i-ndrana 643

i-ndrana 643 Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from i-ndrana 643, Financial service, Lot II J 1/AA Morarano Alarobia Antananarivo, Antananarivo.

i-ndrana 643, le nouveau service de prêt de la PAMF, accessible en un appel, vous offre un financement rapide et vous aide dans la concrétisation de vos projets personnels et professionnels !

📞 Antsoy ny 643 raha te hahafantatra ny tolotra amin'ny fanomanana ny hoavin'ny zanakao ianao
26/08/2026

📞 Antsoy ny 643 raha te hahafantatra ny tolotra amin'ny fanomanana ny hoavin'ny zanakao ianao

Ny fanomanana ny taom-pianarana vaovao dia fotoana iray ihany koa hiheverana ny hoavin’izy ireo. 🚀
Fianarana, tetikasa, nofinofy… zava-dehibe avokoa ny dingana tsirairay amin’ny fanomanana ny lalana ho diaviny. Amin’ny alalan’ny Épargne Avenir Enfant/Education, afaka manangona tsikelikely tahiry natokana ho an’ny hoavin’ny zanakao ianao;
Anio, tsy ny fianarana ihany no omaninao, fa manampy azy hanorina ny ampitso ihany koa. 💙
📍Manatòna ny masoivoho PAMF akaiky anao raha mila fanazavana fanampiny, na antsoy ny i-ndrana 643

📞 Antsoy ny 643 raha te hisitraka ny tolotra Crédit Scolaire hanomananao ny taom-pianarana vaovao
19/08/2026

📞 Antsoy ny 643 raha te hisitraka ny tolotra Crédit Scolaire hanomananao ny taom-pianarana vaovao

🎒 Atomboy dieny izao ny fanomanana ny taom-pianarana vaovao !

Saram-pianarana, fitaovam-pianarana sy kojakoja ilaina… milamina ny fiatrehana ny taom-pianarana vaovao . Miaraka @ ny Crédit Scolaire ny PAMF mahazoa findramam-bola hatramin'ny 20 000 000 MGA na efa mpanjifa PAMF ianao na tsia.

Satria mendrika ny hiomanana tsara ny fianarana. 💙

📞 Raha mila fanazavana fanampiny, manatòna ny masoivoho PAMF akaiky anao na antsoy ny i-ndrana 643

12/08/2026

Fidiran’ny mpianatra milamina miaraka ! 🎒

Tsy vitan’ny hoe afaka misitraka ny tolotra "crédit scolaire" ianao fa mety hahazo fanomezana ihany koa.

🎁1.500.000 Ar no hozarainay
🏠 Manatona ny masoivoho PAMF akaiky anao ary ataovy dieny izao ny fangatahana
🗓 Lalao manan-kery hatramin’ny 28 septambra 2026

i-ndrana 643

LALAO TAPOLAKA GLADY : TIMELESS ‼️🎟️Mandraisa anjara hahafahanao mahazo tapakila👉 Mpandresy 25 no hisarihana ary hahazo ...
10/08/2026

LALAO TAPOLAKA GLADY : TIMELESS ‼️
🎟️Mandraisa anjara hahafahanao mahazo tapakila
👉 Mpandresy 25 no hisarihana ary hahazo tapakila 2 avy.

VAOVAO GLADY BE !

Andao ary hiara-hiaina fotoana mamy miaraka amin’ny "TAPOLAKA GLADY - TIMELESS"

📹 Manaova vidéo 30 secondes mandihy amin'ny hiran'i Rossy "Ramalala" (version originale na remix). Alefaso ao amin'ny kaontinao izany ary araho ireto fepetra ireto :

✅ Ataovy public ny profil sy ny publication anao (TSY VERROUILLE)
✅ Tag-eo ny pejin'ny PAMF Madagascar ao amin'ilay publication
✅ Rehefa vita izany dia mametraha commentaire eo ambanin'ity publication ity hanamafisana ny fandraisanao anjara.

⚠️ Horonantsary iray ihany no azon'ny mpandray anjara atao. Ny famoahana horonantsary mihoatra ny iray dia hitarika fanilihana avy hatrany.

🏆 Ireo horonantsary 25 mahazo réactions betsaka indrindra no ho voafidy ho mpandresy.

🎟 Mpandresy 25 no hahazo tapakila 2 avy

📅 Fandraisana anjara : 09 aogositra hatramin'ny 17 aogositra amin'ny 12 ora atoandro

Anjaranao izao! Asehoy ny talentanao 🎉

i-ndrana 643

i-ndrana 643, tolotra omen'ny PAMF Madagascar, manohana sehatra rehetra 🤝Tontosa soamantsara androany ny valan-dresaka h...
30/07/2026

i-ndrana 643, tolotra omen'ny PAMF Madagascar, manohana sehatra rehetra 🤝

Tontosa soamantsara androany ny valan-dresaka ho an'ny mpanao gazety mikasika ny fankalazana ny tsingerin'ny taonan'ny RDJ 96.6 FM , izay fotoana hanatanrehana seho goavana miaraka amin'ny Shyn & Denise .

i-ndrana 643 dia manohana ireo mpandraharaha malagasy, anisan'izany ny RDJ 96.6 FM , orinasa tanora sy mavitrika, izay nanorina ny lalany tamin'ny alalan'ny fandraharahana sy ny fanavaozana. Toy izany koa i Denise, izay tsy vitan'ny hoe mpanakanto manana ny lazany, fa vehivavy mpandraharaha ihany koa. Mifanaraka tanteraka amin'ny vina amin'ny alalan'ny fandaharanasa WEFI CODE, izay manohana sy mampiroborobo ny fandraharahana ataon'ny vehivavy, izany fiaraha-miasa izany 🩵

📅 Manome fotoana antsika hiaraka hifety amin'ny 02 aogositra eny amin'ny Palais des sports Mahamasina, manomboka amin'ny 10 ora maraina.

Faly miarahaba an'i Miranto nandresy tamin'ny lalao nokarakaraina teto amin'ny pejy ! 🎉Izy no mahazo ireo tapakila 🎟 hij...
29/07/2026

Faly miarahaba an'i Miranto nandresy tamin'ny lalao nokarakaraina teto amin'ny pejy ! 🎉

Izy no mahazo ireo tapakila 🎟 hijerena Shyn&Denise amin'ny 02 aogositra ho avy izao.

🔔 Manaraha tsy tapaka ny pejy hahafantaranao ireo hetsika rehetra handraisanay anjara !

PAMF Madagascar

📣 Andao hijery Shyn & Denise hiaraka aminay🎟 Tapakila-5 no hozarainay ka izay commentaire be réactions indrindra no mand...
27/07/2026

📣 Andao hijery Shyn & Denise hiaraka aminay

🎟 Tapakila-5 no hozarainay ka izay commentaire be réactions indrindra no mandresy.

👉 Identifie-o anaty commentaire ireo namanao ary zarao ny publication.

📅 Fandraisana anjara hatramin'ny Alarobia 29 jolay amin'ny 12 ora.

PAMF Madagascar

i-ndrana 643 manohana ireo sehatra rehetra 🤝Manohana ireo mpandraharaha tsy ankanavaka mba hamiratra eo amin'ny sehatra ...
24/07/2026

i-ndrana 643 manohana ireo sehatra rehetra 🤝

Manohana ireo mpandraharaha tsy ankanavaka mba hamiratra eo amin'ny sehatra misy azy izahay.

Araho tsy tapaka ny pejy fa hisy lalao sy fanomezana 🎁

📞 Azonao antsoina avy hatrany ny laharana 643 raha mila fampindramam-bola

PAMF Madagascar

Ho anao mpandraharaha, orinasa mandinika sy salantsalany mila fampindramam-bola‼️Ato amin'ny i-ndrana 643 mahazoa famats...
15/07/2026

Ho anao mpandraharaha, orinasa mandinika sy salantsalany mila fampindramam-bola‼️
Ato amin'ny i-ndrana 643 mahazoa famatsiam-bola hatramin'ny 600.000.000 Ar
📞Antsoy fotsiny ny laharana 643...
Dia manatona anao ny fampindramam-bola

📅 Alahady 02 Aogositra 2026⌚ Manomboka amin'ny 10 ora
14/07/2026

📅 Alahady 02 Aogositra 2026
⌚ Manomboka amin'ny 10 ora

Tongasoa ny i-ndrana 643 mpanohana ofisialy ny hetsika 23 ans RDJ 96.6 🎂 Palais des Sports 💙

Mankasitraka ny PAMF, première agence de microfinance💰

Ny tapakila dia azonao jifaina ety amin’ny RDJ Analakely sy ao amin’ny
https://kitaza.mg/events/shyndenise

Address

Lot II J 1/AA Morarano Alarobia Antananarivo
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:00
Tuesday 08:00 - 17:00
Wednesday 08:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 17:00
Friday 08:00 - 17:00
Saturday 08:00 - 12:00

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when i-ndrana 643 posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to i-ndrana 643:

Shortcuts

Share