ACEP Academy

ACEP Academy ACEP Academy, une initiative d' ACEP Madagascar pour apprendre, entreprendre et bâtir l’avenir.

Nanomboka anio ary hitohy ny 24–25 Aprily, ny Speed Recruiting  ACEP Madagascar, iarahana amin’ny Flash Events  ao amin’...
23/04/2026

Nanomboka anio ary hitohy ny 24–25 Aprily, ny Speed Recruiting ACEP Madagascar, iarahana amin’ny Flash Events ao amin’ny Palais des Sports Mahamasina.

👉 Koa andao àry hiaraka hitondra fahombiazana azo tsapain-tanana ho anao, ho an’ny ACEP Madagascar, ary indrindra ho an’ireo mpanjifa.

📍 Toerana : Palais des Sports Mahamasina
🗓️ Daty : 23 – 24 – 25 Aprily 2026
📌 Stand : 15 – 16

💼 Ento ny CV-nao ary tongava mihaona mivantana amin’ny ekipa!

"Tolotr'asa ho anao" ! SPEED RECRUITING 👉 'Ndao hiaraka hitondra fahombiazana azo tsapain-tanana ho anao sy ho an'ny ACE...
20/04/2026

"Tolotr'asa ho anao" ! SPEED RECRUITING
👉 'Ndao hiaraka hitondra fahombiazana azo tsapain-tanana ho anao sy ho an'ny ACEP Madagascar ary indrindra ho an'ireo mpanjifa.

Misy tolotr'asa maro nomanin'ny ACEP Madagascar ho anao mandritran'ny Salon Emploi & Formation / ASA izay karakarain'i Flash Events .
📍 Ao amin’ny Palais des Sports Mahamasina
🗓️ 23 - 24 - 25 Aprily 2026
📌 Stand 15 - 16

💃🏻Raha mahaliana anao izany dia ento ny CV anao amin'io fotoana io



🤩 ACEP Academy  mandray anjara amin’ny Salon Emploi & Formation / ASA izay karakarain'i Flash Events 📍 Ao amin’ny Palais...
16/04/2026

🤩 ACEP Academy mandray anjara amin’ny Salon Emploi & Formation / ASA izay karakarain'i Flash Events

📍 Ao amin’ny Palais des Sports Mahamasina
🗓️ 23 - 24 - 25 Aprily 2026
📌 Stand 15 - 16
Misy tolotr'asa maro nomanin'ny ACEP Madagascar ho anao mandritra io fotoana io.

💃🏻Any amin'ny Palais des Sports izany ny fotoana e.

🌿Mirary fetin'ny P***a feno fifaliana  🤍Enga anie hitondra fanantenana ✨ sy fiainam-baovao 🌱 ho anao sy ny ankohonanao i...
05/04/2026

🌿Mirary fetin'ny P***a feno fifaliana 🤍

Enga anie hitondra fanantenana ✨ sy fiainam-baovao 🌱 ho anao sy ny ankohonanao izao P***a izao.

***a ***a

🤩ACEP Academy mandray anjara mavitrika amin'ny hetsika "Journée découverte des métiers izay karakarain'ny STEAM Hub 📍ao ...
26/03/2026

🤩ACEP Academy mandray anjara mavitrika amin'ny hetsika "Journée découverte des métiers izay karakarain'ny STEAM Hub
📍ao amin'ny Palais des Sports et de le culture Mahamasina
🗓️ny 28 Martsa 2026 ho avy izao.

🤗Hizara sy hianatra momban'ny fitantanam-bola mahomby isika mandritra izany koa masasa anao àry.
Ianareo sisa no andrasana !!

16/03/2026

Ao anatin’ny Global Money Week sy ny Volan’ny Vehivavy, dia nanatanteraka hetsika fanabeazana ara-bola ho an’ny tanora vehivavy i ACEP Academy sy i Human Key.

Ny tanjona dia ny hanomezana azy ireo fototra ilaina amin’ny fitantanana ara-bola, hahafahany mahafantatra bebe kokoa ny lanjan’ny fitahirizana vola, ny fandrindrana ara-bola ary ny fandraisana fanapahan-kevitra tsara.

Satria rehefa omena fahalalana sy fitaovana ara-bola ny tanora vehivavy ankehitriny, dia manampy amin’ny fananganana vehivavy mahaleo tena sy mpandraharaha matoky tena rahampitso.

Ato amin’ny ACEP Madagascar, mino izahay fa lakilen’ny fahaleovantena sy ny fampandrosoana maharitra ny fanabeazana ara-bola.


——————————————————————-

Dans le cadre de la Global Money Week et du Mois de la Femme, ACEP ACADEMY et Human Key ont organisé une session d’éducation financière dédiée aux jeunes femmes.

L’objectif : leur transmettre des bases essentielles en gestion financière, afin de mieux comprendre l’importance de l’épargne, de la planification financière et de la prise de décisions éclairées.

Parce que donner aux jeunes femmes les connaissances et les outils financiers aujourd’hui, c’est contribuer à construire des femmes autonomes et des entrepreneures confiantes demain.

Chez ACEP Madagascar, nous restons convaincus que l’éducation financière est un levier puissant d’autonomisation et de développement durable.

Address

5FQH+HF
Antananarivo
101

Telephone

+261389895560

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when ACEP Academy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to ACEP Academy:

Share