TECNO Mobile

Website

TECNO Mobile Page officielle de la Marque TECNO à Madagascar.

Efa vitsy kely sisa ny TECNO SPARK 50 ato aminay ô! 👀🔥Ho an’izay efa nieritreritra haka azy, izao angamba ilay fotoana 😍...
20/10/2026

Efa vitsy kely sisa ny TECNO SPARK 50 ato aminay ô! 👀🔥

Ho an’izay efa nieritreritra haka azy, izao angamba ilay fotoana 😍📱

📩 Manorata amin’ny hafatry ny pejy raha hanao commande.
💬 Prix en commentaire.

PSG sa Barça ? 👀🔥Avoahy dieny izao ny pronostic, fa aza rehefa resy vao hoe « tsy nijery match aho » ! 😂🎁 **TECNO T354 i...
20/10/2026

PSG sa Barça ? 👀🔥
Avoahy dieny izao ny pronostic, fa aza rehefa resy vao hoe « tsy nijery match aho » ! 😂

🎁 **TECNO T354 iray no ho azon’ny tsara vintana !**

⚽ Soraty ao amin’ny commentaire ny score eritreretinao : **PSG … – … Barça** 👇
⏰ Anio amin’ny **22h**, ora Madagasikara.

Partageo amin’ny namanao mpankafy baolina fa andao hifampihantsy kely ! 😏⚽

🎮🔥 GAMERS MALAGASY, MAMPIREHAREHA ! 🇲🇬Nos joueurs malgaches brillent à l'international ! 👏😍Fa ianao kosa, rehefa milalao...
20/10/2026

🎮🔥 GAMERS MALAGASY, MAMPIREHAREHA ! 🇲🇬

Nos joueurs malgaches brillent à l'international ! 👏😍

Fa ianao kosa, rehefa milalao jeux vidéo…

😎 Pro gamer
😂 Joueur du dimanche
🤣 Maty foana fa tsy mety kivy !

🎮 Inona ny jeu tena mahazatra anao ?

👇 Alefaso ao amin'ny commentaire !

📱😍 Rehefa fluide tsara ny écran, hafa mihitsy ny plaisir mampiasa téléphone !Avec le TECNO SPARK 50, profitez d’un écran...
19/10/2026

📱😍 Rehefa fluide tsara ny écran, hafa mihitsy ny plaisir mampiasa téléphone !

Avec le TECNO SPARK 50, profitez d’un écran 120 Hz, jusqu’à 12 Go de RAM et d’une batterie de 6 700 mAh ! 🔋🔥

🤔 Ary ianao, inona no tena important aminao : écran fluide sa batterie maharitra ?
👇 Lazao ao amin’ny commentaire !

😍📱 Rehefa miditra boutique hividy téléphone vaovao ianao, inona no fanontaniana voalohany apetrakao amin'ny vendeuse? 🤔😂...
17/10/2026

😍📱 Rehefa miditra boutique hividy téléphone vaovao ianao, inona no fanontaniana voalohany apetrakao amin'ny vendeuse? 🤔😂

💰 Prix ohatrinona?
📸 Tsara ve ny caméra?
🔋 Maharitra ve ny batterie?
💾 Firy Go ny mémoire?
🎁 Sa hoe misy cadeau ve? 🤣🤣

🔥 TECNO CAMON 50 Pro, efa manintona maso sahady! 😍📱

👉 Iza amin'ireo no tena priorité-nao rehefa mividy finday? 👀👇

Fa aza hoe « Prix azafady » daholo an! 😭😂

😍✨ Raha omena safidy IRAY ianao androany, inona no tena ilainao indrindra? 🤔❤️💰 Vola be💼 Asa tsara🏠 Trano❤️ Fitiavana🙏 F...
16/10/2026

😍✨ Raha omena safidy IRAY ianao androany, inona no tena ilainao indrindra? 🤔❤️

💰 Vola be
💼 Asa tsara
🏠 Trano
❤️ Fitiavana
🙏 Fahasalamana
📱 TECNO SPARK 50

🤣 Fa aza atao hoe TECNO daholo sao lazaina fa mitady cadeau eee! 😂🎁

👇 Apetraho ao amin'ny commentaire ilay safidinao! 😍🔥

Safidy iray ihany an! 🤣

🤣 Misy olona tsara tarehy be amin'ny Facebook, fa rehefa mifanena eny an-dalana dia mila reconnaissance faciale vao fant...
15/10/2026

🤣 Misy olona tsara tarehy be amin'ny Facebook, fa rehefa mifanena eny an-dalana dia mila reconnaissance faciale vao fantatra! 😭😂

Fa tsy ny caméra TECNO POP 20 no diso amin'izany an! 🤣📱

👉 Iza no mahery kokoa aminareo, ny filtre sa ny maquillage? 👀😂

📱😂 1 GO d’Internet, ça te dure combien de temps ?Misy mahavita iray andro, misy ora vitsy monja… fa misy koa mbola tsy t...
15/10/2026

📱😂 1 GO d’Internet, ça te dure combien de temps ?

Misy mahavita iray andro, misy ora vitsy monja… fa misy koa mbola tsy tapitra ny café dia efa lany sahady ! 🤣🔥

Ary ianao, 1 GO mahavita firy ora aminao ? 👀👇
Alefaso ao amin’ny commentaire fa hojerentsika hoe iza no tena mandany connexion be indrindra ! 😂📱

📱😅 Téléphone à touches hono, nefa misy touche tactile koa!Tena miova mihitsy ny technologie ankehitriny an! 😂Ity ilay TE...
14/10/2026

📱😅 Téléphone à touches hono, nefa misy touche tactile koa!

Tena miova mihitsy ny technologie ankehitriny an! 😂

Ity ilay TECNO S501 💙
Écran 3.2", touche tactile, batterie 2000mAh, radio FM... Tsotra nefa misy mampiavaka azy. 👌

💰 180 000 Ar

💬 Fa ianareo aloha, mbola mahazo aina amin'ny téléphone à touches ve sa efa zatra écran tactile tanteraka? 😁

📞 032 86 465 54

🤣💦 Ny fanahinareo angaha mahazaka rano eee⁉️Fa ny TECNO SPARK 50 anay kosa mahazaka IP64 😎📱💦Misy fanahy sasany mantsy va...
14/10/2026

🤣💦 Ny fanahinareo angaha mahazaka rano eee⁉️

Fa ny TECNO SPARK 50 anay kosa mahazaka IP64 😎📱💦

Misy fanahy sasany mantsy vao lena kely dia lasa manjavona , mody adala 🤣🏃‍♂️💨

⚠️ *Attention : IP64 dia résistant aux éclaboussures, fa tsy waterproof ka tsy azo alentika anaty rano.*

📱 TECNO SPARK 50 🔥
💬 Prix en commentaire !

Address

Antananarivo

Opening Hours

Monday 08:00 - 16:30
Tuesday 08:00 - 16:30
Wednesday 08:00 - 16:30
Thursday 08:00 - 16:30
Friday 08:00 - 16:30
Saturday 09:00 - 13:00

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when TECNO Mobile posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share