa
FA anazava azy fotsiny👈
📌Ny Marketing de réseau na relationnel dia systeme de vente hafa amin'ireo systèmes traditionnels mahazatra anao (spot TV et radio). ✅
Mazava hoazy fa ny vola ana ze nvidy anle services na produit no anakaramana ny olona ao.
Fa toy ny any orinasa rehetra ihany anefa izany. ohatra kely : raha manao commercial enao anaty orinasa maninona no tsy mitaraina hoe mapiditra vola hoany le any ambony fotsiny ? Ny vola ana vente ihany manko no anakaramana anao ka raha orinasa tsy mahavita vente mihintsy dia tsisy anakaramana anao eo c'est simple. ✅
📌Fixeny orinasa ny karama raisinao dia ohatrany manana sécurité d'emploi ianao (fa saingy roasiny enao farany rehefa incompétent) fa aminy MLM dia izay vente vitanao na parrainage ataonao ny andraisanao vola dia tsy androaka anao zany izy na tsy mavita vente mintsy ary ianao. Ka asa ohatrany asa rehetra ilay izy (samy manana ny safidiny ka aleo tsy mifanaratsy).
Ary mahaiza re tompoko manavaka ny atao hoe système pyramidale na pyramide de ponzie aminy marketing de reseau ah, manaova recherche fa aza mionona aminy facebook fotsiny.✅
Farany ny boky "l'entreprise du 21ème siècle" nosoratany Robert T. Kiyosaki dia midoka ny hatsaran'ny Marketing de réseau ho toy ny systèmes de vente mety ahomby indrindra amin'ity 21ème siècle ity🆓
Aza adino ny mipartage ny pejy amin'ireo namana mba ahazoany ireo toro-hevitra maro mbola ho zaraina. ☺😉
⛔marihana fa ny hevitry ny pejy manokana no ho publiena eto ka na lainga na marina dia zay tinay io😅 Manaova recherche rehefa misy doute 😏
Dia mialatsiny indrindra amin'ilay teny mifangaroaro be⛔