10/07/2026
💵 Inona ny USDT?
Ny USDT, antsoina koa hoe Tether, dia vola nomerika iray natao hanakaiky hatrany ny sandan’ny dolara amerikana.
✅ 1 USDT ≈ 1 dolara amerikana
Tsy toy ny Bitcoin, izay mety hiakatra na hidina be ny vidiny, ny USDT dia matetika ampiasaina amin’ny:
🔹 fandefasana vola haingana
🔹 fandraisana vola avy any ivelany
🔹 fitahirizana vola amin’ny sandan’ny dolara
🔹 fividianana na fivarotana vola nomerika hafa
🔹 fanovana vola ho ariary
📌 Ohatra:
Raha manana 10 USDT ianao, dia mitovy amin’ny 10 dolara amerikana eo ho eo izany, arakaraka ny tahan’ny fifanakalozana.
Amin’ny alalan’ny Adabo Cash, dia afaka mividy, mivarotra ary manova USDT ho ariary amin’ny fomba mora kokoa ianao.
⚠️ Hamarino tsara foana ny adiresin’ny wallet sy ny réseau ampiasaina alohan’ny handefasana USDT.
Efa nahafantatra ny USDT ve ianao? Zarao aminay ao amin’ny commentaire 👇