Fitaizana araka an'Andriamanitra

Fitaizana araka an'Andriamanitra Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Fitaizana araka an'Andriamanitra, Financial planner, Antananarivo.

16/10/2022

Orin'asa matanjaka sy mahery vaika ny tokantrano iray raha toa ka mahatamana sy salama ara-piaraha-monina.
Mahomby sy tahiana ary mivelatra ny mpikambana tsirairay ao anaty tokantrano tahaka izany.

Ndao ho tratrarina ny tanjona miaraka amin'ny fanampian'ny Fanahy Masina
Dada sy neny mifanaja
Zanaka manaja ray aman-dreny
Ray aman-dreny modely tsara ho an'ny zanaka

"Izay tahianao Jehovah รด, dia ho voatahy mandrakizay"

Abonnez vous ary aza adino ny manasa ny Ray aman-dreny, ny zanaka, ny namana, ny futur parent ihany koa mba hi s'abonner amin'ity pagentsika ity
Fitaizana araka an'Andriamanitra

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fitaizana araka an'Andriamanitra posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share