Asa Azo Antoka

Asa  Azo Antoka FAMPIANARANA ASA EN LIGNE. MISY 1)LIEN FISORATANA ANARANA AO
2)MISY VIDEO MANORO LALANA IREO

01/12/2025
26/11/2025
Timebucks indray aloh zao no site tena mipayer sy azo antoka tsara no tsy be discipline. Ahazoana $5 à $10 no mihoatra i...
26/11/2025

Timebucks indray aloh zao no site tena mipayer sy azo antoka tsara no tsy be discipline.
Ahazoana $5 à $10 no mihoatra isan'andro eo eo
-Tsara kokoa raha compte etranger no hiasa mba afahana manao survey izay tena be karama no asa mora hatao @ resaka **click en ligne** , izany hoe mampiasa Proxy. ex( USA, Canada)
-Tsara raha olona efa mahay ny asa tsara, na mpampianatra manokana afaka manao suivi, no manoro anao mba tsy handanina Vola sy Fotoana fotsiny.
-Ny mampiavaka azy @ site hafa aloha hatreto dia tsy mora bloquée ny compte na manao erreur aza ianao indraindray oh: ( adino ny namelona proxy)
-Tsy mila manao demande retrait fa halefany Automatique isan-kerinandro ny karamanao rehefa vita ny Verification KyC

02/10/2023

Toy izao ny resaka nifanaovako tamin'olona hahantra mandrakizay raha tsy miova...

▶️Fa maninona ianao no tsy miasa?
❌Satria tsy mahita asa aho kooo

▶️Maninona raha mitady asa?
❌Aiza nefa no hahita e?

▶️Maro be ny tolotr'asa eny rehetra eny, na ao anatin'ireny groupe Facebook ireny aza dia efa be dia be ny offre!
❌Ka za anie tsy manana traikefa e (expérience)

▶️Maninona ary raha manao asa tsy mitaky traikefa aloha e? Na maninona raha manao stage aloha mha hahazahoana expérience?
❌ Ny mahasosotra amin'ireny anie kely karama loatra e, sady mandany fotoana be nefa ataon'ny orinasa boto.

▶️Ny traikefa anie no zava-dehibe e, tsy aleo mahazo kely toy izay tsy manao n'inona n'inona?
❌Tsy mety amiko zany asa kely karama zany, asa be karama zao no tadiaviko.

▶️Ny karama be anie mitaky diplaoma sy traikefa be e, mila mianatra sy manao concours zany ianao...
❌Efa tsy amin'izany intsony ny saiko, efa ny hahazo vola zao no imasoako

▶️Ary raha manao varotra indray ary e? Na manao bizna, asa-tena...
❌Ny olako anie : tsy manana fonds amin'izany aho e

▶️Be dia be zao no te hampiasa vola raha tsara projet ianao...
❌Tsy mety amiko izany mitrosa zany, lafo be ny zana-bola amin'izao

▶️Ary raha mitady mpiara-miombon'antoka?
❌ Ka ny olana dia tsy misy azo hitokisana mihitsy ny olona amin'izao ry M. Ratsimba ah

▶️Sady tsy te hiasa zany ianao no tsy mety aminao koa ilay fandraharana?
❌ Ka ilay sécurité eto amin'ny tanana koa anie mahamay be e, tery zao ny cash point voaroba tamin'ny volana sekkktambra...

▶️Dia tsy anao n'inona n'inona izany? Dia inona ihany ary izany no mety aminao ity?
❌Mila vonjy aminao aho fa tena tsy misy laoka mihitsy izahay androany hariva....

-------------------------------------------------------------------------------------------------------

Mifohaza namana ah
Hampangino ny saina mpitady excuse dia asaivo miteny amin'izay ny saina mpamorona solution

Tsy mbola nisy be excuses tafita amin'ny fiainana
Zaro ny sainao tsy hamorona excuse

Hey, mitsangàna, batao ny fandriananao dia mandehana.

Tsara ity alatsinainy ity

Azo hatao asa fivelomana tsara aloha jusqu'zao ny sproutgigs.
15/09/2023

Azo hatao asa fivelomana tsara aloha jusqu'zao ny sproutgigs.

Ho an'izay nanao inscription t@ lien tato @ page. Misy   techniq vitsivitsy azo zaraina ho anareo ireto fa midira  . Mil...
14/09/2023

Ho an'izay nanao inscription t@ lien tato @ page. Misy techniq vitsivitsy azo zaraina ho anareo ireto fa midira .
Mila ny nom d'utilisateur alohan'andefako azy(izay nanao inscription t@ lien ihany

😄 Za ilay hoe tsipika kely iray aza dia non satisfait, rehefa tena maika iny hanenjika $1 de de tsy verifier intsony ny ...
07/09/2023

😄 Za ilay hoe tsipika kely iray aza dia non satisfait, rehefa tena maika iny hanenjika $1 de de tsy verifier intsony ny fandrika madinidinika😊

😂 Aza hatao 1mn kosa rangah le asa na dia efa expert aza nareo an 😁miaraka bloké eto nge tsika mianakavy é
05/09/2023

😂 Aza hatao 1mn kosa rangah le asa na dia efa expert aza nareo an 😁
miaraka bloké eto nge tsika mianakavy é

Address

Atsimondrano Soavina Lot Sv 62 Vahilava
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Asa Azo Antoka posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share