Manonga Vola

Manonga Vola 📈 Analyse des marchés
📊 Trading Forex & Indices
💰 Gestion du risque
🎯 Éducation financière

Be Patient 🧘🏿‍♂️Ilana fotoana ny zavan-drehetra Ka ataovo ankafaliana na mafy na sarotra ny lalanaDifficile ne veut pas ...
11/09/2026

Be Patient 🧘🏿‍♂️

Ilana fotoana ny zavan-drehetra
Ka ataovo ankafaliana na mafy na sarotra ny lalana

Difficile ne veut pas dire impossible
Les grands chemins ont tous des obstacles
Crois en toi et tout devient possible
🫅🏾

Vola

10/09/2026

THANKS
GUYS
GOD BLESS
🙏🏾

07/09/2026

👋🏾Salama tsika jiaby!!

Refa tsy hita kely dia mba miezaka mikaroka izay tokony mety zaraina

Misaotra isika zay mpanaraka hatrany
Mbola ho avy indray ny vokatra zaraina Mpankafy sy mpanaraka tsy tapaka izay tia Trading
KA HARAHO HATRANY NY PEJY ZARAO ...
IZAY MANAO TSARA DIA AHAZO NY TSARA HATRANY ...

🚨Rehefa manao zavatra dia maro ny olana samihafa izay antsoiny sasany hoe sakana na problem, (sns...)  zavatra tianao at...
26/08/2026

🚨Rehefa manao zavatra dia maro ny olana samihafa izay antsoiny sasany hoe sakana na problem, (sns...) zavatra tianao atao,

🔥Ka aza matahotra mandalo dingana maro na hoe hady sarotra ianao, satria mba natao izany nohony fivoarana ara-traikefa, fa tsy sakana velively

✅Koa raha mandinika tsara ianao hoe: inona no tokony ataoko mba havitako ity zavatra ity?
Izay no fanotanina tena tokony hipetraka rehefa anantontosa zavatra...

⚠️KOA AZA AVELA NY TANJONA, NA MAFY AZA NY ADY...

🇲🇬Tsy misy voatendry hijanona ao anatin’ny tsi-fahalalana isika rehetra. ☀️Ny Masoandro aza mivoaka isan’andro mba hizar...
13/08/2026

🇲🇬Tsy misy voatendry hijanona ao anatin’ny tsi-fahalalana isika rehetra.
☀️Ny Masoandro aza mivoaka isan’andro mba hizarany ny fahazavany amin’ny zavaboary rehetra.
🤴🏾Ny tenako koa dia vonona hizara izay kely fantatro mikasika ity tontolon'ny trading ity.

Izany dia fomba iray hanehoako fa efa nandalo tao anatin’ny fahaverezam-bola sy ny lalan-tsarotra aho nandritra ny taona vitsivitsy lasa izay. Na izany aza, ny tanjona napetrako no nampijoro sy tsy nampiala ahy tamin'ity sehatra ity...

Rehefa miezaka manao izay tokony hatao isan’andro ianao mba hanatrarana ny tanjonao, dia tsapanao any am-parany fa: “Rien n'est facile mais tout est possible”

Tsapao mihitsy fa nahatanteraka zavatra izay tsy nampoizinao ho vitanao enao.
Ka aza adino fa ny tanjona no nipoirany izany
Ny tanjona dia avy amin'ny fisainana sy ny fomba fijery ny hoavinao, ka tongava saina fa ianao ihany no tompon’andraikitra feno amin’ny hoavinao, na ny tanjona nao...
Izany indrindra no manome hery anao mba hanao zavatra vaovao mba ahitanao hoe hatraiza ny fahavitan-javatra azonao atao.

⚠️Koa aza misalasala mihitsy manatanteraka ny zavatra tianao hatao!

📊XAUUSD🚨Analyse Fondamentale : Krizy Moyen-Orient / Hormuz ✅Bullish (safe-haven)Ny tsy fahazoana antoka (incertitude) di...
11/08/2026

📊XAUUSD

🚨Analyse Fondamentale : Krizy Moyen-Orient / Hormuz
✅Bullish (safe-haven)
Ny tsy fahazoana antoka (incertitude) dia iray amin'ireo "FOTOTRA" lehibe mampiakatra ny vidin'ny volamena, satria ny olona dia tsy tia manao "risque" amin'ny fotoana tsy azo antoka, ka izay no mahatonga ny volamena miakatra ao @ Marché...

🚨Analyse Technique : Time Frame (1H)
✅Bullish (Structure haussier)
Entry : confirmation (Dz + choch + retest ob + stctr LTF)

🚨Analysy Fondamentale : NFP - 📈NFP miakatra, miakatra DXY- 📉NFP midina, midina DXY🚨Analyse Technique : DXYMarché mbola i...
08/08/2026

🚨Analysy Fondamentale : NFP
- 📈NFP miakatra, miakatra DXY
- 📉NFP midina, midina DXY

🚨Analyse Technique : DXY
Marché mbola interne manao stucture Baissier

AUDUSD : 1h Time FrameALEO MILAMINA DE MISESY
07/08/2026

AUDUSD : 1h Time Frame
ALEO MILAMINA DE MISESY

🚨ANALYSE TECHNIQUE (AT): 1️⃣ENTRY : Anticipation ( Sans confirmation )2️⃣ENTRY : Confirmation (BSL, CHOCH, RETEST OB or ...
05/08/2026

🚨ANALYSE TECHNIQUE (AT):

1️⃣ENTRY : Anticipation ( Sans confirmation )
2️⃣ENTRY : Confirmation (BSL, CHOCH, RETEST OB or Sz)

NY fidirana voalohany dia tsatoka
Ny fidirana faha-roa kosa nisy fampahafantarana fa hidiny ny GRAPHIQUE

🚨AT : dia fijerana ny fidirana sy fandalinana misy misy kokoa ao @ Graphique na Marché
Mba hafantarana izay tokony hataon'ireo trader rehetra, anisan'izany ny (Banque, hedge fund... etc)

⚠️
Izany no hoentiko maneho fa afaka ahitana confiramation mazava tsara ny Graphique rehetra...
Misy ny atao hoe " Stratégie " izay hoentin'ny Trader iray mba hafantarany tsara ny fomba fidirany ao ...

🚨SCALPING : Low Time Frame (LTF)✅Gold : XAUUSD (LTF: 5 Min)✅Analyse Technique : Smart Money Concepts (SMC)✅SMC : Qui con...
28/07/2026

🚨SCALPING : Low Time Frame (LTF)
✅Gold : XAUUSD (LTF: 5 Min)
✅Analyse Technique : Smart Money Concepts (SMC)
✅SMC : Qui consiste à imiter les méthodes des grandes
institutions ( Banques, Hedge Funds...)

🔥La méthode demande une concentration maximale,
pour gagner en rapidité et en précision...

Address

Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Manonga Vola posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category