Epargne Pour Tous

Epargne Pour Tous Epargne pour tous, SMMEC AGENCE VONJY

16/09/2026

🌀Tsiahy kely niaraka tamin'i Antso Bomaka tamin'ny 2

🎁🎁🎁 Loka maro be ho an'ireo manao TAHIRY .

🫵 Andiany faha 4 izy zao ; afaka mbola manao TAHIRY SMMEC ianao dia mahazo loka Be ! ❤️🎁🎁🎁

15/09/2026

🌀 Toerana misy ny SMMEC Alarobia

🌀 VOLA ▶️ Mafy ny mitady vola ; ▶️ Vola no hozatry ny fiainana;▶️Vola no maha Rangahy 😥 Io vola io ihany koa anefa no fo...
27/08/2026

🌀 VOLA

▶️ Mafy ny mitady vola ;
▶️ Vola no hozatry ny fiainana;
▶️Vola no maha Rangahy

😥 Io vola io ihany koa anefa no fototry ny olana ao antokantrano .

🆙 Amin'ny 18 Septembre 2026 dia hisy fanabeazana ara-bola fohy eny amin'SMMECMEC Alarobia ; amin'ny 1ora 30 .

" vola tsara tantana ; hoavy milamina "

Inty ary ny rohy na "lien" hahafahana manoratra anarana ⬇️⬇️

https://docs.google.com/forms/d/e/1FAIpQLScO1zBjTJfjA48hScrzYb45nkupdv1xm257ExeLGKXpLD-xsw/viewform?usp=header

26/08/2026

🛜 FANABEAZANA ARA-BOLA LEHIBE
18 Septambra 2026 ; 13h30 ,
SMMEC Alarobia .
1️⃣ Ho an'iza ?

⏭️ Ho an'ny olona tsotra rehetra ; maniry te hivelatra amin'ny seha-piariany .
⏭️Ho an'ireo Mpianatra rehetra nianatr'asa teo anivon'ny SMMEC .

2️⃣ Fampiofanana :

■ Fanabeazana Ara-bola ; tsotra ,mora raisina , azo ampiasaina eo fiainana avy hatrany .
■ Fampiasana ny IA eo amin'ny sehatry ny fiainana andavanandro .
■ Fanoroana ireo fomba tsotra hanatsarana ny teny vahiny .

3️⃣ Tanjona :
Olona mahay mitantam-bola ; mamorina Asa ho azy sy ny hafa .

4️⃣ Mila misoratra anarana mialoha ;
0332388810 - 03350 888 57/58

⚪⚫🔴" ho fanatsarana ny fari-piainanao"

Ity ilay lien hisoratana anarana tompoko

https://docs.google.com/forms/d/e/1FAIpQLScO1zBjTJfjA48hScrzYb45nkupdv1xm257ExeLGKXpLD-xsw/viewform?usp=header

🏍️ MOTO  azo aloa tsikelikely ny vidiny ao amin'ny SMMEC .🌀 Tel :  0332388810 -          033 50 888 57/58✅ Zavatra ataon...
12/08/2026

🏍️ MOTO azo aloa tsikelikely ny vidiny ao amin'ny SMMEC .

🌀 Tel : 0332388810 -
033 50 888 57/58

✅ Zavatra ataonao :

🫱 Manokatra kaonty SMMEC ( jereo taratasy ilaina eo ami'ny sary tompoko)
🫱Petra-bola 10% ny vidin'ny Moto
🫱Jereo ny vidin'ny Moto tinao ao amin'ny TVS Madagascar By Funbikenbike etsy Ambodivoana

🤝 Tsara tonga dia miantso tompoko !

🌀 Prêt Scolaire SMMEC ".  ....; hoavy milamina "
28/07/2026

🌀 Prêt Scolaire SMMEC
". ....; hoavy milamina "

27/07/2026
19/07/2026

Address

Avaradoha
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Epargne Pour Tous posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share