28/09/2024
🌞 Salama Jiaby, Faran’ny herinandro indray miaraka amin’ny ekipa ASSUR ! 🌞
Miaraka aminay? Ataontsika falifaly be ny Polisy sy Zandary Motara fa feno tsara ny taratasin’ny fiara sy ny moto anao rehefa handeha hivoaka kely ny Tanàna iny.
🔹 Aza misalasala ary miantso momba ny ny fiantohana anao sy ny fiara na/sy moto anao:
* Vidiny mora : mahazoa ny tolotra mora indrindra ave amin’ireo vondrona mpiantoka misy eto amintsika;
* haingana : adin’ny iray voaatitra any aminao .
* Mivoha 24/7 : Eny, na izao faran’ny herinandro izao aza dia afaka antsoina izahay.
🔹 Laharana azo iantsoana anay (antso sy whatsapp) !
* 📞 038 80 199 22
* 📧 [email protected]
(Sary fanehoana nindramina hita tany ho any)